Fahendrena ho anareo ny mipetraka kely aloha
1. essera
(
20/04/2009 09:44)
Hoy ny vazaha hoe : "on est sur le méme bateau". Ka raha rendrika io dia miaraka mihinana isika rehetra.
Toro-hevitra tsotra sady mahomby : "Aleo ra-TGV hanao ry penguin sns..." hanaporofoany ny maha-TGVendrana azy fa raha tsy izany dia tsy mivoaka tsara io raha kotabaisinareo izy. Am'zay hita tsara eo izy hoe tena vendrana marina. Manjary nareo le mivazavaza no hi-justifier-na an'lé tsy fahombiazana raha hisy...
Ka aleo aloha miaritra kely zala am le vary soa sy foza orana mendimendy d avéo hita eo e.

novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:06
2. BOYSGOSS
(
20/04/2009 10:06)
essera:
Hoy ny vazaha hoe : "on est sur le méme bateau". Ka raha rendrika io dia miaraka mihinana isika rehetra.
Toro-hevitra tsotra sady mahomby : "Aleo ra-TGV hanao ry penguin sns..." hanaporofoany ny maha-TGVendrana azy fa raha tsy izany dia tsy mivoaka tsara io raha kotabaisinareo izy. Am'zay hita tsara eo izy hoe tena vendrana marina. Manjary nareo le mivazavaza no hi-justifier-na an'lé tsy fahombiazana raha hisy...
Ka aleo aloha miaritra kely zala am le vary soa sy foza orana mendimendy d avéo hita eo e.
Tsy misy miala eo Ra-Zoky ah !!! ankoatra an'i TGV sy forongony fa aza b resaka fa tsory fotsiny raha efa manomboka matahotra.
D ataovy ihany gafy rehetra eh !!, ny nanidin'i Filoha RAVALOMANANA an'ny VIVA no motif ni-gerevena dia avy eo nihitarina nefa zao inn no nataonareo : MPITARIBATO VILAM-BAVA, efa vitan'ny filoha Anosibe niaina tanaty ny fotaka nandritran'ny taona maro santionan'io fa ny an'i TGV mba inn ? nidina 1000 fmg hono mofo hay nahidiny koa ny halehiben'ilay mofo
:-D :-D :-D
DIA TSETSATSETSA TSY ARITRA NO HILAZANA FA TSY MPANAVAKAVAKA NY TENANAY FA ALEO HAZAVA. RAVATORANO MANTSY TSY NINO FA NISY LOHAHEVITRA NAPETRAKO TETO MOMBA ILAY CEMGAM NILAZA T@ SOLDAT IRAY FA TSY MILA MALAMA LOHA IZY ARY DIA NANOME NY TENAKO OHATRA ZA HOE (NAFENIKO MOA NY APS T@ ZAY SATRIA PRIVE AMIKO LE IZY FA ETO DIA ALEO TSORIKO) "NY VEHIVAVY MIARAKA AMIKO DIA AVY ANY ATSIMO ANTSINANA (MORONDAVA) ZAH ANEFA MERINA 100% KA RAHA IZANY FANAVAKAVAHANA ZANY NO HARANGARANGA DIA AHOANA :
Harantsin-doha ny an-dRATSIRAHONANA satria n RA8 merina dia hoe tokony ho mba izy koa satria merina SAINGY IO TSY MISY MERINA NA TANINDRANA FA TANINDRAZANA NO JERENA KA REHEFA MANIMBA TANINDRAZANA DIA DEHORS NA IZA NA IZA, Ray aman-Dreninay fahiny nanohana an'i Radidy Zafy fa rehefa tsy mamely dia dehors.
3. ravatorano
(
20/04/2009 10:30)
boysgoss < mbola averiko indray fa tsy mino izany aho satria raha mijery ny stafrf cemgam amizao fotoaana izao aho dia misy "malama loha" ao ary izay no tsy hinoako ilay resaka ! izay ihany !
tsisy resaka hoe avy aiza ny vadinao na avy aiza ny vadiko ! lol !
Za tsy manakasitraka ny fahaiza manao ataon ireo marasily ireo kosa aloha satria lasa miverina indray ilay "hery famoretana" ka dia nipoapopika indray ny tifi danitra teny ampefiloha teny nentina nanaparitahana ny mpiambina an'i Manandafy izay nokasaina ho samborina !
ny tsy mazava amiko koa dia izao vao firy andro sa firy volana ny HAT no teo amin'ny fitondrana dia efa manao sy mampihatra sahady ny "jadona" : fisamborana olona maneho hevitra,fanimbana haino aman-jery sa manao vali-faty tamin'ny nahazo ny Viva izay fototra niatombohan'izao rehetra izao.
Amiko dia aleo halalaka ny eo ambohijatovo satria itako fa milamina tsisy romoromo eo aleo zareo haneho hevitra eo fa aza sakanana na asiana antsojay fa manjary mandrangitra ny hafa izay mipetraka koa eny antsisiny eny ka mahatonga azy hiditra amin'ireny vala ireny ihany koa izay efa nisy tami'ny andro'nny 13 mai.
Sarotra be ny hipetrahan'ireo "ambohijatovo" ireo aloha amizao ry essera satria efa niitatra be ilay izy tonga hatrany amin'ny faritra hafa fa tsy eto Tanà fotsiny ihany !

