Milaza hitondra fanatsarana ny TGVendrana saingy na efa nanao FAMIN-DRAMPAHEFANA style CAPSAT aza dia resaka ampamoaka indray no asesika. Inona moa ny style CAPSAT ? Mandalo miaramila fotoana fohy dia mivadika afindrany any @\'i andry tgvendrana. Izao naka famindrampahefana avy amin\'ny ministra par interim daholo indray koa ry ministra tgvendrana hafa. Ny sasany azo herinandro dia afindra. Ny ampamoaka izany no hizahavana feno ny asa tokony hatao manaraka sa HIFANENJIKA izay mifanohitra amin\'ny hoe FAMPIHAVANANA.