Ny sahirana no tena manaraka n TGV ? tena marina zany satria
1. halloween
(
24/04/2009 09:10)
Ny olona sahirana no tsy nahita mangirana teo amin fitondran dravalo mihtsy !! satria na ny fivelomany , na ny asa fanaony ,na ny trano nipetrahany ,na ny maha izy azy(fihaviany) ,ny fidirambolany de negatif daholo !!
--Fivelomany =zay olona mba nanao fromazy kely , na yaourt kely , na nanao collecte vary ,na voankazo, na nanao menaka rehetra (rehetra hoy aho) de nakatona na nogadraina(olona sahirana)
--ny asany =zay collecteur rehetra (na vary na voankazo na ronono) de najanona na nogadraina(olona sahirana)
--noravaina daholo ny ankabeazan'ny tranon'ny sahirana(ny mpanana na tsy nokitihana na nosandaina volabe) ary zara raha nahazo tambiny ny sahirana taminy fa norahonana ndray aza
------ de aiza ary no hisy mpanana sy zay metimety ho voakitika tamindravalo zany!! eny mety nisy ihany voakitika fa ireo mpanana izay efa nananandravalo lolompo (kakay)no napoakany !
--fa ny mahantra kosa de tena nihinanan'ny petsany mihitsy satria ny asa , trano , fivelomana , karama de tsy nisy toko ranony mihitsy fa no saboter na daholo !! za ary nieritreritra mihitsy hoe sao de saika nataony otran vahoakan'ny shiit ary ny vahoaka sahirana ! ka natao genocide ankolaka ny fandripahana azy ! de io no mahatonga andry zalah sahirana mamikotra mafy amn drajoelina sao miverina ndray le nofy ratsy taloha !

novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:40
2. bazylou
(
24/04/2009 09:11)
marina mihitsy izany ry halloween, ny olona very seza sy rovitra pataloha izao no lany andro migrevy eny ambohijatovo!!! an'ny sahirana indray izao ny tanan e::
merci tgv!!!! :-D :-D
merci tgv!!!! :-D :-D
3. Noue
(
24/04/2009 09:12)
bazylou:eisssyy aho oeee!!! ary ny jiolahimboton'i tgvendra???
marina mihitsy izany ry halloween, ny olona very seza sy rovitra pataloha izao no lany andro migrevy eny ambohijatovo!!! an'ny sahirana indray izao ny tanan e::
merci tgv!!!! :-D :-D
4. bazylou
(
24/04/2009 09:17)
ka tsy maintsy hoe jiolahim boto anie satria nahay nandrodana ny anareo e!! angah moa tsy izay le izy!! izahay tgv koa dia milaza fa olona very seza sy lany remby ianareo !!! jereo le8nareo aza tsy sahy akory fa nilefa no hainy!! pauvre president !!!!! :-D :-D
5. ravatorano
(
24/04/2009 09:21)
fa iza ary izao no mitaingina ny seza ao amin'ny HAT ?
ireo mpanao politika falifantsy efa naloam bahoaka impiry
milatsaka foana fa tsy mety lany !
hany hery dia mijapy tgv sisa !
raha ny fandinihako azy dia tsy ho vitan'ny HAT ao anatin'ny roa taona ny fanarenana an'i gasikara teo amin'ny toerana nisy azy teo ny antony dia ny fifidianana izao no tena zava dehibe mahamaika andry zareo ary koa hanao izay faraheriny izy ireo mba ho lany ka hahafahany hanohy indray ny hataony amin'izao ! amizay tsika no tsara mifankahita satria ho maro ny hilatsaka eo ary ny mpifidy hizaraza hifidy ny tiany amizay satria mino aho fa halalaka tokoa ny fifidianana izay hanaraka eo !

6. essera
(
24/04/2009 09:21)
Tsy hitan'i Noue izay ho lazaina. Efa ela be a ry halloween no niteny an'io fa sao d ozy ndray Ifiona hoe averin-Essera le resaka.
Izao no tenin'ilay olona izay tamin'izany fotoana :
"Jereo ange ny olona migrevy eto Ambohijatovo e, mba class class daholo fa otran'iza ny tamin'ny TGV".
dia hoy fotsin aho anakampo hoe eo am vatan'orona ihany no tazan'ity mason'ity olona ity ary tsy mahay mba mandinika fa mba manan-katao fa tsy misy saina.
[center]Ny olona tena sahirana no mipoitra tamin'ny tolon'i TGV ry mpiondana isany[/center]
[center]Ny olona very seza na very asa vokatry ny hadisoan'i Dada no eo Ambohijatovo[/center]

