ho an'i ra8 istes

1. fanou14 ( 14/04/2009 08:03)
mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny :
- fangalana tanin'olona ankeriny?
- fanaovana monopolisation ny ppn ?
- fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny oh ny bois de rose et conssort dia izy no nanao ny exportation
- ny fangalana ny vanille, ny leitchi zay reharehan'ny malagasy fa indrisy nopotehiny tanteraka
- ny fangalany ny tanim-bary tany ambato sy ny tany antsirabe ( fiompiana autriche io ),
- ny fanaovana didy jadona ka zay rehetra tsy mitovy hevitra aminy dia atao sesi-tany , na gadraina ,
- ny fanaovana garanti ny volam-panjakana ho an'ny orin'asany ( Tiko io ),
- ny tsy fandoavan-ketra sy haban'ny douane fa atao crédit aby zay atao ?
- ny fanaovana tsino2 ny fivavahana ?
- ny lainga hafafy any ampita ,
ary mahagaga fa izany rehetra izany dia ekenareo avokoa ,
ka ra hoy ianareo hoe mety izany rehetra izany dia anjaran'ny tsirairay mieritreritra ,
ny tena marina dia tsy misy fitiavan -tanindrazana fa fitiavanan-tena sy voninahitra no betsaka eto Mscar ,
ka dia atsipy ny tady eny atandrokin'i omby , atsipy ny teny any ampo mieritreritra ,
samia mieritreritra tsara satria na izy miteny zao sy zao dia Andriamanitra ao ambony mahita izay ataon'ny tsirairay avy koa aza variana miady sy mifampiampanga ,fa maninona ra mba atambatra ny hery dia @ zay mba ho afaka ny fahantrana ny gasy ,

novalian'i xxx ny 15/04/2009 08:12
2. xxx ( 14/04/2009 08:07)
atambatra aminy panongam-panjakana ve? sao dia manonofy ianao? ny tolona tsy maintsy mandresy na ho ela na ho haingana. MAZAVAA?
3. xxx ( 14/04/2009 08:11)
Io r'ise tsy misy hidiran'ny hoe rariny sa tsia an!

Rehefa misy ny fangalarana dia misy koa ny mahazo tombotsoa amin'izany. Izay ihany no hiarovany azy.
4. fanou14 ( 14/04/2009 08:17)
ndry toa mampalahelo enao ry xxx , dia tena tsy ny havanao mariny no niaran'ireo rehetra ireo ka dia ekenao tsotra izao , io na tsy tgv aza no teo dia ny essentielle tafiala teo ra8 satria na ny ralahany ara-panambadiana aza efa tsy mitovy saina aminy , ao raha ,
tolona entina animbana ny Mscar? mba hovay @ zay fomba famindra , 19 mois zany anie ka tsisy dikany e , maninona ra te hiverina eo @ fitondrana dia ny préparation éléction atao masaka tsara fa ilaozana mandany andro sy mandany vola fotsiny e?
5. xxx ( 14/04/2009 08:26)
izay filazanao, fa i dj dia nanongam-panjakana, ary za tsy ra8 fa panaraka ny aradalana, ary tsy ho ekena na hoviana na hoviana ny toejavatra toy izao eto madagasikara!
6. xxx ( 14/04/2009 08:28)
lasa fanou14 indray ra wiwi ,izy danz mihitsy izy e,tsy maintsy miala lesy tgv an ,izay ihany.Ary ireo zavatra nosoratan'elahy ireo misy marina saingy tgv sy ny arema CRN ny taraky ny padesm no tsy tena nanimba ny dago.Miandry ny dadanay izahay io izao :-D :-D :-D
7. tynio ( 14/04/2009 08:53)
mba nandinika ve io frappe hoe zany ravalo zany amiko tsy ilako azy mihitsy satria betsaka loatraa ny kozy efa bobaka nihatra tamiko toy ny tany sy ireo biby lazaina fa hoe amidy eto dago ireo biby ireo nefa mody amidy lafo de @zay alainy tiko anaovany oh sokafy tsara maso la miseho miaro an-8 io ny osy anaovana fromage nefa de magro no ahitana azy ,ny omby be lait tsy kozina intsony,zatra nihinana kaly be menaka t@ androny angamba zoky de tapaka tampoka ny fileeng tsy kivy efa minoa fotsiny ihany mba hiento ambavaka fotsiny ny filaharana menaka mba ho tonga soa amantsara any aminareo ok :twisted:
8. andrywui ( 14/04/2009 09:00)
Eanou14 ve no oe za ry lety???? olona hafa io ry donto aa!!!! main'ny afo natsangana ka afangaro daholo ny vahoaka rehetr !! sao de mbola hevernlah fa tim daolo ko ary ny pokna ato ry papa ??? ea izao eeee ,,, !! nanongampanjakana ravalo tam 2002 ts nisy naninnnn azy fa niala Ratsiraka de nanaja tena tsara hendry be !!!! ka rehef mba voahongana koa xve ravalo de mihoaioaia be le TIM ato oe ts rariny ééééé !! ratsy saina ééé!!! tsy matahotra an'Andriamanitra ééééé!! mbola hanody ééééé!!! ha ha ha ereto !!!
9. xxx ( 14/04/2009 09:04)
ny fantatray dia ny zava bitan'i ra8 tao anatin'ny fito taona tsy vitany filoha izay nifanesy teo hatramin'izay.
Ny resaka fanodikodina mbola,misy responsable an'ireo firenena mpamatsy vola eto mada,ary ny dictature i madagascar no nahafo fanampiana voalohany tany etazonia MCA :-D :-D :-D
10. nalison ( 14/04/2009 09:10)
ianao io miteny hoe rariny ve ny fakana ankeriny tanin'olona
mba fantatrao moa hoe inona no andehan'i tgvvista any adiego amin'izao fotoana zao?
hanome tany ny indien mba ho tratrangahan'izy ireo .
vao 2 semaine ianao no mitondra dia efa manamboka mivarotra tanindrazana sahady.
lazaina fa hoe ravalo no mpivarotra tanindrazana fa TGV zany mba mpanao inona ? mba mila valiny aminao io aho izao
11. andrywui ( 14/04/2009 09:14)
mba mila valiny aminao io aho ??? hoy elah ry xxxx sarotahotra !! de ho valiakao qstion ko elah !!! iza no nanapoaka ny volampanjakana rehetra tao amin tresor , banque central , upep , usaid , fer , fed ..... naha banky rompitra ny fanjakana toy izao ????
12. hery ( 14/04/2009 09:15)
fanou14> Fa iza moa no niteny hoe rariny ireo? :-) Tsy rariny daholo ireo ka.

