l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajoelina
1. penguin
(
22/04/2009 11:17)
Mandainga amin'ny vahoaka Malagasy i Hasina Andriamanjato sy ny fitondrana tgvendrana. Tsy Ravalomanana Filoha Malagasy mihintsy no mibaiko ny SADC fa ireo nivory no manapaka. Voalaza fa mamafy lainga ny Filoha ara-dàlana nefa kosa dia izao no tapaky ny fivoriana.
http://www.afrik.com/article16528.html
Averiko
Madagascar : l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajoelina
Le sommet de la SADC se tient au Swaziland
La Communauté de Développement des Etats de l’Afrique Australe (SADC) a condamné lundi, lors du sommet qu’elle tient dans la capitale du Swaziland, la prise de pouvoir d’Andry Rajoelina à Madagascar. Samedi, à Antananarivo, des manifestations de soutien au président déchu, Marc Ravalomanana, ont été violemment réprimées par les forces de l’ordre. La Grande Ile demeure dans une impasse politique.
La Communauté de Développement des Etats de l’Afrique Australe (SADC), réunie lundi à Mbabane, la capitale Swazilandaise, a déclaré que le changement de régime à Madagascar est « inacceptable ». Selon le roi Swazi Mswati III, « cette prise de pouvoir inconstitutionnelle par un régime de facto à Madagascar viole les principes de base, les protocoles et les traités et est inacceptable ».
Le bloc régional des dirigeants d’Afrique australe ne reconnait pas le nouveau régime malgache. Il a « suspendu avec effet immédiat Madagascar de l’ensemble des institutions et organes de la Communauté jusqu’au rétablissement d’une normalité constitutionnelle ». La SADC a également, dans le méme communiqué, invité Andry Rajoelina, à se retirer du pouvoir. D’éventuelles sanctions contre lui et son équipe de transition sont attendues dans les prochains jours.
La ferme condamnation délivrée lors de ce sommet, qui intervient après un week-end sanglant à Antananarivo, ne semble pas devoir inquiéter Andry Rajoelina outre mesure. L’Union Africaine et une partie de la communauté internationale avaient déjà vivement condamné son « push » dès les premières heures du renversement du président Marc Ravalomanana. Cependant, le camp de la réprobation ne cesse de grandir, y compris parmi les pays occidentaux. Ainsi, le Secrétaire d’Etat français à la Coopération, Alain Joyandet, a déclaré dimanche, sur les antennes de RFI et TV5 Monde, qu’il considère toujours Marc Ravalomanana comme « le président en titre » de Madagascar.
Ka ny Filoha Ravalomanana vé no nanoratra io ry TGVendrana ? Sa ny vahoaka no FITAHANA.
MIALA TGVENDRANA.

novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:14
2. tsoraka
(
22/04/2009 11:28)
Mitovy amin'ny anaran-drain'i hasina ilay maty ary tena tanim-boanjo tokoa ny anarana. Ny zanaka pastora mpanao politika maloto dia tsy mahagaga raha LAINGA no hafafiny. Tonga hifanazava sy hitady ny marina ny SADC fa tsy hanery saingy tsy olona na antoko tokana ireo vahoaka MIARO NY ARA-DALANA eo AMBOHIJATOVO. Madagasikara vé avela hanjakan'ny tranon-dainga sy mpamita-bahoaka ? Manaraka ny hevitry ny namana penguin izahay ka MIALA FAINGANA NY TGVENDRANA aminay.
3. essera
(
22/04/2009 11:39)
salut penguin a,
Calme, calme fotsiny twa... Misy tohiny kely ao ambany ao tsy tafiditra tao amin'ilay copie/coller :
Marc Ravalomanana, qui a démissionné le 17 mars 2009 sous la pression de l’opposition et de l’armée, avait annoncé vendredi son retour. L’intervention des forces de l’ordre, la demande du retour du président déchu et la non légitimation du nouveau pouvoir par la SADC confirment l’impasse dans laquelle se trouve ce pays depuis le début, en janvier, du bras de fer entre l’opposition et le président élu.
Tsy TGVendrana koa izao no namorona an'io fa izy aza efa vendrana ve moa inona no vitany am zany.
1/ Hay ve ni-démissioner mihitsy Ra8 eh ? Rehefa ni-démissionner ianao dia tsy ilaina intsony indray no miteny hoe hiverina hiasa indray aho.TAZOMY TSARA IZAY VOALAZA FA TSY MANAO LELA MAY A.
2/ Sous pression Dia anontanio an'i Oay ilay hoe noterena marina ve izy hiala sa nanao fialan'ny Jiosy. Maty izy raha nambanana basy hoe sous la pression izany. Bobaka be io ny azo lazaina momba an'io.
3/ Izaho mino fa mbola hanao démenti ihany ra8 indray andro any hoe izao no tena niseho marina. Enga anie tsy nodorany ny diariny ilay tena izy fa tsy ilay nofenoina andro maromaro taty aoriana fa tena à jour sy tena authentique.
Vakio hatramin'ny farany na dia hoe mamaha olana aza ny copie/coller.
Be dia be ny incohérence eo amin'ny avoakan'ny vavan ra8 sy ny tena nisy fa izy aza moa lohandohany ao amina finoana iray mahavita miteny an'io ko.

4. ranitse
(
22/04/2009 11:44)
Fa inona no nianaran'ity essera ity.
"Marc Ravalomanana, qui a démissionné le 17 mars 2009 sous la pression de l’opposition et de l’armée, avait annoncé vendredi son retour"....
Fa aminao ireo vehivavy tratran'ny viol vé tsara ho azy ny mahazo azy ? Sa izany no atao hoe SITRAPO ?
Mbola tsy nahita sy nandre olona tratran'ny mpanendaka ka zara aza tsy ny aina no nafoy fa ny vola sy ny fitafiana KA IZANY VE NO SITRAPO ?
MIALA TGVINAINGITRA.

5. Oay
(
22/04/2009 11:52)
La Vérité :
Vous étes parmi les diplomates qui avaient reçu la lettre de démission de Marc Ravalomanana. Et avez-vous vu une arme pointée sur sa téte quand il a démissionné ?
l’Ambassadeur américain Niels Marquardt :
« C’est faux ! Pour ce qui s’était passé le 17 mars dernier. J’étais deux fois à Iavoloha, nous n’avons pas vu la présence de militaires, ni de véhicules militaires. En un mot, je n’avais vu aucun soldat, Marc Ravalomanana a démissionné et c’était à nous qu’il a remis sa démission. Il aurait dû passer le pouvoir au Président du Sénat, selon la Constitution malgache… La Constitution est une valeur non négociable ».
Ataoko fa samy mba mahazo teny Frantsay isika mianakavy an! Fa izao é! efa mitsara ny tantara ka avelao handeha fa tsy misy maharesy ny herin'Andriamanitra na Pasitera io na Arseveka io na prézidà io na prézidà lefitrin'ny FJKM io na Maihol io na satrobory io na iza na iza!
Ho an'i Oay d tany masina ny tanindrazany d i Madagasikara izany ka Andriamanitra ilay nataon'ny razabe hoe Zanahary (ilay Nahary na iZay Nahary)d efa nitia an'i Madagasikara sy ny Malagasy aloan'ny nitiavan'ny Malagasy an'Andriamanitra noho izany d miahy sy mijery an'i Madagasikara Izy ka tsy misy marina tsy hivoaka eto é!

