AMPAMOAKA hizahavana asa hatao. Ngah tsy efa hampandroso?

1. penguin ( 22/04/2009 06:44)
Milaza hitondra fanatsarana ny TGVendrana saingy na efa nanao FAMIN-DRAMPAHEFANA style CAPSAT aza dia resaka ampamoaka indray no asesika. Inona moa ny style CAPSAT ? Mandalo miaramila fotoana fohy dia mivadika afindrany any @\'i andry tgvendrana. Izao naka famindrampahefana avy amin\'ny ministra par interim daholo indray koa ry ministra tgvendrana hafa. Ny sasany azo herinandro dia afindra. Ny ampamoaka izany no hizahavana feno ny asa tokony hatao manaraka sa HIFANENJIKA izay mifanohitra amin\'ny hoe FAMPIHAVANANA.
novalian'i essera ny 22/04/2009 08:32
2. essera ( 22/04/2009 08:32)
Salut penguin,

Ny fampihavanana ho an'ny olona MIFAMALY SY TSY MITOVY HEVITRA.
Ny ampamoaka ho an'ny OLONA IZAY NANGALATRA KA AVOAKA NY POROFO NANGALARANY.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4821