election presidentielle en 2009

1. dofinois ( 22/04/2009 10:22)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=490864
dia iza no president hikarakara an'io election io mbola resaka hafa indray izany nefa moa ry tgv sy forongony efa tsy te hidinika intsony fa dia azy irery i madagascar
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:22
2. Mandefitra ( 22/04/2009 10:32)
Gazety Taratra (*) : Ahoana ny fijerinao ny toe-draharaha ankapobeny eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ?

Atoa Niels Marquardt (-) : Tsy misy ny fandriampahalemana ! Miaina ao anaty savorovoro indray ny firenena taorian’izay herinandro maromaro toa somary nilamina izay. Mandeha ny fandrahonana etsy sy eroa, fantatra ny fisian’ireo nahavita heloka nivoaka ny fonja nefa tsy nahazo fampihenan-tsazy. Manjaka ny tsy fandriampahalemana !



* Ny fahitanao ny asan’ny Fahefana avon’ny tetezamita (Hat) nandritra izay iray volana katroka izay ?

- Amiko aloha tsy ara-dalàna ny fisian’ny Hat, izay niainga avy amin’ny fanonganam-panjakana nataon’ny miaramila. Ny tenako no vavolombelona amin’izany teny Antenimena ny andron’ny 17 marsa. Tsy tokony ho noravana ny Antenimiera roa tonta ary nandeha ila ny fanaovana ilay fihaonambem-pirenena.



* Malaza ho manohana ny Filoha teo aloha sy ny fitondrany ianao.

- Tsy marina izany. Ho anay dia ny Lalampanorenana ihany ! Nametraka ny raharaham-pirenena tao anaty korontana Ravalomanana. Raha niala izy dia tokony ny Filohan’ny Antenimierandoholona no namindrany fahefana. Izahay anefa tsy miara-miasa amin’izao fitondrana ankehitriny izao. Miankina betsaka amin’ny fanampiana avy any ivelany i Madagasikara ka miteraka olana lehibe ho an’ity firenena ity ny tsy fanarahana ny rafitra ankatoavin’izao tontolo izao.



* Ho anao izany, tena niala tsy ho Filoha intsony Ravalomanana ?

- Nametra-pialana tokoa izy !



* Ahoana àry no tokony hivoahana amin’izao krizy izao ?

- Tokony hatao alohan’ny faran’ity taona 2009 ity ny fifidianana Filoham-pirenena. Tsy hevitray amerikanina irery izany fa itovian’ny fikambanana iraisam-pirenena maro. Misy olona avy any ivelany afaka hiasa hanao fanadihadiana rehetra ho fanomanana izany, toy ny fandrafetana ny lalàm-pifidianana, sns. Ny fihaonambem-pirenena tokony ho eo ambany fiahian’ny rafitra mahaleo tena iray, toy ny Raiamandreny na fiarahamonina sivily. Tsy tokony hataon’ny Hat ambanin-javatra izany. Tombontsoa lehibe ho an’i Madagasikara ny fahavitana azy.



* Raha tsy tanteraka alohan’ny faran’ny taona izany dia ahoana ?

- Heveriko fa azo atao tsara. Fahavoazana lehibe ho an’i Madagasikara raha tsy tanteraka. Ny fitondram-panjakana amerikanina manokana, mamatsy vola eo amin’ny 100 tapitrisa dolara isan-taona, mbola eo ny Agoa. Mety ho tapaka daholo ireo miampy ny fanampiana avy amin’ireo firenen-kafa.



* Ianao ve nangataka fihaonana tamin’Atoa Manandafy Rakotonirina sa izy no niantso ?

- Izy no niantso ahy ! Saingy tsy mbola nisy ny fihaonanay noho ny toe-draharaha ankapobeny tsy milamina.



* Mety ve ny fahatongavan’ny tafika avy amin’ny Sadc eto Madagasikara ?

- Tsy vahaolana amin’izao zava-misy izao ny fahatongavan’ny tafika avy any ivelany.
3. Mandefitra ( 22/04/2009 10:39)
La SADC va à Madagascar pour pousser Rajoelina à "restituer le pouvoir"

MBABANE - Une mission de la Communauté de développement d'Afrique australe (SADC) devait se rendre mercredi à Madagascar pour tenter de convaincre les autorités de transition de "restituer le pouvoir" à Marc Ravalomanana, le président qu'elles ont évincé mi-mars, a annoncé le Swaziland.

"Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar", a déclaré à la radio publique de son pays le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini. "Elle sera suivie par une délégation de la troïka ministérielle menée par moi-méme".

