Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
BlackGasy
(
22/04/2009 07:12)
Mitorona izao isika....
Tena mahamenatra sy mahakivy ny fivoarana eto amintsika amin'izao tsy hilaza afa-tsy ireto zavatra vitsivitsy ireto aho
- TVM miverina any amin'ny taona tsy haiko ny fijery azy sary sy feo tsy miarak...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 22/04/2009 10:18
fanou14
(
22/04/2009 06:53)
omeo fahalalahana ny mpiasan'ny TIKO
mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny rah...
tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 09:18
penguin
(
22/04/2009 06:44)
AMPAMOAKA hizahavana asa hatao. Ngah tsy efa hampandroso?
Milaza hitondra fanatsarana ny TGVendrana saingy na efa nanao FAMIN-DRAMPAHEFANA style CAPSAT aza dia resaka ampamoaka indray no asesika. Inona moa ny style CAPSAT ? Mandalo miaramila fotoana fohy dia...
tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 08:32
soanja
(
22/04/2009 06:30)
Tsy hisy tafika SADC ho avy indray hoe
Araka ity voalaza amin'ity vaovao ity dia tsy hanampy ny famerenana an'i Filoha taloha RA8 indray hono ny tafika SADC.
Ary rehefa nandinika hono ry zareo dia tsy voalaza tamin-dry zareo tanteraka ho...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 22/04/2009 08:44
molota
(
22/04/2009 06:02)
CIBLE
IO NO FIKA
AVERINA NY BLACK MONDAY
ACTION SIMULTANEE MIARAKA AM COCKTAIL MOLOTOV ARY FOTOANA IRAY NO IATOMBOHAN NY ACTION
EFA FANTATRA ZAO NY CIBLE :
AMBATOBE SY NY FIANAKAVIANY,
SAVONNERIE TROPI...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:38
essera
(
22/04/2009 04:54)
Ahoana ilay AMPAMOAKA amin'ny zoma !!!
Naheno tsara an'iny angamba ianareo omaly e ?
Teo aloha ry zalah raha nisy izany dia lasan-ko vavany fotsiny ihany tamin'ny nidiran'izay mpitondra nifanesy teo. Niala Ratsiraka dia nanamafy Zafy fa...
tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 11:48
essera
(
22/04/2009 04:18)
Retour en éclat !!! MPANARA-DALANA
Salama daholo,
Angamba samy naheno na n version avy amin'ny Hasina na avy amin-dra8 omaly ka anjarantsika ny mandray sy mino ary mahatoky izay voalaza.
Ny nanaitra kely ny saiko fotsiny dia soma...
tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 06:40
pikatti
(
22/04/2009 02:00)
NY FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA DIA NILAZA FA HO AVY
Nilaza tokoa ny filoha hajaina Ravalomanana fa ho tonga afaka herinandro vitsivitsy raha nanontanian'ny mpanao gazety tetsy Afrika Atsimo,matahotra mafy tokoa ireo tgv ary niantso an'i Frantsa saingy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:42
xxx
(
22/04/2009 01:33)
Ravalomanana: Sambo niletika.
Tena tsy sahy niverina intsony i ra8 marina. nanao sambo niletika any afrika any. Angamba efa tapitra ny saosy ka lasa manao tarzan any anaty alan'ny Afrika any, na lasa tsalo reraka any Swaziland ka ...
tohiny
novalian'i nancy ny 22/04/2009 04:19
bazylou
(
21/04/2009 23:52)
apres tim il y a tgv,
aleo indray ny tgv nohisaosy rehefa voky ny tim e!!
Ny gtt izao kay tim europe ihany dia mody mandainga eo daholo ny membre aoa miny!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 22/04/2009 06:39
Faribolana
(
21/04/2009 23:01)
Raha mbola misy
Mba mitady an'io tononkiran'i Black Jack's io azafady izay mba manana e.
"Raha mbola misy"!...
tohiny
sitlo
(
21/04/2009 22:21)
Mba ilay tena miaramila mahalala ny asany alefa ry CAPSAT!
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2009/04/nike_sat.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 22/04/2009 05:42
fijo
(
21/04/2009 22:16)
filoha
mampiomehy mahamenatra ny zava misy any amintsika,fa manana filoha roa isika izao.
ny filoh airay dia any antoerana,(filohan'ny HAT)izy dia manome baiko sy manana n yfahefan aao madagasikara.ary mife...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:45
patrick2002
(
21/04/2009 21:27)
Ravalomanana un grand MAFIA
raha jerena ny dictionnaire le petit larousse dia izao no dikany mafia
la mafia: organisation criminelle sicilienne dont les activites ,axercees par des clans familiaux soumis a une directrion colle...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 22/04/2009 16:39
xxx
(
21/04/2009 18:42)
MITOHY ANTRANY NY TOLONA
ETO ANTSIRABE, ZAHAY TSY MAHALALA IZANY HATAY ZANY NY FANTARAY DIA MIALA NY PANONGAM6PANJAKANA, MIROSO NY FIFIDIANANA, DIA HITA NY VOKATRA, MIDINA ATY AMINAY ATY MOA NAREO CAPSAT IREO FA DE HIHINANEM....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 22:04
molota
(
21/04/2009 18:19)
Tsy misy manaiky ny tsindry hazo lena tgvendrana ko etoé
nareo miaramila anié efa navadikin'ny basy maro vava éé!! ary TGvendrana nilaza sy nidradra démocratie io ko anié efa navadikin'ny vavany éé!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:54
xxx
(
21/04/2009 18:15)
Tokony hanao Fety isika Tim ato fa afak i Penguin !
Vaovao tena mahafinaritra sy lehibe izay tsy azo eritreretina sady mahafaly tokoa dia ny fahenoanay fa afaka tao amin'ny Capsat i Penguin fa tsy voatana intsony !! ny tsy fantatra fotsiny dia ny hoe n...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:09
laotsy
(
21/04/2009 17:45)
Vola sa harena ny mitia?
tô olona tsy mitov zao no betsak miaraka!
za ve no mialon sa...? ireo vehivavy tsar ten miarak @ lehilah ts sahaza azy rah n fandinihako a! mampalaelo! zay fa mba valio mlay e!...
tohiny
novalian'i laotsy ny 17/06/2009 17:17
Nanja
(
21/04/2009 16:45)
CONSPIRATION
[b]VOUS ALLEZ DECOUVRIR AUJOURD’HUI QUE NOUS ETIONS VICTIME D’UNE CONSPIRATION A TRES GRANDE ECHELLE[/b]
Ity misy [b]THESE[/b] iray hanairana ny sain’ny rehetra mba handefa lavidavit...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 00:12
Djhamhal
(
21/04/2009 15:37)
fitadiavana vaha olana haingana
amiko de ny fanaovana fifidianana faran'izay maika indrindra no vaha olana amin'zao savorovoro eto amin'ny firenena izao ;ary tokony tsy hihoatra ny enimbolana no hanaovana azy ; [u]antony[/u]:ny ban...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:57
