Maty ozatra ny POLISY ka vonoin-dry zalahy fotsiny

1. penguin ( 21/04/2009 14:11)
Noho ity Organes efa hisontro ronono ity dia notapahan'ny olona ny ZIZY ny polisy avy eo nodorany velona ary omaly notifirin'ny olona indray nefa leiry indray no karazany faly. Maty ozatra angamba ka izao no fiafarany. Sady efa noheverina ho sivily hatrany moa ireny polisy ireny taloha fa izao vao sahalan'ny hoe anaty tafika. Aiza moa ka polisy aza haronin'ny olona paosy ary izao vonoin'ny tgvendrana.
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:48
2. tataka ( 21/04/2009 14:15)
Nataon'i Ra8 be karama hono ireny ka ny tafika indray izao no ho be karama indrindra moa fa ny CAPSAT
3. Mirananirina ( 21/04/2009 14:56)
8O 8O mampalahelo izany
4. xxx ( 21/04/2009 16:27)
izany tapaka zizi izany ve ranabavy? :*
5. molota ( 21/04/2009 17:23)
malahelo hono ny capsat+gendarme fa tsy norarahiny ra8 hono ny karaman'ry zalah dia midongy!! aleo anaovany bandy azy rehefa tsy hanao nareo. herinandro sisa no fotoana ijanonan'ny HAT eo!! ra misy ary zany!! :{
6. xxx ( 21/04/2009 18:32)
mampalahelo be ianao ramosé molota , mbola zaza fanahy tokoa ka tsy matahotra bala réel o ? tadidio anefa ramosé fa lahy tokana ny aina
7. xxx ( 21/04/2009 18:51)
Na lahy tokana na lahy roa na telo tsimaintsy mandresy ny tolona, aza manantena ho afabela aminy fanonganam-panjakana izany e, zahay nga V(vendrana) ka hanaiky fotsiny aminizao? ny amany tsiriana!
8. fijo ( 21/04/2009 21:13)
moramora ihany ry akam aisany ,fa ny mat yanie tsy mbola nisy niverina teto e
9. penguin ( 22/04/2009 06:09)
Ny maty tsy niverina fa kosa ny fisian'ny vahoaka maty voatifitra no nahazoan'izay nitondra fanjakana teto Madagasikara. Vao nipoaka ny tenin'i Tsiranana hoe TSAKITSAKY ZATO ARIVO dia taitra ny olona hoe hamono olona izany vé fa tsy hatahoranay ary niala izy. Nandeha ny 10 Août izay nilazan'i ratsiraka hoe mpitady haninika lapam-panjakana ary nisy ny maty sy naratra dia ianareo koa no manohy azy hatramin'ny faran'ny tantaran'i Madagasikara sy ny MPANAO POLITIKA MADIO REHETRA. Ny saina maloto lazaina ho saina tsara ivelany. Tsy miverina ny maty ary izay maty maty fa ny HAT TGVENDRANA TSY MAINTSY MIALA.
10. fijo ( 22/04/2009 21:48)
de asa aloha fa rah any fahitako azy tsy hiala eo izany io e.jiolahimboto nahazo toeran ave hiala eo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0746