Inona no hatahoran'i tgv ???

1. Noue ( 24/04/2009 10:48)
fa inona aloha no hatahoran'i tgvendrana @ fahatongavan'i Pierrot Rajaonarivelo ee??? satria moa i pierrot io no anisan'ny nanomé vola be ho an'i tgv hany ka matahotra i pantin fa ho avy ny tena mpanosika ve ?? dia hilaza oe vita ny mission-i tgvendrana fa ahy @ zay ny toerana ???

11:00 - Selon une source proche de la HAT, l’arrivée de Pierrot Rajaonarivelo demain est perçu comme un « acte de déstabilisation
du régime de transition. Andry Rajoelina aurait demandé à ce dernier de repousser son arrivée. Rappelons que Rajaonarivelo a été le premier ex-opposant à qualifier la prise de pouvoir de Rajoelina de « coup d’Etat »



2. penguin ( 24/04/2009 11:09)
Sao mba fanadiovana an'i Pierrot Rajaonarivelo kosa izany ka avela indray ny olona no hilaza hoe aleo izy hiditra. Amin'izay dia afaka madio ny tgvendrana raha misy tsy fetezana hoe ny vahoaka no mila azy miditra na tsy nisy Amnistie vita aza.
Io no heverina ho filoha atsy ho atsy koa inona no hatahorany ? Tsy mahatoky izany ny penguin fa ry zalahy aza no handefa miaramila hiaro azy fa tsy hisambotra azy velively.
3. Mirananirina ( 24/04/2009 11:28)
vita ny mission-i tgvendrana fa ahy @ zay ny toerana
sur fa hilatsaka lery izany
hay ,matahotra i tgv izao,mbola aiza re izany e
4. Noue ( 24/04/2009 13:04)
zao ny asan'ny capsat

[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
5. bazylou ( 24/04/2009 13:55)
tgv angaha matahoatra an'iza na an'iza!!
6. fijo ( 24/04/2009 21:08)
ka i tgv nomena vola hanala an dravalo,izoa nefa lery mitady hifikitra indray,ka izay no tsy hanomenazi amnistie ireo hatahorany
7. bazylou ( 24/04/2009 21:50)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
8. patrick2002 ( 25/04/2009 00:35)
ny an'i ra bazil mbola mampiory koditra kou , firy ny maty tamin'io ra bazil ,ny an'i noue sary ray foana no havadibadika eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4438