7. halloween
(
24/04/2009 09:23)
Raha jiolahi mboto kely zany ry Noue ny Tgv ve de ahaongana olona be sandry be sy matanjaka sy manatsaina be manana plannnn de gera be toa ny Tim??? ny dikanzany ny Tim sy Ravalo no tena vendrana matoa azon'ny olona ankafetsena sy amin'ny teknika sy taktika kely fotsiny ny Fitondrany !!
--Ny zandary teo antanany
--polisy rehetra teo antanany
--miaramila 90% mbola teo antanany
Fa ny havendranany no nitsoaka sy nanolotra ny Fitondrany ho an'olona !!! ny olona koa kristiann tsy mandà fanomezana

8. xxx
(
24/04/2009 09:30)
Tsy hitan'i Noue izay ho lazaina. Efa ela be a ry halloween no niteny an'io fa sao d ozy ndray Ifiona hoe averin-Essera le resaka.:@ :@ :@
Izao no tenin'ilay olona izay tamin'izany fotoana :
"Jereo ange ny olona migrevy eto Ambohijatovo e, mba class class daholo fa otran'iza ny tamin'ny TGV".
dia hoy fotsin aho anakampo hoe eo am vatan'orona ihany no tazan'ity mason'ity olona ity ary tsy mahay mba mandinika fa mba manan-katao fa tsy misy saina.
9. bazylou
(
24/04/2009 09:35)
tsy ady politika intsony izanyfa efa ady klasy sosialy izy ity an!!! sa efatsy misy fika intson yny tim dia ny klasy sisa no ampiadiany?? le lohany rahate o tsy misy :-D :-D
10. halloween
(
24/04/2009 09:39)
vodiny daholo ve ? efa ela io fanambaniana olona nataon Tim teto hatramin vao nidiran TGV fa tsy namaly mihitsy izanay fa nijery tsara xny tena fotopisainanareo !! hay de tena mpanao tsinotsinona mihitsy !!!
---tsy fidiny azy anie no ho tonga aminio toerana io , tsy nangataka izy oe ity aho ampijalio ...... ka raha mba niangaran vitana nanana ny ampy de aza hitsahina sy hosena ry TIM ny mahantra a !! fa ireo zao no mibaiko sy mananatra anareo amin toetra ratsinareo !!

12. Noue
(
24/04/2009 10:38)
k'ira fa ireny jiolahimboto tsisy atao qui n'ont rien à perdre ireny no voakaraman'tgvendrana eee! io dia mbola misy sahy milaza ny contraire ihany ve ôôô ??? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
13. patrick2002
(
24/04/2009 10:38)
zay ndray alohga dia tsy sahirana ,fa tsy mila Ravalomananiste eh! ny ahy indray dia hita fa voakasiky ny oligarchie financiere ny Ravalo daholo rehefa mety malagasy ,fa ireo olona mitokona eo Ambohijatovo ireo ilay olona ,nahazo toerana t@ projet ni-financer-ny FMI, Banque mondial vola ,izao izy ireo mandrora mitsilany satria plus izy mitokona plus tsy misy vola homeny BM,sy ny FMI ,plus izy ho lasa 4 mi ,aza homena tsiny Andry amin'izay .
Ao koa ireo olona nahazo asana ouvrier t@ ireo asa chantier ni financer-ny Banque mondial vola .nisy ouvrier izay nanontaniany TV5 dia nilaza fa tsy mbola tapaka asa izy nandritry ny 7 taona nitondrany Ra-8 ,mandrora mitsilany koa io ouvrier io satria mihevitra izy fa @ maha ra-8 an'i ra-8 no hanomezany BM vola ny malagasy fa ny fisiany stabilite politique .
Ka hoy ao aminareo Ravalomananiste ,mandehana vonjeo ny birao halao hilamina ny tanana raha tianareo hitohy ny asanareo ,

14. xxx
(
24/04/2009 10:44)
barazy isaky ny fokotany atao fay rano ohatrany vam reboza julien fa dia kila ohatran'ny bozaka e :-D :-D :-D
15. xxx
(
24/04/2009 12:16)
Ireo tena sahirana nanohana an`i TGV dia natao fitaovana fotsiny e , nomena vola dia somary sesefana ideologie adin-tsaranga , nampiana lavage de cerveau amin`ny fanavakavaham-bolonkoditra izay fika efa niasa tamin`andron`i Deba ( Bemiranga ) dia roboka nandoro sy nandroba . Ireo kilasy sosialy ireo ihany anefa no ho tratran`ny crise inflationniste aterak`izao olana izao voalohany ary ho hitantsika eo tsara fa hiakatra tsy ho ela ny vidim-piainana , hihoatra be dia be lavitra nohon`ny tamin`ny andron-dRa8 . Dokam-barotra entina milaza hoe nitana ny teny nomena fotsiny ny menaka 12500fmg sy ny vary 500 Ar fa ho hitantsika eo fa tsy hitohy io akory fa SARINADY fotsiny .
16. Noue
(
24/04/2009 12:52)
ho anareo mpanohana an'i tgvendrana, dinio, jereo raha toa ka mba rariny zao, io olona io dia maty voatifitra teo @ lohany , maty teo no eo !!
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]

