Ravalomanana un grand MAFIA

1. patrick2002 ( 21/04/2009 21:27)
raha jerena ny dictionnaire le petit larousse dia izao no dikany mafia
la mafia: organisation criminelle sicilienne dont les activites ,axercees par des clans familiaux soumis a une directrion collegiale occulte, reposent sur une strategie d'infiltration de la societe civile et des institutions. 2 groupe occulte de personnes qui se soutiennent dans leurs interets par toutes sortes de moyens .
ka inona no tsy maha mafia an'i Ravalo amin'izao ,organisation criminelle d'imerikasinina angamba dia tena izy tokoa.
raha vao misy orinasa manembatsembana ny fitadiavany dia hidio na gadrao, izay no nahatonga an'izao korontana eo amin'azy sy i Andry TGV izao
répondu par patrick2002 le 22/04/2009 16:39
2. bazylou ( 21/04/2009 23:53)
marina mihitsy izany rapa!!
3. pikatti ( 22/04/2009 00:04)
marina tanteraka le izy ary io ndrindra no ataon'ny tgvendrana @ zao fotoana zao =)) =)) =))
4. xxx ( 22/04/2009 00:30)
I Ra8 mafia, i Andry terrorist, i Ratsiraka criminel.
De mbo gaga aminareo aho ra Malagasy fa dia mbola ireo olona ireo ihany no imatimatesanareo apetraka eo @ fitondrana. Maro mihintsy ireo manao sorona ny ainy mba ahazaohan'ny MAFIA sy TERRORIST ary CRIMINEL seza :-D :-D :-D Asa na dia inona loatra no misaina ny anareo??? Tsy mbola nahita vahoaka mahay sy manan-tasina ohatran-dra Malagasy aho marina.
5. patrick2002 ( 22/04/2009 00:41)
pikatti:

marina tanteraka le izy ary io ndrindra no ataon'ny tgvendrana @ zao fotoana zao =)) =)) =))


ka nahay nampianatra izany i ramose kou aiza notsy hianatra ny ankizy
6. pikatti ( 22/04/2009 01:02)
diso be zany fa olona tsy miakatra fianarana le tgvzany no nahatonga azy ho vendrana :-D :-D
7. patrick2002 ( 22/04/2009 01:07)
ka nomeny ramose zero fa mitady hi defier azy kou :-D :-D :-D
8. pikatti ( 22/04/2009 01:10)
zany refa miseho be loha nefa tsy alehany :-D :-D :-D
9. xxx ( 22/04/2009 08:14)
patrick2002:

raha jerena ny dictionnaire le petit larousse dia izao no dikany mafia
la mafia: organisation criminelle sicilienne dont les activites ,axercees par des clans familiaux soumis a une directrion collegiale occulte, reposent sur une strategie d'infiltration de la societe civile et des institutions. 2 groupe occulte de personnes qui se soutiennent dans leurs interets par toutes sortes de moyens .
ary hita eny ihany anie ny rgvendrana e! na dia ny dikan'ny hoe mafia aza tsy hainy akory fa tsy maintsy jerevana anaty dico ahahahahaha !! ka @ fomba ahoana moa no mba ahaizan'ny tgvendrana ny atao hoe demokrasia? ndana maka lesona anaty dico koa aloha e! mafia aza tsy hay ny dikany


10. patrick2002 ( 22/04/2009 12:48)
ka io no dikany officiel kou ,ianareo ravalomananiste tsy mila mi-consulter document fa manonofy dada ny alina dia manao conseil de ministre ,manome biko ,zavatra tsy misy lojika fa mety hampigadra daholo no atao ,hany kah vao lasa ra-8 dia lasa nitsoaka daholo ny minisitra ra-8 rehetra satria mahafantatra izy fa nanao zavatra tsy @ lalana
11. patrick2002 ( 22/04/2009 16:39)
ary hita eny ihany anie ny rgvendrana e! na dia ny dikan'ny hoe mafia aza tsy hainy akory fa tsy maintsy jerevana anaty dico ahahahahaha !! ka @ fomba ahoana moa no mba ahaizan'ny tgvendrana ny atao hoe demokrasia? ndana maka lesona anaty dico koa aloha e! mafia aza tsy hay ny dikany

ary ny mahagaga anie fantatr'ialahy ny hatao hoe mafia nefa dia mbola manohana mafia ihany ,sa efa ara-dalana ny mafia ao MADAGASIKARA :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.377