Efa tsy miasa intsony ny cellule grise-n'ny pro-Ra8 !!!
1. essera
(
22/04/2009 08:44)
Efa mi-tourne ary fa efa entin'ny TAOVA hafa izao ny mpankasitraka ny ara-dalàna satria tsy nety daholo izay zavatra noeritreretina hiseho toy ny :
- Fiverenan'i Dada
- Ny intervention ataon'ireo filoha afrikanina rahalahy.
- Fiavian'ny Sadeky
- Fiarovan'i Sarokozy
- Ny tolona milamina.
- Ny fanaovana sorona mba hanenjehana score mpitolona tgv.
- Etsy andaniny ho avy ny ampamoaka.
- Ny dinika an-databatra tetsy amin'ny ambasad senegaly nitsoahana fotsiny.
TSY NISY NAHOMBY IREO NA NY IRAY AZA.
Ka tsy miasa intsony ilay saina fa hiditra amin'ny SANDRY.
Raha mbola tsy manaiky an'io voalazako io ianareo dia efa olona tsy normaly intsony fa efa entin-javatra.

novalian'i essera ny 23/04/2009 09:53
3. essera
(
22/04/2009 09:09)
Ny mahagaga tsy mahay miresaka ambony latabatra intsony ilay olona niteny taloha hoe lany andro eo am 13 mai eo fa lasa eny an-dalambe indray no mananga-tsandry.
4. Oay
(
22/04/2009 09:36)
Za aloha tena tsy afeniko fa tena diso fanantenana @ ity Manadafy ity é!
Mba mpanao politika matihanina ihany rangah d tsy manaiky hiakatra ambony latabatra kanefa d mpampianatra teny @ ambaratonga ambony! sady olona mba nandalina ny asa nataon'i DURKHEIM kanefa d izao lasa tsy sahy miady hevitra.
Raha i Ravalomanana no tsy tia ady hevitra fa tonga d manao jadona sy mampingadra izay sahy mifaninana taminy d hitako hoe tsy koi ilay izy satria tsy ampy fahalalana fa ity Manandafy efa milaza ny HAT fa azo atao ny miresaka sy miady hevitra d mbola tsy saha! Aiza ve ka i Manandafy avy no manao dada, mampalahelo rehefa ny tsy nianatra no andrasan'ny mpampianatra teny @ ambaratonga ambony hitarika anazy handeha hiady hevitra!

5. essera
(
22/04/2009 09:54)
Ô RaOay, ianao mba mijery ny paozin'i Manandafy mandritra ny interview am télé. Tena FIERE be mihits lery.
Zah am zany mimé rery ao an-trano hoe tena taim-baolina ve rangah sisa no hamaranan'i Manandafy ny carrière-ny. Raha izaho aloha no teo amin'ny toerany dia aleoko aza hoe "minisitra aho na ohatra izany" fa ohatran'ny hoe tsy misy handray ilay poste (Tabera oh) dia raiso les io fa ela mba efa nalazalaza, nefa efa kobo be koa hoe lèche ... be lery tam Ra8.

6. Oay
(
22/04/2009 10:34)
essera:

Hitako ka d izay anie no mahatonga ana tena malahelo ka nanao hoe Tokony hipetraka @ izay i papi é! raha i Pasitera d azoko ekena satria i Pasitera d efa mpanosika ny toerana nisy anazy hatrizay teo @ lohadohan'ny mpisorona no tiako lazaina an! (Nanosika an'i Ratsiraka, d nanosika an'i Pr Zafy) fa i Manandafy d nihezaka foana nanome jery (il a donné l'impression d'un leader) fa mpitarika ka rehefa tsy mifanaraka @ lohany d mipitsika izy, izao anefa d lasa mpanosika sady @ izay raha mba nanosika olona natao hanao politika moa maninn fa olona mpijapy no atosika, d very satria ilay iray mpijapy politika hiarovany ny fananany fa tsy mpanao politika satria manana fijery politika na modely politika tiana hampiarina hanatsarana firenena!
7. essera
(
22/04/2009 11:15)
Méfiez-vous de l'eau qui dort RaOay fa lasa aiza ra-penguin sy ny tariny.
Néna mantsy Ifiona ihany no jereko tsara sy arovako fa ra ry zalah be sandry retsy mitady hanao sarik'apandriana mihitsy. hi hi hiiiiiiiiiiiiiii

9. fijo
(
22/04/2009 21:27)
fa izay lazain'i essera ihany izany no ten amarina,rah aazoko tsara???izay le fisainana tgv
10. nanah01
(
23/04/2009 08:24)
Anareo izao ny fitondrana ka mandihiza dia araraoty fa ny valala tsy in-2 mandry ambavahady. Fa ny foto-pisainana ko anie dia arakaraky ny nitaizana an'ilay olona e! mbola hotsarain'ny tantara daholo fa raha mety aminareo ny fitondrana dia tandremo ary sao dia tsy manangom-bola sy tsy manan-karena ohatran'ireny mpanara-dia ireny fa mitovy @ fiainana t@ ndra8 ihany. Samy hiara-mihanan'ny fatiny eto isika fa zany hoe nareo foana ny mande alohanay.
TGV = :p
TGV = :p
11. essera
(
23/04/2009 09:53)

TGV =
Ny handihizana raha misy dia ny nialan'ny jadona sy ny ampihimamba.
Ireo teny roa ireo ihany ka