4. BOYSGOSS
(
20/04/2009 11:15)
ravatorano:

Tsy voatery mino ianao fa safidim-ponao manokana iny fa ny ahy fotsiny dia hoe ianao niteny t@zay hoe "ilay olona milaza ilay hevitra ary tsy miseho ka izay ka sarotra amiko ny hino izany" hoy ianao.
Ny tsy misy ny fanavakavahana dia zah sahy miteny aminao fa misy io ary misy merina sasany manao io ary misy ihany koa ny tanindrana manao io, ataoko fa ianao mahalala tsara ilay ady nataona foko roa tsy hambarako eto teny ankatso ka namonoana omby mihintsy mba hiravonany, misy koa tany Diego fa alefa mody ny merina rehetra. FATATRO FA NA IZAHO NA ISIKA ATO ANATY SERASERA DIA TSY MAKASITRAKA IO ARY NA ENY ANIVON'NY FIRAHAMONINA DIA LAS FIHANTSARAMBELATSIHY NY FIFANDRAISANA HO AN'NY SASANY SAINGY TSY AZO HODIANTSY HITA ZANY RA-RAVATORANO AH. MIAHARIHARY TAHAKA NY VAY AN-KANDRINA KA SADY MARARY NO MAHAMENARATRA RA-ZOKY BE OH!!
6. Oay
(
20/04/2009 11:59)
Misy zavatra tokony hazava é! ka tokony hisy fanadihadiana hatrany ifotony fa tsy tsaingotsangohana araka izay hilavana anazy!
noho izany d tokony mametraka fanontaniana toa izao isika:
INN NO NAHATONGA NY FIHETSIKETSEHAMBAHOAKA NANOMBOKA NY VOLANA JANOARY?
Valinteny avy @ i Manandafy:"Nisy ny fihetsikeketsehambahoaka satria mila fanovana ny lalampifidianana"(Conférence de presse teny Besarety)
NIsy ny fihetsiketsehana satria tsy afaka niteny ny mpanohitra satria 95% ny solombavabahoaka TIM, 100% lohaolona TIM izany d vokatran'ny fametrahana lalampifidianana tsy mifanaraka @ toetr'ando ary lalampifidianana ahafahan'ny mpitondra mangalabato.
Hatreto d azo ekena ny fihetsiketsehambahoaka satria tsy nisy fika azo natao hafa tsy ny fidinana andalambe mba handresena lahatra ny mpitondra mba hihaino ny mpanohitra.Mila averina amintsika ve fa nampanao référendum i Ravalomanana mba nanamafisany ny fahefan'ny prézidà.Azo eritreretina ihany koa fa raha mbola nijanonana teo i Ravalomanana d nataony izay nataon'i Bouteflika atsy alzeria, novainy ny lalampanorenenana mba ahafahany mipetraka mandrampahafatiny etsy Imanjakamiadana, efa natombony ilay izy izao satria efa kasainy hapetraka etsy Andafiavartra i ny praiminisitra Rainilaiarivony kay diso za fa Manandafy é!

7. BOYSGOSS
(
20/04/2009 13:08)
Oay:

AVERIKO ARY EH, INN NO NAHATONGA NY FIHETSEHAM-BAHOAKA TAORINAN'NY 17 MARS 2009, VAO TETEZAMITA NY FITONDRANAO DIA MISY FIHETSEHAM-BAHOAKA, TSY LAVIKO FA NISY NY TSY NETY T@ FITONDRANA NANOMBOKA REPOBLIKA FAHA-1 KA H@ ZAO FA NAHOANA ITO VAO TETEZANA FA TSY LALANA LAVA BE DIA MISY FIHENTSEHAM-BAHOAKA ?
8. Oay
(
20/04/2009 13:31)
Boysgoss normal raha manao fihetsiketsehana ny TIM satria:
_Nanao erreur ny TGV t@ ilay fomba nanaovana ilay famindrampahefana!
_Maika loatra ny TGV é!
D amiko indray d normal raha rava raim ity HAT ity satria jereo fa:
_Ny fananana natsangana nandritra ny roapolotaona aza roa volana d rava,
_Fanjakana natsangana nandritra ny fito taona aza tsy hita fa nitsaoka any afrika ny mpitondra anazy rehefa nihetsika nandritra ny roa voalana ny vahoaka!
Amiko aloha d iray vola HAT efa betsaka satria ny fito taona nitondrana aza roa volana nihetsiketsehana d nitsoaka klé!

9. penguin
(
20/04/2009 14:06)
TSY MIPETRAKA IZAHAY. TGVENDRANA TSY MAINTSY MIALA NA AHOANA NA AHOANA