Tany tsy misy FANJAKANA ny tanà na !
1. lemenakely
(
18/04/2009 14:22)
Ny mpivarotra feno hatreny @ trottoir ,ny mpanendaka manao ny ataony ny andro atoandro be izao aza,ny sinoa mamoaka vato sy volamena eny @ aéroport tsy misy quoi ....Ganagana mandro ka samy manao izay saim-patany !
Aminay aloha dia tany tsy misy fanjakàna i MADAGASIKARA @ izao fotoana izao ary ho sahirankirana ihany izay FILOHA ho lany eo hanarina izao gaboraraka izao
Aminay aloha dia tany tsy misy fanjakàna i MADAGASIKARA @ izao fotoana izao ary ho sahirankirana ihany izay FILOHA ho lany eo hanarina izao gaboraraka izao
novalian'i bazylou ny 18/04/2009 23:10
3. xxx
(
18/04/2009 15:47)
d ny teny radomelina fa hatao malalaka ny fidirana ao Mcar mba hisintonana ireo tourisme, d ny tourisme sexuel no hosintoniny @ zany satria b ny tsy manana asa noho ny nataony ka asaina manao makorel daholo ny sipa raha te hampidi-bola ao antokan-tranony!
4. pikatti
(
18/04/2009 16:03)
marina mitsy zany lemenakely ,zao ny fanjakan'i baroa ,zay lany eo anie voatoha fa ara-dalàna fa ty fanjakana nangalarina ty efa ritra tsisy saosy ntsony io efa mivaralila io ,
5. ravalotgv
(
18/04/2009 16:37)
de manin raha mamoka vato eny @ aeroporo nga maty i madagsikara raha miala ny vato sy ny volamena ankoatran ireo fika atsy ambadika ireo
tsss kely saina fa marenina ee
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
tsss kely saina fa marenina ee
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
6. Noue
(
18/04/2009 16:37)
mazana be zao ee! baranahana be madagasikara, k'inona moa no ataon'zareo fa dia io sez io ihany no mahamay???
7. ravalotgv
(
18/04/2009 16:42)
aleo le seza no anazy fa ny vola ho an i noue =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. Noue
(
18/04/2009 16:44)
dia avy eo lazaina fa izaho indray ve no mpangalatra??? tazomy any ny volan'lah fa tsy mila aho eee :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
9. ravalotgv
(
18/04/2009 16:51)
tsy manin fa nga reo faka manenjika an ela aneff :^) :^) :^) :^) :^)
10. pikatti
(
18/04/2009 16:54)
ravalo iza leity no kely saina raha @ zao resak'elah zao :-D :-D :-D
11. ravalotgv
(
18/04/2009 16:56)
zao no fanararaotana mipeka sipa gasy fa mora beeeee sady misy virijiny eto ambondrona :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. lemenakely
(
18/04/2009 17:38)
ravalotgv:
zao no fanararaotana mipeka sipa gasy fa mora beeeee sady misy virijiny eto ambondrona :-D :-D :-D :-D :-D :-D
N importe quoi!...
14. bazylou
(
18/04/2009 23:10)
ka nya narany azahoe ravalo ka inona no hahagaga amin'izany e!! manaraka ny rainy reny :-D :-D :-D :-D :-D
