Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 24/04/2009 14:29)
a lasa o, o lasa a
fofombady... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:15
bazylou ( 24/04/2009 13:25)
rhefa tgv no mitiftra de ho eratsy fa raha le8
dia hoe ara dalana io !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i vale ny 25/04/2009 21:43
Noue ( 24/04/2009 13:02)
MOBILISATION
[b]Haparitako eran'ity fotum ity io sary io mba ahatonga saina ny mpanohana an'i tgvendrana sy ny demokrasiany !! tsongoy tena, tsongoy fo raha tsy mankarary anareo ny fahitana an'io olona voatifitr... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:31
Noue ( 24/04/2009 11:49)
Firy indray no maty androany ry tgvendrana???
[b]11H45 : Coups de feux de 11H20 à Ambohijatovo, un mort. Un mort selon des témoins. 12:00 - Une vendeuse de livres entrain de fermer son kiosque a été atteinte d’une balle à la téte s... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:40
penguin ( 24/04/2009 11:19)
Sahirana ara-tsaina ny manaraka sy mioby TGVendrana
Misy manoratra eo ambany hoe ny sahirana no tena maro nanaraka ny hetsika TGVendrana. Mety ekeko fa ny fanazavana azy nno disoako. Ireo olona avy nitondra tany aloha dia tsy sahirana daholo ary manana... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:47
tafondro ( 24/04/2009 11:03)
Politika
Tsy mety ve raha ajanona kely ny fifandiran- kevitra politika mampifamono ny malagasy ankehitriny ry zareo ? ekena fa samy nanana ny maty ny ankolafiny rehetra , izay tsy miady hono olom- bodo ,fa ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:54
Noue ( 24/04/2009 10:48)
Inona no hatahoran'i tgv ???
fa inona aloha no hatahoran'i tgvendrana @ fahatongavan'i Pierrot Rajaonarivelo ee??? satria moa i pierrot io no anisan'ny nanomé vola be ho an'i tgv hany ka matahotra i pantin fa ho avy ny tena mpan... tohiny
kabota ( 24/04/2009 10:26)
HAINGANA RY TGV FA TOA MIADANA LOATRA IZANY
Izany no tina hampitaina, haingana fa TRAIN A GRANDE VITESSE fa sao dia regarega ny fitondrana raharaha Omeo ilay mpamily mahay fa ianao manao co pilote Tony tsara mamaly ity an... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:15
milamm ( 24/04/2009 10:20)
Ilay rangory fototry ny afo ny fahorian'ny Malagasy...
Tsy mety ny hangina sy tsy hiloa-bava manoloana izao tsy rariny sy fampahoriana ny mpiray tanindrazana izao ka tsy maintsy hanome tsindry sofina sy teny tsy misorona aho @ maha-malagasy ahy izay mahat... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:30
zoam ( 24/04/2009 09:24)
mitohy ny famonoana ataon'ny capsat
araka ny fanatra dia 4x4 blanche io no tena mitifitra ny vahoaka eo ambohijatovo, ny miaramila sy ny police mijery fotsiny... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:25
halloween ( 24/04/2009 09:10)
Ny sahirana no tena manaraka n TGV ? tena marina zany satria
Ny olona sahirana no tsy nahita mangirana teo amin fitondran dravalo mihtsy !! satria na ny fivelomany , na ny asa fanaony ,na ny trano nipetrahany ,na ny maha izy azy(fihaviany) ,ny fidirambolany de ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:40
bazylou ( 24/04/2009 09:07)
hita mihitsy izao fa nytim
sy ireo pro le8 no ten ampanao ny halatra etsy sy eroa, ary ao daholo ny veryseza sy ny mpanararao paty rehetra no miafina!! tratra daholo ny bizna mainty ataon'dry lerony , ry senateran'ny vakna izan... tohiny
novalian'i Noue ny 24/04/2009 13:05
Oay ( 24/04/2009 08:32)
ifiona a! ampio i Oay fa tsy azon'ity é! saotra mialoha!
Misy video io: [url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news[/url] Ka iza no tian'i Manandafy lazaina amin'io fa tsy tononiny ny anaran'ilay olona!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:50
BlackGasy ( 24/04/2009 08:05)
HAT
Hazo Amoron-Tevana kely sisa dia ho vita ny aminy Mody alefa any France ny vady aman-janaka nefa alefa mitsoaka angamba fa efa an-dohalika ny ranom-bary hihihih :twisted: ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:27
bazylou ( 24/04/2009 08:05)
Corps d’armée du personnel et des services administratif et
technique!!!!!!!! io no atao hoe capsat!!!!! :-P :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:43
Florianneko ( 24/04/2009 08:02)
lazao fa tia
mba omeo anilay tononkira ani marion hoe lazao fa tia fa alefako amin'ilay olo tiako fa lavitra ahy izy dia manina azy aho. merci d'avance (l) ... tohiny
novalian'i mcboy ny 27/04/2009 13:48
xxx ( 24/04/2009 07:57)
aparitaho ho hitambahoaka e!
24 avril 2009 à 9 h 18 min VOTOATIN’NY TARATASY TRATRA TANY AMIN’NY SAMPA-PITSIKILOVANA FRANTSAY Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO ten... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:49
ravalotgv ( 24/04/2009 07:53)
la hcc contre la hat
hcc = haute connerie des cochons (gasy) hat = haute autorité des truie 'gasy) groin groin sniff tchroufff 8) 8) 8) 8) 8) ... tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:18
Ika ( 24/04/2009 07:39)
wiki infogasy
http://wiki.infogasy.net/ misy olana ?... tohiny
novalian'i hery ny 24/04/2009 08:18
penguin ( 24/04/2009 06:12)
CAPSAT nandray vozon'i Pastera no naka Parlemanta
Asa moa na manana andraikitra manokana inona amin'ity HAT ity ny CAPSAT satria ilay miaramila nisintona ny vozon'ankajon'i Pastora Rasendrahasina ary nanamaritena tao amin'ny Haino aman-jery misy no ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1747