Fa nankaiza ny FFKM e ?

1. rabaradaka ( 21/04/2009 09:55)
Mahagaga dadatoa fa tsy heno intsony ny FFKM. Fa nankaiza e ? NY FJKM aloha efa nitsoka, ny FLM indray sahiran-tsaina amin'ny ataon'ny Organes, ny Anglikana toa hoe miady mafy ny tsy hahatongavan'i Pierrot Rajaonarivelo, ary i Odon Razanakolona tsy misy ambara intsony fa mission accomplie. Dia izay tokoa ve sanatria ny scénario ? Mazana izany dadatoa a
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:37
2. Mirananirina ( 21/04/2009 10:00)
efa vita ny épisode hoy ny namana 1 izay e.Miandry ny manaraka indray
3. ravatorano ( 21/04/2009 10:11)
fa atao inona FFKM e :-D :-D :-D
aleo resaka fiombonana amin'ny fivavahana no ho anireny fa aza asaina miditra politika tsony fa manjary mandoto rano kah
4. Mandefitra ( 21/04/2009 10:15)
Ny FFKM any Paris vao avy nanameloka ny herisetra teo, ary mankahery ani Pt Lala Rasendrahasina.

Ny fiangonana dia tokony mijoro hatrany hiteny zay tsy mety, hananatra, hanoro hevitra, hampihavana ... hijoro ho vavolombelon'i Kristy.

Tsy mety ny mangiana manoloana ny habibiana, fa sanatria miray tsikombakomba @ ilay ratsy. "manaiky matoa tsy miteny" hoy lay fitenena izay.
5. xxx ( 21/04/2009 10:29)
Marina mitsy le teo ambony oe, aza asaina miditra @ politika mitsy le fiangonana fa tsy mety, malotoloto fotsiny eo le fiangonana, MARINA MITSY LE HEVITRY NY NAMANA TEO AMBONIMBONY TEO INY E, avelao ra8 sy TGV ary ny CRN sy ny AREMA no hifanao hinaneniany ao fa aza miditra intsony nareo RaDon sy ry RaLala zao nareo ndray ko no ampinanin'ireo fanindroany ao, marina nge zany Ralalasendra e
6. Oay ( 21/04/2009 11:27)
Mbola averiko amintsika Malagasy manantsaina fa "Efa hita izao fa ny fifanenjana-tsandry d mitondra any @ rà mandriaka sy vono olona" noho izany d tsy olona iray no hahava ity olana ity fa tsy maintsy ny fifampidinihan'ny hery rehetra misy eto @ firenena ka amiko d tokony atao eny ambony latabatra @ izay ny resaka, raha tena mafy ny TIM d na eo i Ravalomanana na tsy eo d azony atao ny miverina eo @ fitondrana rehefa tafapetraka ny lalana rehetra hidirana any @ repoblika vao² raha toa ka mbola manaraka anazy ny vahoaka! ny mampalahelo d diso nomena toerana loatra ilay nolazaina fa dada ka raha vao tsy eo i dada d tsy misy hafitsiko ny zanany! io ilay fanaon'i Sarah é! mizahozaho satria zanak'i dada kanefa rehefa tsy eo i dada d tsy misy atoraka!
7. xxx ( 21/04/2009 12:18)
Ka ny lazain'i Oay anie dia ny pro Ra8 ihany no tokony handefitra e, raha izay dia NON no valiny, fa dia aleo handriaka izay handriaka

H@ izay ka h@ izao dia i TGV foana no tsy mety miresaka sy mamadi-dresaka !

Soloy aby ireo rehetra ireo dia mety hilamina . Hosoloina an'iza nefa ??? Tsy misy gasy itokisana intsony raha ny fijeriko azy !!!
8. patrick2002 ( 21/04/2009 12:32)
Soloy aby ireo rehetra ireo dia mety hilamina . Hosoloina an'iza nefa ??? Tsy misy gasy itokisana intsony raha ny fijeriko azy !!!

dadanareo angaha tsy azo itokisana :-D :-D :-D
aiza ary ity zanaka tsy manaja ray nahitana masoandro ity.
9. majakely ( 21/04/2009 12:50)
:-D :-D :-D
10. Djhamhal ( 21/04/2009 15:22)
za koa aloha dia ôtran'ny manontany tena ihany oe : refa @ lafiny inona no miditra sy mitsoaka an-daharana ny F.F.K.M é! satria @ zao de misy ny olona maty misy ny fifandranitana samy hafa ka aiza ry zareo reo @ zao fotoana zao ? na tsy eo aza anie ny filoham-piangonana de afaka misolo tena azy ny lefiny é! sa zavatra hafa miitsy???? :?:
11. Oay ( 21/04/2009 15:49)
Djhamhal:


za koa aloha dia ôtran'ny manontany tena ihany oe : refa @ lafiny inona no miditra sy mitsoaka an-daharana ny F.F.K.M é! satria @ zao de misy ny olona maty misy ny fifandranitana samy hafa ka aiza ry zareo reo @ zao fotoana zao ? na tsy eo aza anie ny filoham-piangonana de afaka misolo tena azy ny lefiny é! sa zavatra hafa miitsy???? :?:



Mbola tsy nisy niantso ry zareo d mbola tsy niditra, tadidio fa ny ONU anie no niantso ny FFKM mba hanelanelana é! d tsy nanohitra an'izany ny TGV!
Ka @ izao fotoana izao d tsy hitako ohatra izay antony tsy hiantsoan'ny TIM ny FFKM mba hanelanelana!


12. fijo ( 21/04/2009 21:44)
vongany ny ffkm ka aleo hoany.resak apolitika io,ka politik aihany no mandravina azy
13. bazylou ( 22/04/2009 00:04)
mbola lasa nikp ny ffkm e!! :-D :-D :-D
14. pikatti ( 22/04/2009 01:37)
mazava be ny voalazan'i ravatorana sy fijo resaka politika ty fa aza asiana jehovah ,reo ihany no be fikafika eto ,aleo izy haka raikitra any de mapibebaka ny mpadroba tgvendrana :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278