l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajoelina
21. penguin
(
22/04/2009 12:58)
Resaka ny hoe famelan-keloka faobe fa ny sesin-tany ampodiana ary esorina ny helony fa ny ara-dàlana ary mpitondra lany tamin'ny fifidianana no HELOHINA indray. Ny lazaina ho madio ho an'ireto olo-meloka isan-karazany ireto no olom-belona eny fa dia nanao barazy sy nanjera tetezana aza fa ny mpitondra nanova zavatra teto Madagasikara no maloto ary mila kapaina.
Tsy manaiky izany fandresena lahatra izany izahay fa MIALA NY TGVENDRANA.
Tsy manaiky izany fandresena lahatra izany izahay fa MIALA NY TGVENDRANA.
22. penguin
(
22/04/2009 13:03)
Ny FAMEKANKELOKA FAOBE dia natao ho an'ireto avy sesin-tany fa famerezana kosa ireo ara-dàlana koa lavinay satria nisy ny fanjerana tetezana ary mbola ao FATIHITA. Madio ireo amin'ny tgvendrana ka ireo no harovana fa ny ara-dàlana verezina.
Tsy manaiky izany izahay ary tsy mijanona raha tssy miala ny tgvendrana
Tsy manaiky izany izahay ary tsy mijanona raha tssy miala ny tgvendrana
23. andrywai
(
22/04/2009 13:17)
Hihihihi marina izany ry bainnn a.
Mijoro ary manampy ny ara-dàlana isiaka. Tsy TIM irery io ary hita fa tsy resaka antoko ity fa fiarovana ny ara-dàlana. Ny resaka tgvendrana hafa ka izao vao manomboka mangana antoko tgvendrana etsy sy aroa manerana ny faritany. Avy aiza sa avy niala tamin'ny antokon'iza sa olona avy any an-davaka ireo mangana tgvendrena ireo. Sa lazaina koa fa TIM niala ? Sa MFM niala ary nanaraka ny TAMBATRA tarihin-dry Pety mpangalatr'omby ?

24. ravonjison
(
22/04/2009 16:20)
tovolahy007:
Oay> ka ny bleme de io le fomba nentina nanalana any Ra8 io ko. tsy nisy nanaiky an\'io satria hoe fifidianana no nametrahana azy teo de tokony fifidianana ko no hanalana azy teo. ILAY COUP D\'ETAT ny bleme.
Na i Bush aza tany Amerika nanao jadona tsy nisy ohatrizany saingy tsy nisy nanongana fa navela nanapitra ny mandat ny. A@ zao fotoana izao izany COUP D\'ETAT zany dia famantarana ny hoe FIHEMORANA.
TOVOLAHY007 a , izaho dia d\' accord tanteraka aminao, ilay fomba nanalána azy mihitsy no olana, ilay coup d\' Etats, resaka principe na demokrasia ilay izy.
Izany dia efa ni-discuter nay sy OAY lava be, fa tsy nisy vahaolana, samy manana ny fomba fijeriny izahay: OAY nilaza fa tsy nisy azo natao intsony fa tsy natao iny coup d\'Etats iny. Izaho kosa nilaza fa mbola nisy ny possibilité hafa fa i TGV mihitsy no tendakanina.
Dia izay sisa no namaranana ny resaka.
25. Oay
(
22/04/2009 16:34)
tovolahy007:
Oay> ka ny bleme de io le fomba nentina nanalana any Ra8 io ko. tsy nisy nanaiky an'io satria hoe fifidianana no nametrahana azy teo de tokony fifidianana ko no hanalana azy teo. ILAY COUP D'ETAT ny bleme.
Na i Bush aza tany Amerika nanao jadona tsy nisy ohatrizany saingy tsy nisy nanongana fa navela nanapitra ny mandat ny. A@ zao fotoana izao izany COUP D'ETAT zany dia famantarana ny hoe FIHEMORANA.
Tovolahy a! any amerika tsy mila manongampanjakana raha tsy hoe tena atteinte à la sûreté de l'Etat angaha ny antony d tsotra efa mafy be ilay demokrasia ka azo antoka fa rehefa tsy reven'ny olona ilay prézidà fa fopla d mazava ho azy fa rehefa tonga ny fifidianana d tsy holany intsony ilay prézidà fopla!
Aty afrika anefa d inn ny zavamisy:
_Teto Madagasikara d nagataka ny mpanohitra ny hanovana ny lalampifidianana hatramin'ny MFM nangataka an'io an, d inn nataon'i Ravalomanana nanao référendum izy nanamafy ny fahefany!
Za tsoriko fa natahotra za hoe 2012 d hanao toiletage ny constitution i Ravalomanana mba ahafahany mirotsaka fanintelony!
_Tao alzeria d jereo fa efa tsy tokony afaka hirotsaka intsony i Bouteflika kanefa d iny novainy iny ny constitution d io izy fa lany indray
D apetrako @ i Tovolahy007 fa mbola aty afrika isika fa tsy any andrefana any é! raha tsy azo lah le izy d izao nainn i Bush tsy nanova constitution mba nahafahany nirotsaka fanintelony fa naninn i Bouteflika nanova constitution mba nahafahany nirotsaka fanintelony
26. Oay
(
22/04/2009 16:49)
ravonjison:
TOVOLAHY007 a , izaho dia d\' accord tanteraka aminao, ilay fomba nanalána azy mihitsy no olana, ilay coup d\' Etats, resaka principe na demokrasia ilay izy.
Izany dia efa ni-discuter nay sy OAY lava be, fa tsy nisy vahaolana, samy manana ny fomba fijeriny izahay: OAY nilaza fa tsy nisy azo natao intsony fa tsy natao iny coup d\'Etats iny. Izaho kosa nilaza fa mbola nisy ny possibilité hafa fa i TGV mihitsy no tendakanina.
Dia izay sisa no namaranana ny resaka.
Tsy voavaliko i ravonjison fa efa nisy ampahany novaliako ihany tary ambadika tary!
Noho izany d valiko kely ianao:
Za aloha tsy hiady hevitra fa manaiky tanteraka za fa coup d'Etat iny nataon'ny TGV iny an!
Fa nisy fika anefa azo nanarotsaromana an'iny d toa izao izany:
_Navela nitondra ilay directoires militaires nomen'i Ravalomanana ny fahefana feno! io fanomezampahefana feno ny miaramila io anefa d tsy manaraka ny constitution d teo no nanao attaque ny TGV d voatsipaka i Ravalomanana.
Ilay izy (ravonji a! supposition ity ataoko ity an!) ilay izy amiko efa nanampy an'ny TGV ny tandrefana fa ny TGV no maika tsy faingana d nijabaka, satria izay nanolontsaina an'i Ravalomanana ny hanomezana fahefana feno ny miaramila d efa mahalala fa tsy azo atao izany raha ny constitution no arahana, d efa tafajabaka i Ravalomanana d tokony homora hoan'ny TGV ny nitondra ny affaire teo anatrehan'ny HCC @ ilay tsy maharadalana ilay famindrampahefana d tonga d azo atao ny nanangana fanjakana tetezamita avy eo satria nisy ilay vacance de pouvoir!
Momba ny fidinana andalambe d mbola averiko fa rehefa manoloana fanjakana feno jadona d tsy misy azo atao hafa tsy ny fidinana andalambe!
27. fijo
(
22/04/2009 21:14)
oay an,ka ny hat nereo anie olona tsy mahay miresaka hafa tsy herisetra e.izay no olana