Retour en éclat !!! MPANARA-DALANA
1. essera
(
22/04/2009 04:18)
Salama daholo,
Angamba samy naheno na n version avy amin'ny Hasina na avy amin-dra8 omaly ka anjarantsika ny mandray sy mino ary mahatoky izay voalaza.
Ny nanaitra kely ny saiko fotsiny dia somary nalefaka kokoa ny filazan'ny ra8 omaly ny fomba hiverenany. Tsy notsindriany intsony ilay hoe amin'izao fotoana izao fa dia fampiononana sy fankaherezana no tena azo noraisiny tamin'ny fandraisany fitenenana.
Ny an'i Hasina Andriamanjato indray dia namaritra mazava ny tsy isian'izany intervention-n'ny sadeky noho ny fangatahan'olon-tokana araka ny nolazain'ireo mpikambana tao amin'ny sadely. Ka mino moa isika tsara tsy mino isika tsara.
Ny mampahonena amin'ilay tolon'ny "mpanara-dalàna" fotsiny izao dia miezaka mampitovy score amin'ny zavatra atao rehetra :
- Manao folara ny olona dia manao folara ny tena.
- Nisy fandoroana tamin'ny fotoan izao dia miezaka mandoro.
- Nisy maty tamin'ny anona dia ezahina tsy maintsy asiana maty.
Mba manana créativité fa dia efa sentier battu ange io andehananareo io e. Ka eto dia fahazoana dikan-teny malagasy no olana aminareo ry zalah mpiondana satria :
[center]"LALÀNA" afangaronareo amin'ny LALANA[/center]
[center]"Lalàna" (loi) afangaronareo amin'ny "Lalana" (rue).[/center]
[center]8O 8O[/center]
[center]Raha tokony hanara-dalàna ianareo dia manara-drenirano fotsiny ihany ka meteza ho olom-pehezina fa efa tsy mahalala ny atao intsony e.[/center]

novalian'i essera ny 22/04/2009 06:40
2. nancy
(
22/04/2009 04:25)
Io indray ilay analizin'i essera poakaty.
Zavatra nifanandrify tamin'ny circonstances ireny fa tsy hisy haka tahaka izany tgv fozaorana izany mihitsy raha mbola misaina koa. Ko raha tsy ianareo no tena filamatra amity tany ty ko...olona jiolahy ve ho alaina tahaka.
Fa ngaha ianareo irery ry anona no natao hanana foulard a.
Ireny izany ny creativiten-dry essera,....resaka jiolahy be fotsiny, nivoaka doly fa mpandoro fananan'olona, mpamono olona....avoahy eto daholo ny toetra ratsy nataonareo rehetra hiaraha-mahita eto e.
Izahay indray aloha dia nofy raha hanaiky hofehezin-dry tgvendrana izany e.

essera:
Salama daholo,
Angamba samy naheno na n version avy amin'ny Hasina na avy amin-dra8 omaly ka anjarantsika ny mandray sy mino ary mahatoky izay voalaza.
Ny nanaitra kely ny saiko fotsiny dia somary nalefaka kokoa ny filazan'ny ra8 omaly ny fomba hiverenany. Tsy notsindriany intsony ilay hoe amin'izao fotoana izao fa dia fampiononana sy fankaherezana no tena azo noraisiny tamin'ny fandraisany fitenenana.
Ny an'i Hasina Andriamanjato indray dia namaritra mazava ny tsy isian'izany intervention-n'ny sadeky noho ny fangatahan'olon-tokana araka ny nolazain'ireo mpikambana tao amin'ny sadely. Ka mino moa isika tsara tsy mino isika tsara.
Ny mampahonena amin'ilay tolon'ny "mpanara-dalàna" fotsiny izao dia miezaka mampitovy score amin'ny zavatra atao rehetra :
- Manao folara ny olona dia manao folara ny tena.
- Nisy fandoroana tamin'ny fotoan izao dia miezaka mandoro.
- Nisy maty tamin'ny anona dia ezahina tsy maintsy asiana maty.
Mba manana créativité fa dia efa sentier battu ange io andehananareo io e. Ka eto dia fahazoana dikan-teny malagasy no olana aminareo ry zalah mpiondana satria :
[center]"LALÀNA" afangaronareo amin'ny LALANA[/center]
[center]"Lalàna" (loi) afangaronareo amin'ny "Lalana" (rue).[/center]
[center]8O 8O[/center]
[center]Raha tokony hanara-dalàna ianareo dia manara-drenirano fotsiny ihany ka meteza ho olom-pehezina fa efa tsy mahalala ny atao intsony e.[/center]
3. essera
(
22/04/2009 04:40)
Ny saina ange tsy mety hanaiky ny réalité mihitsy na IZAY AZA NO ZAVA-MISY AMIN'IZAO.
Oh tsotra kely : naninona raha tsy natao folara fa natao lambaony ohatra, betsaka no azo atao ary mety tsy mila mividy akory aza.

