apres tim il y a tgv,

1. bazylou ( 21/04/2009 23:52)
aleo indray ny tgv nohisaosy rehefa voky ny tim e!!
Ny gtt izao kay tim europe ihany dia mody mandainga eo daholo ny membre aoa miny!! :-D :-D
novalian'i fanou14 ny 22/04/2009 06:39
2. pikatti ( 21/04/2009 23:59)
tsy ny tim zany no mila saosy fa ny tgvendrana ,fa diniho tsara fa elah zany toa manonofy ratsy :-D
3. bazylou ( 22/04/2009 00:02)
de mbola manda ihany tony pikatti tony!! tsy nisaosy ve ny tim teo e???? aza mandainga hoaho !!
4. pikatti ( 22/04/2009 00:06)
fa aton'elah inona ary ny saosy é,ny tgv hoa no mangataka saosy ampahibemaso zany fa elah ve adala é :-D :-D
5. bazylou ( 22/04/2009 00:11)
aoka marina e!!!!! fa ny tim asy le8nao tamin'ireny tour du mode ireny izany dia mangataka saosy antsokosoko an......,,??§!! hany ka trosa sy subvention no iainanann'y olona dia ho emiadany fireneny hono !!!!! efa lanyandro le lojika tim e!! :-D :-D :-D
6. pikatti ( 22/04/2009 00:14)
diso be zany , zay elah vao tena mitapy fa 80%ny budget ny état gasy subvetion daholy ,ary lazao fa tsy zany ndray ny tadiavin'io tgv io zao ,zay ndray leity fa tsy mahay manao analyses :-D :-D :-D
7. patrick2002 ( 22/04/2009 00:48)
pikatti:

diso be zany , zay elah vao tena mitapy fa 80%ny budget ny état gasy subvetion daholy ,ary lazao fa tsy zany ndray ny tadiavin'io tgv io zao ,zay ndray leity fa tsy mahay manao analyses :-D :-D :-D

nefa dia llozanareo mividy force one 2 ,
izaho aloha efa niteny t@ Ravalomananiste iray teto ,samy vazo mitovy ihany reo hoy izy ,fa aleo ihany Ravalo ,hangalatra koa io TGV io ,dia navaliko azy fa ny ahy raha samy sipa panataka ahy aleoko miova sipa afa amin'izay mba vehivavy hafa indray no mihinana ny volako ,ary mety revy hafa no azoko any.


8. pikatti ( 22/04/2009 00:56)
diso elah rapa2002 zay zany elah vao tataka roa ,satria tsisy zany hamela zany ny sipan'elah,doudle pénetration zany ny mahazo an'elah =)) =)) =))
9. dawaah ( 22/04/2009 04:39)
tgv ve haiko otrany france bandy tsy aleany ary tsy manana ny lohany fa diso evitra lery e! fa i ratsirahonana efa nitaty ny fika rehetra e!

:lol: 8O
10. fanou14 ( 22/04/2009 06:39)
ka ny vahoaka fotsiny no miady oh .... eo fa ny mpanao politika miombona ra mpitso anie e, fa lay fikan'ny manandafy fotsiny no tsy milay koa , aza mba vendrana oh ny tim ihany fa tonga dia vita tanteraka ny amin dry zareo , na ny préparation ny éléction zao tsy misy olona atolotra intsony f'efa presque neutre na nivadi palitaho daholo dia hoy @ zay manandafy ; izaho atao e , dia mahatatesa ary ao , dia mazotoa miara manao tsy fanao ao ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428