Fa ny rariny koa dia hoe ataovy ny fifidianana hanesorantsika azy.

Tsy hoe tsy rariny ny ataon'ny mpangalatra dia tonga dia vonoinao izy, ento eo amin'ny fitsarana izy hotsaraina.

Toa izany koa, ento eo amin'ny fifidianana i Ravalo hotsarain'ny vahoaka. Raha mpangalatra ve no tian'ny vahoaka hofidiana amin'ny alalan'ny fifidianana, inona no ivakianao loha amin'izany?
13. xxx ( 14/04/2009 09:23)
ka izay ange no blem e ,tokony tsy ekena intsony ity coup d'etat ity fa mba misy passation mazava entre ny ministre mivoaka sy mandray ny toerana dia hita tsara,ny compte .Izao ka ny capsat no namaky ny banky tao antaninarenina sy naka saosy tany tamatave,tsy haiko hoe tokony ho anjarany ve no manao an'io mission io sa ?ahoana marina
14. Oay ( 14/04/2009 09:25)
hery:


Toa izany koa, ento eo amin'ny fifidianana i Ravalo hotsarain'ny vahoaka. Raha mpangalatra ve no tian'ny vahoaka hofidiana amin'ny alalan'ny fifidianana, inona no ivakianao loha amin'izany?



Efa mazava izao ka!
Notsipahan'ny mouvance Ratsiraka ny HAT!
Efa vohizin'io mouvance io fa fanoganampanjakana koa ny t@ 2002!
Efa mandeha ny négociation eo @ ekipa Ravalomanana sy ekipa Ratsiraka!
Ny olana kely d otrany matahotra i Ravalomanana kanefa efa manery anazy hanaiky ry Ravatomanga sy Rabetsitonta ary Manandafy!
Misokatra indray ny ady manomboka eto!


15. KALACK ( 14/04/2009 09:33)
Ts mis Fanjakan ho lalaovin zan tson fa resabe ze ankoatr izan ,,,,mijoro ara-dalan ny Fanjakan k ze rats sain eo de mpanao cout d'etat iz zay d azo amboarn tsar ,,, ts kilalaonjaz n fitondran firenen ka ho ajoro ho arodan ,, ajoro ndray d arodan ,, ref te hilalao de zavatr haf fa ts ny aimpirenen
16. xxx ( 14/04/2009 09:48)
marina ny an'elahy ry Kalack,mba tsy hiverenan'izany intsony dia tokony hicommecé zero,miala i tgv,miala koa ra8 ataony assises national miaraka an'i ra8 ratsiraka ,tgv ,zafy.Dia fifidianana haingana mba tsy hisian'ny toy izao intsony any aoriana,saingy ny indro kely dia matahoatra mafy election ireo rehetra ireo akoatran'i ra8 :-D :-D :-D
17. Oay ( 14/04/2009 09:54)
xxx:

marina ny an'elahy ry Kalack,mba tsy hiverenan'izany intsony dia tokony hicommecé zero,miala i tgv,miala koa ra8 ataony assises national miaraka an'i ra8 ratsiraka ,tgv ,zafy.Dia fifidianana haingana mba tsy hisian'ny toy izao intsony any aoriana,saingy ny indro kely dia matahoatra mafy election ireo rehetra ireo akoatran'i ra8 :-D :-D :-D


XXX raha nanokatra ady hevitra toa io i Oay d lazain'ny sasany hoe "MIFOHAZA FA AZA MANONOFY" izao anefa d ny ekipa Ravalomanana sy ny ekipa Ratsiraka aty Madagasikara efa mikaondoha mangingina any ambadimbadika any!
Misy marary fo fa izay ilay lojika politika!
Misy mpirafy ve otran'i Pr Zafy sy Ratsiraka fa maninn izy niresaka!
D efa manao ny asany i Khadafi ka!


