Fa maninona no mangingina ny pro-tim

1. essera ( 22/04/2009 09:28)
Mahagaga fa tsy dia henoheno intsony miady hevitra ambony latabatra fa ny ankabeazan'ny resaka ao sisa ho an'ny mpiondana dia :

Ireto avy ny cible :
bla bla
bla bla
bla bla

ry légaliste pacifiste ô, nahoana dia nariana ny fiandriananareo ????
novalian'i nanah01 ny 23/04/2009 08:15
2. ifiona ( 22/04/2009 09:38)
satria tsisy dikany ny dinika alefan'i essera eto.
3. essera ( 22/04/2009 09:51)
Andray, io ndray ndry a. Zah ary mba courage b oe io Ifiona fa mba namaly. Tsika sy ndry ko alo rah vao tsy mifamalimaly kely d tsy mis ambians le dinika.
Zah aza ange malahelo be an penguin fa tsy aiko na lasa aiza zay izy fa niaka-pofona be izy tam omaly d nisy nanendriendrika hoe noraofin kapsaty
4. essera ( 22/04/2009 10:03)

[center]
vitsivitsy teny a
[/center]

Mitady hikotrika banaka indray angamba a...............
5. zoam ( 22/04/2009 10:16)
maka aina aloh fa vizana sady mbola misaona saingy hanomboka tsy ho ela ny tena gidraka f'aza taitra e,tsy misy resaka fihavanana izany intsony @ resaka HAT io fa tonga dia vitaina
6. essera ( 22/04/2009 11:13)
zoam:

maka aina aloh fa vizana sady mbola misaona saingy hanomboka tsy ho ela ny tena gidraka f'aza taitra e,tsy misy resaka fihavanana izany intsony @ resaka HAT io fa tonga dia vitaina

Tandremo fa mba mitadiava ange teny vahiny misy an'io fihavanana io fa sahirana ianao fa tsy misy mahadika an'io tena amin'ny heviny.
Jereo tsara fa ny foto-pisainana vahiny matetika dia tsy mahalala afa-tsy hoe :

Ray + Reny + Zanaka (dia vita). Ny cousin sy cousine izany efa tsy dia ilaina.

Ny antsika mbola tafiditra hatramin'ny génération 3 na efatra mifanesy "afaka miteny hoe HAVANAY iny"
Dia asakasaky zoam raha tsy hihavana mihitsy isika ko.

7. Mirananirina ( 22/04/2009 12:33)
zavatra efa teo ihany no miseho be dia be dia leo izahay ny hamaly
8. essera ( 22/04/2009 12:47)
Manontania zavatra hafa indray hoe Mirananirina.
HA HA HA
9. gasmlay ( 22/04/2009 13:25)
ary le mpametaka afisy iry koa tô tsy hita tsony, sô maty teny anosy?? :-D :-D
10. essera ( 22/04/2009 13:53)
Misy mendy mits ato ry gasmlay a. Asa raha tena mifanatri-tava amiko fa tena tonga angamba d boramena


:oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
11. Djhamhal ( 22/04/2009 14:15)
f'angah aloha iessera tena pro tgv be é?
12. fijo ( 22/04/2009 21:25)
tena raikitra tgv io ko.
13. nanah01 ( 23/04/2009 08:15)
Ry essera ireny angamba no voakaraman-dry TGV t@ ireny banaka ireny ka mahatonga azy ho mpiondana be ohatran'io. Ny hitsikitsika tsy mandihindihy foana fa ao raha. Olona mpandroba, mpangalatra,... no tena ankafiziny dia anareo no mitsara ny any anaty tsinay maintiny. Ha Ha Ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882