ho an'i ra8 istes

21. Oay ( 14/04/2009 13:59)
halloween:


tsy aharitra tokoa izany fanjakana izany satria tamin kafetsena



Mbola averiko fa mpanao politika wa ireo!
Ary tadidio fa izay ilay filou é! (kopy nareo an!) io teny hoe filoha io d nalaina t@ teny frantsay hoe filou (filouter) io lay hoe tamikafetsena é!


22. andrywui ( 14/04/2009 14:06)
hoy Oay tamin'i Hallow


Mbola averiko fa mpanao politika wa ireo!
Ary tadidio fa izay ilay filou é! (kopy nareo an!) io teny hoe filoha io d nalaina t@ teny frantsay hoe filou (filouter) io lay hoe tamikafetsena é!


tena mahita ho lazaina fon ko le ngah ty ka !! ha ha ha filou (filo) = maranitra ===zany hoe sady fetsy no maranitra !! de tonga taminy arak'izay niriany tokoa anie
23. Oay ( 14/04/2009 14:10)
andrywui:

hoy Oay tamin'i Hallow


Mbola averiko fa mpanao politika wa ireo!
Ary tadidio fa izay ilay filou é! (kopy nareo an!) io teny hoe filoha io d nalaina t@ teny frantsay hoe filou (filouter) io lay hoe tamikafetsena é!


tena mahita ho lazaina fon ko le ngah ty ka !! ha ha ha filou (filo) = maranitra ===zany hoe sady fetsy no maranitra !! de tonga taminy arak'izay niriany tokoa anie


Ka io ry andrywui d izao ny teny Malagasy d betsaka ny nalaina t@ teny anglisy na teny frantsay a!

24. molota ( 14/04/2009 14:34)
iza moa no nilaza fa misy anjely eto an-tany :?: fa Ra8 nanao zavatra :idea: fa ny TGVista= Mpandroba, mpandoro, maloto "voretra", mpangalatra, NEFA tsy mbola misy vita fona hatraminy zao, variana mifosa an'i Ra8 fotsiny sarim-bavy miaraka CAPSAT!! vahoaka tanam-polo ko! ampiasana Basy hihihiihi :-D :-D :-D
25. hasinjakason ( 14/04/2009 17:50)
fanou14:

mba te hanontany koa aho hoe manana porofo aminizany rehetra izany ve ianao, raha manana de mba lazao, fa ny porofo hita mivaingana kaloha izao dia ny fandrobana nataon'ny TGV, t@ fananan'olona izay tsy mahamenatra azy akory ny mivarotra azy amin'ny vidiny tsy misy masokarena mba anontanio ny tatsaha hoe ohatrinona ny vary akotry any apotony any de ampitahao, raha tsy mety ve ny nataon'ny teo aloha dia valiana tsy mety koa sa izany ilay demokrasia fozaorana, dia mba ho aiza ny vahoaka e! alaina ankeriny ve ny fitondrana porofo koa izany maninona ny vahoaka no tsy nomena chance hifidy fa nohitsakitsahina ny zony e valio raha misaina ianao fa aza faly mahita ny arina imasony olona fa ny vatakazo eo andohanao tsy hitanao akory.

hasinjakason miandrandra valiny

mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny :
- fangalana tanin'olona ankeriny?
- fanaovana monopolisation ny ppn ?
- fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny oh ny bois de rose et conssort dia izy no nanao ny exportation
- ny fangalana ny vanille, ny leitchi zay reharehan'ny malagasy fa indrisy nopotehiny tanteraka
- ny fangalany ny tanim-bary tany ambato sy ny tany antsirabe ( fiompiana autriche io ),
- ny fanaovana didy jadona ka zay rehetra tsy mitovy hevitra aminy dia atao sesi-tany , na gadraina ,
- ny fanaovana garanti ny volam-panjakana ho an'ny orin'asany ( Tiko io ),
- ny tsy fandoavan-ketra sy haban'ny douane fa atao crédit aby zay atao ?
- ny fanaovana tsino2 ny fivavahana ?
- ny lainga hafafy any ampita ,
ary mahagaga fa izany rehetra izany dia ekenareo avokoa ,
ka ra hoy ianareo hoe mety izany rehetra izany dia anjaran'ny tsirairay mieritreritra ,
ny tena marina dia tsy misy fitiavan -tanindrazana fa fitiavanan-tena sy voninahitra no betsaka eto Mscar ,
ka dia atsipy ny tady eny atandrokin'i omby , atsipy ny teny any ampo mieritreritra ,
samia mieritreritra tsara satria na izy miteny zao sy zao dia Andriamanitra ao ambony mahita izay ataon'ny tsirairay avy koa aza variana miady sy mifampiampanga ,fa maninona ra mba atambatra ny hery dia @ zay mba ho afaka ny fahantrana ny gasy ,