Mbabane préside actuellement la "troïka", organe de sécurité de la SADC.

Lâché par l'armée et confronté à une grave crise politique, Marc Ravalomanana a remis le 17 mars ses pouvoirs à un directoire militaire qui les a immédiatement transférés à Andry Rajoelina, alors chef de l'opposition, et désormais à la téte d'une Haute Autorité de transition (HAT).

"Nous impliquons toutes les parties concernées (dans les discussions) et il serait faux de dire que la SADC utilisera l'armée pour chasser Rajoelina, mais nous voulons qu'il restitue le pouvoir au président légitime", a affirmé le ministre swazi.

La SADC a suspendu Madagascar de ses instances et Marc Ravalomanana, qui a quitté son pays depuis son éviction du pouvoir, a rencontré ces derniers jours les présidents d'Afrique du Sud Kgalema Motlanthe et du Botswana Ian Khama.

"Pour prouver son attachement à la démocratie, le président Ravalomanana a assuré à la SADC et à la troïka qu'il organiserait de nouvelles élections avant la fin de l'année pour légitimer sa présidence", a fait valoir Lutfo Dlamini.

Lors de ses entretiens avec les dirigeants d'Afrique australe, Marc Ravalomanana a dit vouloir rentrer dès que possible sur la Grande Ile de l'océan Indien, où ses partisans manifestent quotidiennement en faveur de son retour.

Lors de la répression lundi d'une de ces manifestations par les forces de l'ordre, deux personnes ont été tuées et 20 autres blessées.

Une fois rentré à Madagascar, le président évincé propose de former un gouvernement d'union nationale. "Former un gouvernement ouvert à tous qui respecte la Constitution est un pas extrémement important et urgent pour rétablir l'ordre constitutionnel à Madagascar", a-t-il dit lundi à la presse à Johannesburg.

Cité par le journal gouvernemental du Botswana The Daily News, Marc Ravalomanana a assuré avoir déjà rencontré le président de la Commission de l'Union africaine (UA), Jean Ping, ainsi que le dirigeant libyen Mouammar Kadhafi, actuellement à la téte de l'organisation continentale.

(©AFP / 22 avril 2009 10h56)
4. zoam ( 22/04/2009 10:42)
ka y tgv angaha mety hidinika eo e amboarina ihany no maha mety an'iny tsy misy solution maro izany
5. xxx ( 22/04/2009 11:14)
zoam:

ka y tgv angaha mety hidinika eo e amboarina ihany no maha mety an'iny tsy misy solution maro izany


Marina ny voalazanao !
6. tovolahy007 ( 22/04/2009 12:34)
Ka le TRAIN anie ka mba te ho prezida ry zareo e. Tsy hanaiky an'io mihintsy izy satria tsy ho lany izy raha atao @ faran'ny taona ny fifidianana. Mody lazaina hoe tsy te ho filoha izany izy fa mitondra ny tetezamita fotsiny, hahahaha. ko ra tsy donto ny olona ka tsy ahalala hoe inona ny antony hiandrasany 19 volana vao atao ny election ary??

Jereo tsara fa tsy hanaiky an'io izy ary ny tena loza dia izao, efa nilaza sahady ny CI fa ra tsy atao @ io faran'ny taona io ny election dia tena tapaka tanteraka eo ny fanampiana ho an'ny Madagasikara, efa henon'ny TRAIN tsara io fa jereo anie ny tsy firaharahiny ny vahoaka malagasy zao e, HO LAVINY TANTERAKA IO HEVITRA ELECTION IO. Ny tenany ho tonga prezida ihany ny ao antsainy fa izay vahoaka na i Madagasikara izany tsy rarahany mitsy.

Loza e
7. essera ( 22/04/2009 13:36)
Ka le TRAIN anie ka mba te ho prezida ry zareo e.

filohan'ny HAT fa tsy président de la république. Nuance mon frère.
Jereo ilay dinika hoe mission Andry TGV
8. tovolahy007 ( 22/04/2009 13:56)
essera> efa novaliako elahy ary ambadika ary ka. Tsy namaky izay nosoratako tsara ngamba elahy zany a. Hoy aho hoe: TE HO FILOHA KO IZY, misy hoe H io izay manambara hoe MBOLA HO AVY. Sa tsy nianatra Malagasy nareo fa tany @ Ecole frantsay??
9. fijo ( 22/04/2009 21:22)
tsy tonga filohampirenena izany i andry.izao dia efa samy mahatsap any rehetra fa tena tsy hainy sy tsy zakany izany fitondrana izany.raha hendry izy ,di any fanomanana ny fitondran ano tokony hoataony haingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.131