Tsy mijanona izahay raha tsy MIALA NY HAT TGVENDRANA
1. penguin
(
21/04/2009 10:11)
Aminay dia izao fitondran'ireto olona an-dalam-be ary nosoratana ho ara-dàlana sandoka avy amin'ny fanerena ankaloka ny HCC izao no atao hoe JADONA. Tsy mbola voasoratra ho isan'ny firenena misy izany jadona izany i Madagasikara raha ny fitondrana Ra8 no resahina fa ny rehetra aza miazakazaka manome FANKASITRAHANA NO BETSAKA. Sa mitapy daholo ireo mpankasitraka ireo ka ny mpanao jadona no dokafany ?
Aminay dia tsy maintsy miala ny tgvendrana. Hatramin'izao dia tsy misy laoniny ny any anaty Ministera isanisany.
Aminay dia tsy maintsy miala ny tgvendrana. Hatramin'izao dia tsy misy laoniny ny any anaty Ministera isanisany.
novalian'i ranitse ny 22/04/2009 11:48
2. naina3
(
21/04/2009 10:18)
tena marina aloa izany fa ny an'dry zareo ny animba ihany no fanatny fa tsy ny anarina sy anampy ,
3. penguin
(
21/04/2009 10:30)
Ny sehatra no ilaiko hoy andry tgvendrana raha nirotsaka ho Maire izy nefa mba tanisao hoe ohatrinona ny totalin'ny karamany izay nolazainy tsy horaisiny ka nahavitany inona ho an'ny mahantra ary omeo koa hoe firy no vitany tamin'ireo fampanantenana nataony rehetra ?
Izao dia ny fampodiana ny sesitany no FAMPANDROSOANA voalohany ary tsy dia hiadivana aloha iny satria ilaina ny FIRAISAN-KINA saingy inona moa no firaisan-kina raha ny hafa HAVOAKA ny hafa HAMPIDIRINA ny FONJA.
Aminay dia MIALA NY HAT TGVENDRANA na ahoana na ahoana.
Tarito hatrany ny tolona na ho 19 volana mandram-pahatonga izay fifidiana hitrangan'ny tena ara-dàlana aza. Izany moa resaka ihany fa MIALA FAINGANA NY HAT TGVENDRANA.

4. xxx
(
21/04/2009 10:34)
Nefa izy tsy hiala de akory zany ny atao ra izany, de hitanina ainandro ao isanandro zany no atao ao ? mahereza ry havana isany
5. penguin
(
21/04/2009 10:46)
Tsy miodina ny asa any amin'ny Ministera ry tgvendrana fa mandehana any mijery sy manamarina a. Tambatambazana ny Directeurs mba hanohy ny asa efa natombony tamin'ny fitondrana teo aloha koa INONA ILAY FANOVANA ?
Raha FAVY dia ovay madio daholo ary mba tairo raha misy mahay mampandeha ny asa.
Raha FAVY dia ovay madio daholo ary mba tairo raha misy mahay mampandeha ny asa.
6. Mirananirina
(
21/04/2009 10:55)
Tambatambazana ny Directeurs mba hanohy ny asa efa natombony tamin'ny fitondrana teo aloha koa INONA ILAY FANOVANA ?
Raha FAVY dia ovay madio daholo ary mba tairo raha misy mahay mampandeha ny asa.
Nisy fiovana ka,ny vidim-piainana miakatra,ny mpiasm-panjaka voaroaka nisolo tgv daholo,omeko tehaka mihitsy marina moa =D> =D>
8. penguin
(
21/04/2009 14:07)
Ny Ministera misy anay aloha tsisy afaka roahina izany fa ny fanambatambazana olona aza no misy. TGVendrana hitabe mihintsy ka izay no HANALANA AZY TSISY FEPETRA.
9. fijo
(
21/04/2009 21:39)
ianareo ao amin'ny minisitera no tena hafak amanala azy,raha miray hina,ka anjaranareo no mihetsika sy manaitra ny minisitera rehetra
10. fanou14
(
22/04/2009 07:47)
Mirananirina:
Tambatambazana ny Directeurs mba hanohy ny asa efa natombony tamin'ny fitondrana teo aloha koa INONA ILAY FANOVANA ?
Raha FAVY dia ovay madio daholo ary mba tairo raha misy mahay mampandeha ny asa.
Nisy fiovana ka,ny vidim-piainana miakatra,ny mpiasm-panjaka voaroaka nisolo tgv daholo,omeko tehaka mihitsy marina moa =D> =D>
tena marin ave zany lainga be zany ? mba mpiasa @ ministere ihany aho fa ny olona mi greve dia ireo very tombo tsoa , tsy mora mihitsy ny hoe carburant à 70 000 000 ariary atao 1 000 000 ariary ka izany no tsy tantin'ireo , ny hoe mpiasa mpanjakana voaroaka tsy mbola misy izany fa ry mirananirina koa anie any ampita tsy mahalala zany fahorian'ny gasy zany e, sambany t@ paque teo no tsy nisy fiakarana ny vidin'ny entana teny an-tsena , koa lazaina fa niakatra ny vidimpiainana , mba mahaiza mandalina sy misaina fa oh reny olon tsy mba nianatra ireny sao dia mba le olona solfa lasa vadimbazaha aza enao io ry mirananirina???
11. ranitse
(
22/04/2009 11:48)
Dia mitohy hatramin'izao ve ny tsy fiakaran'ny vidin'entana ry tgvinaingitra ?