6. zoam
(
22/04/2009 11:57)
ranitse:
Fa inona no nianaran'ity essera ity.
"Marc Ravalomanana, qui a démissionné le 17 mars 2009 sous la pression de l’opposition et de l’armée, avait annoncé vendredi son retour"....
Fa aminao ireo vehivavy tratran'ny viol vé tsara ho azy ny mahazo azy ? Sa izany no atao hoe SITRAPO ?
Mbola tsy nahita sy nandre olona tratran'ny mpanendaka ka zara aza tsy ny aina no nafoy fa ny vola sy ny fitafiana KA IZANY VE NO SITRAPO ?
MIALA TGVINAINGITRA.
marina izany ranitse tontakely sy mpangalatra tsy hamerina ny zavatra nangalariny moro foana donc mila sorohina @ la pelle mihitsy hiala eo tahaka ny fanaony
:-D :-D :-D
7. penguin
(
22/04/2009 11:58)
Tany masina vé sa tany nozimbazimbaina ka izao no fiafarany ?
Inona no tsy aneken'ny Amerikana ty fitondrana tetezamita tgvendrana ity ary raha fatany mazava ary nekeny fa niala an-tsitrapo ny Filoham-pirenena. Sa kosa dia noteren'ny Filoham-pirenena Ravalomanana koa ty Ambasadora Amerikana ty hoe AZA MANKATOA TY TETEZAMITA TGVENDRANA ITY ?
Ny rehetra nosoratany sy nolazain'ny Amerikanina tanterina eto ary hazava tsara hoe iza no tena MPANDAINGA ?

8. tovolahy007
(
22/04/2009 11:59)
Ka ry zalahy be vava milaza fa makasitraka ny HAT reo anie ka tsy misy eto Madagasikara e. Any andafy any daolo ireo nefa de mahagaga fa izireo ndray no miseho mahalala ny zava-misy marina eto @ tanana. Tsy hitandreo akoriny zany fanendahana miseho @ andro atoandro eo Analakely izay miseho eo imason'ny miaramila nefa le miaramila de tsy mba manao ny andraikiny fa vao maika mihomehy ndray mahita ny zava-misy, ny poa-basy isan'andro tsy lazaina tsony, ny famakina sy fandrobana tsy lazaina tsony zany. AMIN'IZIREO IZAY ANY ANDAFY ANY DE IZANY NY FANDROSOANA ILAINY SY TIANY, KORONTANA, FANGALARANA, VONO OLONA.
Mahonena
Mahonena
9. essera
(
22/04/2009 11:59)
dia isaorana manokana ny namana Oay fa na efa saika tsy hamerina ny nazavainy tamin'ny dinika hafa aza aho dia nomeny fanampim-baovao isika.
Ny tsy azon ny ranitse dia DIXIT RAVALOMANANA no dikan'ny teneniko ery ambony fa mety tsy ampy.
Efa niteny teto aho indray mandeha oe raha atao wa ny reconstitution amin'io zavatra io ka tena tsy miomana ra8 :
Dia ho hita be eo ny lainga be rehetra.
"Marc Ravalomanana, qui a démissionné le 17 mars 2009 sous la pression de l’opposition et de l’armée, avait annoncé vendredi son retour"....
Ny tsy azon ny ranitse dia DIXIT RAVALOMANANA no dikan'ny teneniko ery ambony fa mety tsy ampy.
Efa niteny teto aho indray mandeha oe raha atao wa ny reconstitution amin'io zavatra io ka tena tsy miomana ra8 :
Dia ho hita be eo ny lainga be rehetra.
10. ranitse
(
22/04/2009 12:12)
Tsy mila mandalina alavitra ny soratra ataon'itony essera sy ny namany itony ranitse. Ny lainga sy ny herisetra no lazanareo fa mendrika ka tsy hanaraka izany velively izahay. Marina tsy azo lavina fa tsy anananay ny fitaovam-piadian'ny CAPSAT ary vahoaka tanam-polo izahay ka ny hevitray kosa tsy ho faty fa ventesinay eto hatrany mandra-mpialan'ny TGVINAINGITRA.
11. Oay
(
22/04/2009 12:14)
Tovolahy007 a! efa nolazaiko teto fa raha misy tehihaona amin'ny tenako eto @ manodidina an'Antananarivo d afaka mifanao fotoana isika d miresaka tsara raha toa ka tena tiantsika tokoa ny tanindrazantsika!
Fantatro tsara ny olana satria teto @ fokontany misy anay ohatra d ny lehiben'ny fokontany saika nanaova ndry zalahy ankeriny d nitsangana izahay niaro anazy satria ray amandreny mamim-bahoaka ilay rangahy!
Efa hitanay teto @ fokontaninay izany hoe mpivarotra tonga d natao ndry zalahy forcé hoe avohay ny vary na d efa tsy nisy intsony aza tao @ mpivarotra mbola nitsangana ihany koa izahay hoe tsy mety izao ataonareo izao!
Ny tiako holazaina d marina fa tany tsy milamina i Madagasikara @ izao fotoana izao ka manararaotra daholo ny ratsy saina, izay tsy fantatra hoe avy aiza na avy aiza fa ny fantatra d mpanao ratsy mpanararaotra ny maro @ izy ireny!
Ary izay no mahatonga an'i Oay miteny hoe aleo hijanona aloha ny asa fanakorontanana d andao hiady hevitra eny ambony latabatra d avy eo io milamina tsy afaka hanararaotra ny mpanao ratsy.
Mbola averiko ho antsika TIM fa i Oay d tsy manaiky ary manohitra ny fanerena an'i Ravalomanana hanao sesintany ny tenany! fa amiko tsy fidinana andalambe no hamerenana anazy fa miady hevitra eny ambony latabatra d atao ny fifidianana ka rehefa lany izy d miverina prézidà an'i Madagasikara raha izay no sitrak'Andriamanitra!

