HAINGANA RY TGV FA TOA MIADANA LOATRA IZANY

1. kabota ( 24/04/2009 10:26)
Izany no tina hampitaina, haingana fa TRAIN A GRANDE VITESSE fa sao dia regarega ny fitondrana raharaha
Omeo ilay mpamily mahay fa ianao manao co pilote
Tony tsara mamaly ity an
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:15
2. penguin ( 24/04/2009 11:05)
TGVendrana no misy fa tsy Train à Grande Vitesse ary eritreritra sy anarana izany fa na ny taim-by iray aza tsisy ny momba izany. Ny "Love Peace" hatramin'izay dia lazaina fa V vendrana ary mampihomehy fa filalaovan'ny olona rehetra lasa ainga ho an'ny mpitondra tgvendrana ka hakany sary sy hireharehany isaky ny mitsidika Faritra. TGVendrana tsy handeha mihintsy.
3. tafondro ( 24/04/2009 11:27)
Raha vitany ny mampijanona ny famonoana sy ny fanaovana tsinontsinona ny zo fototr' olombelona dia point iray izay ho azy.Ny manaraka mbola ho tsarain' ireo malagasy kely fandinihana foana ao aoriana ao. :oops:
4. Noue ( 24/04/2009 12:57)
ho vitany ve ny famonoana? nefa dia jereo ny zava-nitranga androany

[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
5. xxx ( 24/04/2009 17:20)
Ampahafirin 'ny 100 notifirinareo teo Ambohitsirohitra moa io ?? mba alefaso ary le sary misy ireo olona 100 novonoinareo rah sahy ianao ! na ianao mihitsy no angatahiko handefa azy eto rah sahy !sa , rah tgv no voatifitra teo ny 100 de tsy de olana loatra fa raha tim 1 de maharary ??
6. fijo ( 24/04/2009 21:15)
fa ngah a100 indray fa tsy 28 e????iza no mandainga eto?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562