rhefa tgv no mitiftra de ho eratsy fa raha le8
21. xxx
(
24/04/2009 17:59)
Andray ! tena sahy ianao ry Noue ! sahinao ve ny nitifitra io olona io ?? noheveriko fa vavy kely tena malemy paika ianao hay ze olona tafiditra ao antokotaninao zany de tifirinao toa io daholo
22. halloween
(
24/04/2009 18:03)
f'angah i NOUE no nitifitra an'io lé ?? inona ty adalanao ry Noue ? tsy tiako tsony zany !
23. xxx
(
24/04/2009 18:17)
ny dadani andrwui koa tsy maintsy samborina fa mpanondrana môly be eto bira e! :-D
25. xxx
(
24/04/2009 18:46)
mety ho sarim-bavy ohatranlah(andrwui) ihany baina lah fa mpangalatra sy panao aferana môly fotsiny
26. fijo
(
24/04/2009 20:24)
ô ra bazy an,mba misaina ,fa mpivarotra boky nanidy tsena anie io notifirian io e..aiza ity fisainana?????
27. vale
(
25/04/2009 21:43)
xxx:
Ary nakaiza hoa ilay sarin' i Avril lavigne 'ny vale iny no dia sarin- dikotra be toy ity no asehonao eto ?
:-D :-D ..mba ovaina kely njay alou e!lol