12. tovolahy007
(
22/04/2009 12:17)
Tsy ny Afrique Australe ihany fa izao tontolo izao mihintsy e, afa tsy ny deba reraka dia ny frant ay izany. Milaza ny savony vava zanany sy le Rona lefona fa hoe hanaiky hy hat ny CI, nefa jereo ity:
Niels Marquardt a rappelé dans les colonnes du journal La Vérité que le gouvernement américain ne collabore pas avec le pouvoir de Transition à Madagascar. « Pour mon pays, il s’agit d’une coup d’Etat, on ne va pas le reconnaître et on ne va jamais travailler avec ce gouvernement, on réagit en fonction de nos principes », a-t-il soutenu.

13. tovolahy007
(
22/04/2009 12:26)
Oay> Efa nisy anie ilay dinika rahalahy e, inona izay efa tsy natao izay, saingy mba nisy nihaino izay valiny ve? Amiko raha mbola hoe resaka dinika izany @ zao de kely ny finoko hoe hihaino izay tapaka eo ve ny TRAIN? Io efa misy hevitra iray io izao hoe "Aleo atao @ faran'ny 2009 ny fifidianana izay ho filoha", ataoko fa hevitra tsara io saingy hanaiky ve io TRAIN io izay aleo tsorina fa ILAINY AHARITRA EO IZY MANDRITRY NY 2 TAONA DE EFA MBA FANTATRY NY GASY IZY @ ZAY KA REFA TAIRINA NY FIFIDIANANA DE MBA METY HO LANY IZY. Any anie ny fikany e satry fantany fa raha atao izao ilay fifidianana de tsy ho lany izy.
Hisy hilaza ao zao hoe tsy ny ho lasa filoha ny tanjon'ny TGV fa tetezamita fotsiny. Amiko io de lainga be, mitetika ny filoha lery fa mody arirarira eo ny kozy. Tsy misy donto eo akory ka tsy ahalala ny tetiny.
Ka tsara ny mifampidinika saingy ra hidinika nefa tsy hisy handray na hiaino izay valiny le dinika de amiko izany fandaniana fotoana fotsiny ary vao maika manome tombony ho an'ny ankilany.

