rhefa tgv no mitiftra de ho eratsy fa raha le8
1. bazylou
(
24/04/2009 13:25)
dia hoe ara dalana io !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i vale ny 25/04/2009 21:43
2. Noue
(
24/04/2009 13:26)
dia io ny anao ry bazylou
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
3. bazylou
(
24/04/2009 13:27)
rehefa tsy misy lohany manaiky ampiasain'ny tim dia io no nalehany e!! izao no valin'ilay teny ambohitsirohitra !!!! :-D :-D
4. yuka
(
24/04/2009 13:27)
refa ravavalo no mitifitra de lazaina fa mihosondra ny tanany
fa refa TGV d mampiomehy sy mahafaly an'i bazylou :( :(
fa refa TGV d mampiomehy sy mahafaly an'i bazylou :( :(
5. bazylou
(
24/04/2009 13:29)
ary mba taiza ary ianareo be vava ireto rehefa maty nyteny ambohitsirohitra taiza???
:-D :-D
izao vao hoe , mamono olona i tgv, maketsy makeroa e:!!
:-D :-D
izao vao hoe , mamono olona i tgv, maketsy makeroa e:!!
7. bazylou
(
24/04/2009 13:43)
xxx zone rouge mazava tsara ??!! ZONE ROUGE!!!! FARITRA MENA TSY AZO ALEHA!!!! :-D :p :p :p :-@ :-@ :@ :@
rehefa tsy mataty ho aho dia miala ary fa faly miafina ao anaty xxx fotsiny!!!
rehefa tsy mataty ho aho dia miala ary fa faly miafina ao anaty xxx fotsiny!!!
8. yuka
(
24/04/2009 13:44)
tsy mitovy mihintsy ny eny anoloan'ny lapa-panjakany sy ny eny amin'ny kianja
niadiavana ny zoan'ny demokrasia e!
Ny TGV ary teny @ ZONE ROUGE no voatifitra tsy mihaiky ny tsy tokony handehanana teny,fa ireo ankilany kosa taiza ny toerana nitifirana azy?
Inona no tsinin'io ramatoa maty io izay sady tsy TIM no tsy TGV fa pivarotra boky :roll: :(
sa hisy hamaly indray hoe izy no te hivarotra eny? :evil:

9. bazylou
(
24/04/2009 13:54)
aza miala zigla rangahy !! rehefa tratra dia tratra !! rehefa maty dia maty!! ary ny ra miantso ra!! izao no valiny e!!
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
10. kasimodo
(
24/04/2009 13:57)
Tsy rariny daholo rangah na ra8 na ra TGV ah.
Ra8 = Andry = mpamono olona..... fa ny mahagaga amintsika vahoaka koa ngeh d manaiky atao fitaovana politika eh????
Ra8 = Andry = mpamono olona..... fa ny mahagaga amintsika vahoaka koa ngeh d manaiky atao fitaovana politika eh????
12. Mirananirina
(
24/04/2009 14:13)
bazylou a,izao izany tsara sa ahoana no fijerinao azy??????????????,ary tsy nitovy ny famonoana,ny 1 fiarovatena ,ny 1 vono fotsiny izao
13. tafondro
(
24/04/2009 14:16)
Aza hadino ilay fitenenana hoe :" si tu ne fais pas de la politique , la politique te changera en quelqu' un d' autre " ho an' i kasimodo io hafatra io . :oops:
14. yuka
(
24/04/2009 14:35)
bazylou ilay olona maty io anie hoa ka tsy pitolona fa pivarotra e!
sady tsy TIM no tsy TGV e!
tsisy miala bala eo!
Tadidio fa ny hiady hoan'ny fahalalahana no fototra nitondran'i Rajoelina ny tolony,indrindra amin'ny lafiny fanehoankevitra,sy izay lazaina fa jadona
ka nahoana no rehefa azo ilay fahefana nirina fatratra no manao ratsy lavitra
nohon'ilay nenjehina teo aloha :?: :roll:
hitany tsara mantsy izao ilay tsiron'ilay seza ka fikiriny,sy harovany mafy na miha mandrika aza ny ran'ny gasy :(

16. nancy
(
24/04/2009 15:18)
Izao ry reto a. Manahirana be ny miresaka amin'ny fozaorana bornes ireto fa tsy ho azony mihitsy izay lazainareo na dia averina aminy in-1000 aza ao anatin'ny 1 andro. Na dia efa misy sary mazava aza io ambony io tsy azony izany.
Ka aza valiana tsony fa aleo hiteny irery eo izy, na aleo izy samy izy no hiresaka eo e.
Ka aza valiana tsony fa aleo hiteny irery eo izy, na aleo izy samy izy no hiresaka eo e.
17. milamm
(
24/04/2009 15:22)
ny tsy fantatry bazylou de izao iza no commanditaire-n'ireo faty olona ireo hatrizay???? 1 ihany ary raha ny maty no andatsana olona dia mapalahelo fa tena toe-tsaina mivarilavo satria tsy manatsiny izy ireny ary tsy mpanao politika fa olompirenena,tsy mbola nadatsaka aina ny olompirenena i Ravalomanana afatsy ireo operation " haza lambo t@ 2002" asa raha fantatry bazylou ny dikan'io
18. vale
(
24/04/2009 15:25)
xxx:
bazylou vendrana eny zone rouge mazava sa tsia
Asa raha mba hampatonga saina an'i Bazylou ny filazana fa TSY MITOVY ny fitifirana oul manafika lapa(sady self défense ) sy ny mitifitra oul eny an-dalambe!!
Ts'hitako ze mampifalifaly anao amin'izao vono oul amin'ny tsy rariny izao!! ou bien vous trouvez ca drôle voussssss???????????
8O 8O 8O
19. xxx
(
24/04/2009 16:21)
Ary nakaiza hoa ilay sarin' i Avril lavigne 'ny vale iny no dia sarin- dikotra be toy ity no asehonao eto ?
20. xxx
(
24/04/2009 17:23)
tena mahagaga nihitsy letsy ry bazylou ny fotopisainanireto TIM ireto fa tamin'ny TGV notifiriny teo A/mbtsirohtra iy anie ka 100 fara fahakeliny no novitaindry TIM teo e ! de rehefa nisy 1 voatifitra ny TIM de otran'ny oe tena ngeza be sy mafy be zany ! sa tsy olona ko le maty bedebe teny ireny ?? mba alefaso ry zalah rah mis ny sarinireo notifirin 'i NOue teny A/hitra reny a