Tsy misy manaiky ny tsindry hazo lena tgvendrana ko etoé
1. molota
(
21/04/2009 18:19)
nareo miaramila anié efa navadikin'ny basy maro vava éé!! ary TGvendrana nilaza sy nidradra démocratie io ko anié efa navadikin'ny vavany éé!! :-D :-D
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:54
3. xxx
(
21/04/2009 18:37)
tsy fikomiana no atao eny ambohijatovo fa fitakiana ny ara-dalàna, ary tsy manankery ny filazany HAT satria fahefana nalaina tamin-kery ny anazy, noho izany ireo izay novidiany vola(capsat) no tokony ho baikony! fa tsy ny vahoaka!
NY TOLONA TSY MAINTSY MITOHY!
NY TOLONA TSY MAINTSY MITOHY!
4. xxx
(
21/04/2009 19:39)
ny fitondrana sy fahefana nalaina tamin'ny fampiasan-kery dia tsy maintsy miongana ary tsy aharitra, fa afaka milaza izay ho lazainy sy fampitandremany ireo mpitondra sandoka ireo sy ny firongony,na inona na inona fihetsiketsehan'ireo mba hamahanan-dalitra sy hamitaham-bahoaka,dia izao tsy misy hanaiky ny tsindry hazo lena tgvendrana akory eo,
6. patrick2002
(
21/04/2009 21:03)
ary tsy manankery ny filazany HAT satria fahefana nalaina tamin-kery ny anazy
koa ialahy tsy hanome ny fitondrana moramora koa tsy halaina ankery ,ty tena mirediredy mihintsy ,ka maninona ialahy no mitady hanaisotra anay @ hery ,fa tsy mangataka moramora raha hendry :-D :-D
rehefa tsy mahita miaramila ho karamaina dia mandehana manafatra zoulou avy any afrika atsimo hampiditra SIDA ny malagasy.
7. xxx
(
21/04/2009 21:22)
fa ela ve mbola tsy nomen'i tgv toerana rapatrick2002 an tena tara ela efa 2009 izao e
8. patrick2002
(
21/04/2009 21:32)
efa mipetraka tsara lty aty @ misy ahy ah! ,ny fianakaviko no mampaahelo ahy.
9. pikatti
(
22/04/2009 01:06)
tsisy resaka sida zany leity eto rapa2002 a, tsy mantsy miala eo eo fanjakana nangalarina io na tian'elazany na tsia, ary raha mampalahelo anao ny fianakavianao dia mazava ho azy fa ny tgvendrana zany no antony :-D :-D :-D
10. patrick2002
(
22/04/2009 01:11)
fanjakana nangalarina nefa tsy hain'ialahy no maka azy mora mora ,elahy no tena donto mbola ambany noho ny vendrana lty izany ah! mangalara anie ialahy na ravi-kazo ray eo antokotaninay ,raha mivoaka velona eo ialahy eh!
11. pikatti
(
22/04/2009 01:15)
ravinkazo ve leity hangalarina fa tsy ny vadin'elah fa leity ve mitapy é :-D :-D :-D
12. xxx
(
22/04/2009 07:57)
io indray dia tsy maintsy miala na tianareo TGV na tsy tianareo,fa tsy misy donto eo ry sakaiza tgv satria tsy resaka jiolahim-boto no atao!!!!!
13. xxx
(
22/04/2009 08:11)
patrick2002:ity vava e!!! ary ianao miteny io hono mba vendrana sy donto mbola ambanin'inona?tgvendrana tsy misy hanilavana azy
fanjakana nangalarina nefa tsy hain'ialahy no maka azy mora mora ,elahy no tena donto mbola ambany noho ny vendrana lty izany ah! mangalara anie ialahy na ravi-kazo ray eo antokotaninay ,raha mivoaka velona eo ialahy eh!
:evil: :evil: :evil:
14. fijo
(
22/04/2009 21:54)
ka handrasana hisy faty firy vao mial aio e????sao be loatra ny maty kle