5. essera
(
22/04/2009 05:03)
Raha tena nanara-dalàna dia "PACIFISTE HATRAMIN NY FARANY NY PRO-RA8".
Vous avez gâchés vos propres projets. Croyez-moi ouz Marc

6. xxx
(
22/04/2009 05:06)
hoy Essera
Sady inona koa moa no tokony hidiran'ny sadeky @ zao resaka izao intsony e? I M/car dia tsy membre ao @ sadeky intsony fa i ra8 irery sisa no membre ao ka izay aferany izy manokana sy ny sadeky tsy misy miraharaha.
Ny an'i Hasina Andriamanjato indray dia namaritra mazava ny tsy isian'izany intervention-n'ny sadeky noho ny fangatahan'olon-tokana araka ny nolazain'ireo mpikambana tao amin'ny sadely. Ka mino moa isika tsara tsy mino isika tsara
Sady inona koa moa no tokony hidiran'ny sadeky @ zao resaka izao intsony e? I M/car dia tsy membre ao @ sadeky intsony fa i ra8 irery sisa no membre ao ka izay aferany izy manokana sy ny sadeky tsy misy miraharaha.
7. essera
(
22/04/2009 05:43)
Raha mahatsapa tsara isika dia ny Afrikana no tena mila antsika fa tsy isika no mila azy. Resaka potentialité fotsiny dia ananantsika be dia be. Manana position stratégique tsara isika na géographiquement n'inon'inona resahina.
Raha tsy hiresaka afa-tsy swaziland aho izao : tsy afaka mihitsy ange io firenena io e, izay sady kely no mpanafatra fotsiny. Mijereva document momba an'izy io fa na ny balance commerciale'ny aza sarotra dia sarotra ny hampifandanjana azy. Tsy maintsy miankin-doha foana izy zan na tiana na tsy tiana.
Ny olana dia isika aza tsy mahafantatra an'io opportunité goavana io fa variana amin'ny fitiavan-tena sns.

8. fanou14
(
22/04/2009 05:56)
mampalahelo mintsy anie ry ambohijatovo e, mba noheveriko hoe andriana misaina hay tena faran'zay ambany indrindra , milaza fa ampihorohoro ny t@ andro TGV aiza rangaha ka olona handeha hitondra zaza marary no atao mivoaka ny auto dia robaina tsotra izao , tena manana ny manie ra8 daholo mody endry kay refa tena dinihina dia olonolopoana daholo , dia mbola milaza fa ara dalana , ny tena mahonena dia olona efa fantatra fa tsy ho avy no andrasana , mahonena satria dia vita tanteraka ny @ pro ra8 efa hivadika mfm ndray zany zao satria io no mpitarika ary efa zay no zavatra tadiaviny hatrizay ,dommage tafatsofoka tao loatra ra8 , eny na dia be aza ny ratsy natao mba mahonena ihany ra izao no fiafarana satria dia tena nopotehina manandafy tanteraka mintsy
jereo @ reny zavatra niseho t@ lundi reny vao niala tety ambohijatovo anie dia efa nilaza ry zareo fa tonga dia action ny androany zany hoe efa nomanina iny faty olona iny dia mbola manaraka ny olona tsy mba misaian @ loha fa @ rambony , dia mba oh reny ve no fomba fanehoana @ olona hoe misy maty mpiara dia aminay , hita mintsy olona faly fa tanteraka ny paik'ady mba ampidirana zao SADC zao

9. essera
(
22/04/2009 06:40)
Izao no atao hoe taratra toe-tsaina tsy handroso ary tsy hanaiky diso mandrakizay.
Raha nahavita namaky hatram farany ianao dia mba efa tsy poak'aty izay ilay dinika.
Aiza koa no isy angidina ahavita mandinika fa mitety fotsiny no hain'ireny fa tsy manan-kevitra. Ohatranareo ange izao tsy misy hevitra miposaka mihitsy e.
Ho an'izay nanaraka formation leadership sy management dia ny méthode aza efa niova hoe mba hampandroso dia : azon'ny lehibe atao ny mi-reconnaître erreur. Fa ny méthode taloha no mbola hoe : "ZAH TSY DISO ZAN FA ZAH SEFO"
Io indray ilay analizin'i essera poakaty.
Raha nahavita namaky hatram farany ianao dia mba efa tsy poak'aty izay ilay dinika.
Essera â! Aza manao lohan angidina oà toi