14. Mirananirina
(
22/04/2009 12:26)
Ahoana moa no hahazoandra8,hibaiko ireo SADC :( ;manana ny heviny ireo fa tsy voavidimbola hoatra ny sasany.
15. penguin
(
22/04/2009 12:29)
Miezaka mandresy lahatra ny vahoaka ny tgvendrana ka mamafy lainga ka raha azo atao dia mba hapetrao hatrany ny loharanom-baovao ahitan'ny rehetra fa ry zareo no milaza sy manoratra fa tsy ny mpankatoa ny ara-dàlana. Lazain'ny mpandainga fa ny marina indray no lainga ary tereny ho masaka ka samy mihinana ny TSY FIHINANA eto ny Malagasy tsy vaky volo.
16. xxx
(
22/04/2009 12:29)
efa nisy nahita ve sa naheno ani ra8 na taminy radio na telé hoe "izaho filohany malagasy dia mametrapialana tsy ho filoha intsony" raha nisy io de tena ni demissione marina ra8, fa raha tsia dia mbola izy no filoha!!
17. penguin
(
22/04/2009 12:41)
Marc Ravalomanana assure qu'il est toujours président
hita tao @:
http://fr.news.yahoo.com/3/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html
..."J'ai été contraint de passer le relais sous la menace d'une arme (...) Je suis toujours président de Madagascar", a-t-il affirmé, en accusant un groupe de soldats de l'avoir menacé pour qu'il quitte le pouvoir..."
Tsy manaiky ny fitondrana tgvendrana mihintsy izahay ary miala io aminay na ahoana na ahoana.
Raha nila ady hevitra naninona no nampiasa miaramila CAPSAT. Satria tia hanery ary rehefa azo anterisetra dia ny voaendaka indray no asaina mifanazava milamina.

18. essera
(
22/04/2009 12:43)
15. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-04-2009 14:29:20
Lohateny : Re : l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajo
efa nisy nahita ve sa naheno ani ra8 na taminy radio na telé hoe "izaho filohany malagasy dia mametrapialana tsy ho filoha intsony" raha nisy io de tena ni demissione marina ra8, fa raha tsia dia mbola izy no filoha!!
Na dia ny henatrany fotsiny aza ve ry se, sy mba hitazonany ny voninahiny fa ny mpiondana ange no omeny toky isan'andro eo e.
19. Oay
(
22/04/2009 12:46)
Tovolahy007> marina ny anao rahalahy, ny tsy azahoan'ny TIM ny fomba fijeriko moa no hilazany fa manohana ny TGV za!
Mbola averiko anefa fa za tsy manohana ny TGV, fa kosa za nahatsapa fa tsy maintsy nahongana i Ravalomanana satria saika hanao zava-doza teto @ ity firenentsika ity satria saika hanagana jadona!
Za moa hatramin'izao d mbola manontany tena fona manao hoe fa ahoana ary no tsy nahasahian'i Ravalomanana nipeka an'i Andry Rajoelina, misy tsaho moa mandeha fa mbola tsy nahita porofo ny tenako d amiko mijanona ho tsaho ireny!
Tsy fantatro na matahotra ny TGV na ahoana fa amiko d raha manaiky hanome vola ny fianakaviambe iraisampirenena d tsy misy maharatsy an'ilay fanaovana fifidianana, ny zavatra angatahiko fotsiny d ny hoe "ATAO ILAY FAMELAKELOKA FAOBE" d afaka mifampitady eto daholo d aleo hotsarain'ilay fifidianana d hita eo izay tena timbahoaka.

20. tovolahy007
(
22/04/2009 12:55)
Oay> ka ny bleme de io le fomba nentina nanalana any Ra8 io ko. tsy nisy nanaiky an'io satria hoe fifidianana no nametrahana azy teo de tokony fifidianana ko no hanalana azy teo. ILAY COUP D'ETAT ny bleme.
Na i Bush aza tany Amerika nanao jadona tsy nisy ohatrizany saingy tsy nisy nanongana fa navela nanapitra ny mandat ny. A@ zao fotoana izao izany COUP D'ETAT zany dia famantarana ny hoe FIHEMORANA.