fitadiavana vaha olana haingana
1. Djhamhal
(
21/04/2009 15:37)
amiko de ny fanaovana fifidianana faran'izay maika indrindra no vaha olana amin'zao savorovoro eto amin'ny firenena izao ;ary tokony tsy hihoatra ny enimbolana no hanaovana azy ; antony:ny banque mondial sy ny fmi sy ny bailleurs de fond rehetra efa manapaka ny vola aty amintsika daholo , iteny angamba ianao oe: tsy misy irarahantsika an'zany fa atsika i madagascar ary sika no malagasy fa tsy aferany zany! marina tanteraka ny anao ! nefa tsarovy tsara fa na inona na inona hambo-po tsika de tsy afaka ny hiala @ ireo sika satria efa nitrosa taminy nandritra ny 50 taona anie isika é! ary trosa nifandimby anie no tsy maintsy mbola ho alohantsika é!ary indrindra ny fond ampiasaintsika ao @ banque central anie ka mbola avy any amindry zareo é! ary indrindra raha hanomana fifidianana isika ;de mbola tsy manambola @ zany fa tsy maintsy ry zareo no mamatsy an'zany !
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:57
2. Oay
(
21/04/2009 15:44)
Djhamhal:
amiko de ny fanaovana fifidianana faran'izay maika indrindra no vaha olana amin'zao savorovoro eto amin'ny firenena izao ;ary tokony tsy hihoatra ny enimbolana no hanaovana azy!
Marina ny an'i Djha fa ny olana d hoe iza no hikarakara ilay fifidianana maika be!
4. molota
(
21/04/2009 17:08)
efa ela ny tgv no natahotra fifidianana ny dikany miala teo aloha!! fa tsy hoé hanao lohamboto lava zao :x
5. tsiambaratelo
(
21/04/2009 18:04)
Efa mandroso ve i Madagascar ao izao é? Menatra mihintsy ny tena refa ataon-dry zareo tia politika aty lavitra aty resaka ny Firenena.Indrindra le fanapotehana sy adiny besandry,misy ny mahantra aty,ary betsaka na de we firenena mandroso aza,tsy izany akory no hanonganany fitondrana,we kely karama e sns,na pauvre aza aty manana fiara;noho inona? Le TOEN-TSAINA TIA MIVOATRA,MIEZAKA,MIFANINANA HOAMINY TSARA,ASA FA TSY KABARY ! TSISY MANA HILATSAKA AVY ANY AN-DANITRA IZANY TSONY.Dia manantena ny hafa fa hampidinina ny vidiny entana ilainy mponina andavanandro,dia ahoana ny hiafarany tantsaha mpamokatra?Fantiantoka tsita pesipesenina.Betsaka ny olony-fo,fa tsy manan-tsaina ny handinika sy hamakafaka vao miroso am sehatra iray.Fa tonga de we zay alehany any rangahy alehany...Aiza lay oha-pitenena fahiny fa ny Malagasy dia fatra-pandala Fihavanana! :cry: amzao fotoana,samy matahotahotra na mba te hiresaka politika aza de tsy sahy,ary ianona iny leity miaraka aminiza a?Toa we pro ra8 hono?ary ianina iry?miaraka amintsika kah,hay ,milay zany ! Rava le maha-pinamana nefa hatrizay samy nifandrombaka lasopy tanaty lovia iray ! Tsy i Ra8 na i Tgv akory no handeha hoany an-tranonao raha marary enao,fa ny namanao,izay mety tsy maka ny antoko tinao ka aoka ny Fihavanana tsy ho ravany adilahy politika.Misy manko tsy mahazaka anle atao we politika akory ! =D
6. tsiambaratelo
(
21/04/2009 18:07)

7. tsiambaratelo

8. molota
(
21/04/2009 18:14)
HAT tsimaintsy MIRODANA tsy ara dalàna!! fanongnam-panjakana!! NY TOLONA TSY MAINTSY MANDRESY!!! :x
9. xxx
(
21/04/2009 18:26)
molota , zany ve no mba tianlah , zan nofinofy atoandro zany , fa hono oa letsy, natory tsara ve aloha elah halina ?
10. xxx
(
21/04/2009 18:45)
NY FIRESAKY RA WUI OA HITA ENY IHANY, SADY TSISY LOHANY TSY MISY VODINY(XXX8) :-D
11. fijo
(
21/04/2009 21:09)
marin aio voalazan'i oay io,fa ny tokony ho izy,dia samy mial aaloh aizay mihevitra hilatsaka ,mba tsy hanome haloka ilay fifidianana.i tgv mantsy matahotra io fifidianana io
12. bazylou
(
21/04/2009 23:50)
ka ianareo tim aza tsy manaiky ka inona ko ano hatao fifidiana eo:!! tournay indray izao e!! miadiva ao f aaleo aloha hisaosy!! :-D
13. pikatti
(
22/04/2009 00:37)
tsy resak'adala akory ty politika ty bazily fa refa tsisy ambara elah dàna manao la manche any :-D :-D :-D
14. ralevazou
(
22/04/2009 04:57)
Io ndray elah ry Bazily an!
Omeo fotoana za de ndao tsika selà iôna mintsy de m fanazava fa tsssss!
Aza mataoatra elà, fa tsy vonoiko é! za tsy fozaorana ka amono olona =)) =)) =)) =))
Tiko kôzina fots n là oe:
Io tezevzndrana io nge letsy ts mankaiza é?! fa ela fôna no reraka miondana an léry eo :twisted: :twisted: :twisted:

16. Djhamhal
(
22/04/2009 12:07)
ny zava-dehibe aloha de ny oe vonona ny hiditra am'zany ve ny mpitarika pôlitika isan-tsokajiny indrindra fa ny H.A.T.?? ; fa refa vonona ry zareo tsy maintsy hita foana ny vaha olana ny @ zay hamolavolana ny fifidianana; tsy misy olana tsy voavaha izany refa misy firaisantsaina sy finiavana !!!
17. fijo
(
22/04/2009 21:57)
ny loza dia samy tsy misy mety midinika ry zalahy,ny firenena tsy mandeha,ny vahoak amaty noana ny asa tsy misy.de eo