18. ravatorano ( 14/04/2009 09:57)
fanou14 < ny fitondrana nentin\' i Ravalomanana dia tsy madio tsisy pentina mihitsy ary manana fahamarinana tokoa enao amin\'ireo voalazanao ireo.
Ny fitondrana rery ny \"boll\" teto Gasikara no tena isany nahavoa an\'i Ravalomanana ary izay nbo nitarika ny fialanay teo amin \'ny fitondrana .
Amiko manokana dia ekeko ny hiverenan\'i Ravalo eto mba ahitana ny marina rehetra mikasika ireo voalaza tsy ambony ireo ,tonga eto izy dia atao fanadihadiana araky ny lalana ary mba ho fitsarana tsy mitanila sy mazava tsara no atao aminy mba hahafantarana ny vola tena ananan\'ny fanjakana malagasy aminy sy ny tiko group ary koa momba ireo \"tany nobodoiny\" izay lazain\'ny olona maro eny rehetra eny !
Izao indray koa anefa no indro kely : raha nanao iny fikomiana iny ny miaramila tao amin\'ny capsat dia niara nahare fa hiverina andakazery avokoa ny miaramila ary tsy hiandany na amin \'iza na amin \'iza.Tsy ela akory anefa dia indro ry zareo fa nipoitra ary nanao fiarovana teny amin\'ny 13 mai ary naka fiandaniana.RAha vao nisy izany dia nazava ho azy fa lasan\'ireo olona teny ankianja ny miaramila ary dia nanohana an\'ireo ankarihary.
Reefa nande ny fotoana dia nijoro ny HAT ary samy nahatadidy isika fa na ny filohan\'ny HCC ary dia nilaza fa \"mba ho tombotsoan\'ny firenena dia neke-dry zareo tao ny ordonnance anakiroa\" nentina nanome fahefana an\'i Andrinirina Rajoelina.IO fahefana HAT io dia tsy nisy fifidianana nahalany an\'io fa ny miaramila no tena nanao azy saingy tsy izy no nitondra fa izy no tena nanampy betsaka indrindra ka nahazahoana izany fitondrana HAT izany.
Koa ekenareo ary ve ny fandrombaham-pahefana toy izany ary hino ve nareo fa aorinan\'ny \"conference na assises nationales\" ketrehina io dia tsy hisy intsony izany fandrombaham-pahefana izany eto amitsika.Izaho manokana dia tsy mino loatra an\'izay satria efa diso lomorina loatra amin\'ny fitiavan-tseza ny mpanao politika eto Madagasaikara .
Izao aza dia nila tamin\'ny fihaonana ambony latabatra koa ny Arema tarihin-dRatsiraka satria ho an-dry zareo dia \"coup d\'Etat\" ankitsirano io HAT io ka tsy afaka mandray anjara amin io izy.Ny ekipan dRavalo moa dia efa niala mialoha satria ny andry zareo indray sdia ny fiverenan\'i Ravalo ami\'nny toerany aloha vao afaka miresaka !




19. Oay ( 14/04/2009 10:13)
Ravatorano a!
i Abraham Lincoln d nisy namono, i JFK d nisy namono izany akory tsy midika fa d hisy hamono fona ny prézidà ny be kintana!
Ny tokony atao eto amintsika mba hisorohana ny famindrampahefana an-dalambe d tokony hapetraka tsara ny lalampanorenana ka zavatra iray tokony hapetraka ary tsy azo ovaina na inn na inn antony d:
_Tsy tokony hisy prézidà afaka hanova ny isan'ny mandat sy ny faharetany!
_Tokony tsy azo atao ny manao fifidianana mandritra ny fotoanan'ny orana!
ireo zavatra roa ireo d satria ireo no anisan'ny mahatonga ny halabato ka ilay fanjakana lazaina fa aradalana d fanjakana natsangana t@ halatra.
20. halloween ( 14/04/2009 13:32)
_Tsy tokony hisy prézidà afaka hanova ny isan'ny mandat sy ny faharetany!
_Tokony tsy azo atao ny manao fifidianana mandritra ny fotoanan'ny orana!
ireo zavatra roa ireo d satria ireo no anisan'ny mahatonga ny halabato ka ilay fanjakana lazaina fa aradalana d fanjakana natsangana t@ halatra.


tsy aharitra tokoa izany fanjakana izany satria tamin kafetsena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0462