Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanou14, milahatra araka ny daty
fanou14 ( 22/04/2009 06:53)
omeo fahalalahana ny mpiasan'ny TIKO
mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny rah... tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 09:18
fanou14 ( 14/04/2009 08:03)
ho an'i ra8 istes
mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny : - fangalana tanin'olona ankeriny? - fanaovana monopolisation ny ppn ? - fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 08:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066