17. ravonjison
(
24/04/2009 14:33)
Raha fanoharana no ampiasaina dia toy izao no azo lazaina: mpitsabo - mpitsabo mpisoloky - marary voasitrana sy tsy voasitrana, ny olona manodinina.
1- Ravalo : dokotera mpitsabo, misy ny afapo @ asany , misy kosa no tsy afapo
2- Rajoelina: charlatan ( mpitsabo mpisoloky): manararaotra, maka ny clients izay tsy faly na tsy voatsabon-dRavalo tsara. Na dia efa hita izao aza fa cancer mahafaty no mahazo ilay marary, noho izany tsy misy fanafody intsony, i Andry dia mampanatena fa misy karazana hazo sy ravinkazo speciale eto Mcar ary voatsabony io cancer io.
3 - Ny pro- Ravalo : -olona narary voatsabon-dRavalo tsara mihitsy, noho izany afapo tanteraka. Ka noho izany na dia misy aza ny zavatra ratsy sasany nataon-dRavalo( ohatara: novidiany ary azy daholo ny toeram-pitsaboana rehetra), tsy mampaninona ireo pro- Ravalo izany satria ny fahasalamana no manadanja @ izy ireo. Noho izany i Ravalo izay nanala ny aretiny ihany aminy no dokotera mahay. Misy ny olona manana, misy ny tsy manana, fa io dia miankina @ ilay aretina ihany, mety ho aretim-po grave, mety kosa ho kankana fotsiny.
- misy koa anefa ireo infirmier, mpiara-miasa na mpamily fiara izay tsy voatsabo fa kosa ampiasain-dRavalo na miara-miasa aminy, noho izany noho izy ireo mahazo asa na ny fahafantarany akaiky ny toetran-dRavalo no maharesy lahatra azy fa Ravalo ihany no olona azo itokisana.
4- Ny pro-TGV :- ireto kosa dia olona izay marary efa ela, kanefa tsy mety sitran-dRavalo noho ny antony maro samihafa ( aretina tsy azo sitranina, tsy fanarahana ny torohevitry ny' dokotera, tsy manabola hitsaboana, tsy misy mpikarakara, tsy mitandrin-tena sns...), noho izany raha vao tonga ny charlatan ( Andry) nampanatena azy ireo fa misy fanafody vaovao tena efficace be, mirohotra daholo izy ireo makany satria efa very fanantenana tanteraka, na koa tezitra t@ ny tsy nahasitranan-dRavalo azy ireo.Eto koa dia misy ny manana sy ny tsy manana, miankina @ ilay aretina tsy voatsabo ihany ny hatezerany.
-misy koa ireo izay mba te-hanana vola, laza, trano fitsaboana toa i Ravalo, noho izany nararaotin' izy ireo ny toe-draharaha ka nampiasainy ireo marary efa ela tsy faly hanesorana ilay dokotera mpitsabo. Ireto antokon' olona ireto dia ny manaratsy an' i dokotera ihany no ataony, lazainy fa tsy mahay mitsabo ny mpitsabo Ravalo, mampanatena koa izy ireo fa ho voatsabony daholo ireo marary efa very fanantenana.
- ao koa ireo olona manodidina kanefa tsy mahaozoazo ny toetran¨i mpitsabo ( noho ny antony maro samihafa), noho izany raha misy ny te hanala an-dradokotera dia ampian' izy ireo.
- ao koa ireo olona mpamorona aretina, na olona mahazo tombotsoa @ aretin' ny sasany ( mpivarotra fanafody antsokosoko ohatra, charlatan). Ireto olona ireto dia ny fisian' ny aretina no azoazony satria fihinanany izany. Nony nosakanan-dRavalo anefa ny fivarotam-panafody antsokosoko, ary nampidiriny ny prevention, dia tezitra ireo olona ireto satria mihena ny marary ary lany ny fihinanan' izy ireo.
Hitantsika @ ireo fa mifamahofaho be ihany ilay izy, sady misy avy atsy no misy avy eroa. Ny tiako tsindriana eto anefa dia ny fisian' ireo aretina efa ela ( azo sitranina na tsy azo sitranina), sy ny fanararaotan' ny sasany izany hanesorana ny hanaratsiana ilay mpitsabo.

18. xxx
(
24/04/2009 17:13)
Andray ! tena sahy ianao ry Noue ! sahinao ve ny nitifitra io olona io ?? noheveriko fa vavy kely tena malemy paika ianao hay ze olona tafiditra ao antokotaninao zany de tifirinao toa io daholo