26. Garfield ( 14/04/2009 18:10)
Slt daholo!! Lisany oa vizaka manazava sy miresone be loatra fa ny ra8iste sy ny mpanohana azy nge tsy mirahara anzay voalazanlisany sy ny tsy mety hataon ra8 e :lol: ,Ra za lisany ts mandany andro manazava anzany fa ny 80% an kill manohana ra8 ato nge extremiste sy fanatique oa e,noho izany na milay na tsy milay ny nataon ra8 tohanany fona iny...Tsy hay fa mety tratran ody ko ngamba ireny fa tsy homena tsiny :?:
27. xxx ( 14/04/2009 22:08)
garfield no nanao fanafody anay @ TGVendrana ,fa tena vendrana refa tena dinihina dia aleo nipitsihana
28. fijo ( 14/04/2009 22:12)
ka mahasahy mihatrika fifidianana ve le TGV e???izay ihany
29. Garfield ( 15/04/2009 06:23)
Ntsooo!!! ary to marary fo daholo ra8iste izany =)) tsy miertitreritra izay zvt tenenina intsony :-D
30. Garfield ( 15/04/2009 06:32)
xxx:

garfield no nanao fanafody anay @ TGVendrana ,fa tena vendrana refa tena dinihina dia aleo nipitsihana



Ary to miteniteny foana rehefa voatsindrona @ zavatra marina voalaza,izay no maha fanatika anlisany fa tsy mba mandinika sy misaina,mety misaina ihany ela fa misaina am derika ngamba :-$ ,
nenay lety rehefa hita fa saika hanapotika sy hivarotra @ ambongadiny ny tanindrazanay tsy maintsy harodanay na tinla na tsy tinla a :-D ,na ra-dalàna na tsy esorinay rehefa mamoafady eto dago fa tsy manao otranlisany gauche de manao gauche tokoa droite de manao.Nenay na tgv na iza na iza rehefa mahavita manapotika an r8 tohananay fona a. :lol:
31. fanou14 ( 15/04/2009 07:07)
ka efa hanao réferendum anie izy e ,
dia ny hoe ny équipe ra8 sy ratsiraka mikaondoha , normale be zany satria vao niditra ny fitondrany ra8 dia ratsiraka no nanavotra azy t@ fanondranana drogue tany am-pita , io zavatra io anie ka efa ela no nisy e , t@ izy mbola mpandraraha voadiho tanteraka ny casier judiciare nefa efa nigadra dia avy eo afaka nofidiana maire, après président , ka io zavatra io no tadiavin\'i ratsiraka sy ny équipeny ,ny anadiovana ny casier-ndry zareo mianakavy dia @ zay hiverina ho fidiana ndray ; erreur ny nanaovany io t@ andron\'ny ra8 , nihevitra izy fa ho voavidy vola daholo ny olona saingy indrisy , izay foana no laizako hoe maninona ra mba ajanonana @ zay ny fiatiavan-tena ,ny fitiavam-bola, ny fitiavam-mpahefana, fa maninona ra ny tombontsoa ny Mscar @ zay no jerena ?
zao lazaian fa tsy hanodiana ny orin\'asa ny tiko or efa miparitaka be eny @ grande surface sy particulier eny ny entany dia tsy asiana facture mba tsy andohavana dia @ zay lazaina fa tsy misy vola miditra dia tsy hando hetra dia mety ve zany ? isika mpisera mba asio fieritreretana ihany , ny hoe tany amidin\'i tgv @ indien , fa izy io moa amidy sa hitrandrahana mba hampiditra vola ny fanjakana ? samy hafa zany oh nanomezany ra8 ny Dynatec ny tany trandrahana io ka mba hampiti-bola ho an\'ny fanjakana , enga anie ka tena izay tokoa ra tsy izany aza matahotra fa Andriamanitra tsy mitazona olona ela eo refa hitany fa manao ny tsy mety satria izay manao ny tsy mety rehetra dia ho tsaraina araka ny voalazanareo , ka na iza na iza ny eo dia ho tsaraina avokoa
ny @ hoe vao haingana be izy no nitondra n\'efa tsy misy zava -bitany , ny tetezamita tompoko dia fanohizany asa efa nisy fa tsy manova na inona na inona mintsy na mety iny na tsy mety dia izay ny lalanà ,
Msacr anie ka manankarena tanteraka ary maro ny tanora no mahay fa indrisy , variana miady seza sy fitiavana fahefanany lehibe rehetra , maninona oh ra mba mitambatra ny tanora manampahaizana rehetra eto mscar dia samy manome ny fahaizany ho fampandrosoana ny tanindrazana fa tsy laozana mandany andro sy mifanaratsy eto fotsiny ? atambaro ny hery fa izay mitambatra vato , zay misaraka fasika ,koa aza variana intsony

32. xxx ( 15/04/2009 08:12)
taiza ra-fanou no naheno an'izany hoe hozy ra8 hoe tsy rarahako fa za hiala zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3097