mitohy ny famonoana ataon'ny capsat

1. zoam ( 24/04/2009 09:24)
araka ny fanatra dia 4x4 blanche io no tena mitifitra ny vahoaka eo ambohijatovo, ny miaramila sy ny police mijery fotsiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:25
2. ravatorano ( 24/04/2009 09:42)
vizana indray zany ny zoam kle !
3. xxx ( 24/04/2009 09:47)
atsangano ny barazy maro2 eran'ny tana e ,efa azonay daholo ny renseinement an'ireo voiture hat,efa namboarinay Reboza julien nodoranay ohatrany bozaka tsy hanana hantra mihitsy :-D :-D :-D
4. Noue ( 24/04/2009 10:33)
oatran'zao ny fandehany ee

[URL=http://img249.imageshack.us/my.php?image=madagascar20040900033.jpg][IMG]http://img249.imageshack.us/img249/3429/madagascar20040900033.jpg[/IMG][/URL]
dia zao vao zao nisy maty indray voatifitra

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

11H45 : Coups de feux de 11H20 à Ambohijatovo, un mort. Un mort selon des témoins.
5. xxx ( 24/04/2009 10:41)
efa eo hampikarakarana an'io 4x4 blache io mihitsy ny mpokina
6. xxx ( 24/04/2009 11:25)
Tsy afaka manantena ny Mpitandro ny Filaminana hiaro azy intsony ny vahoaka ka ireto misy fepetra tokony ho raisina maika :

1)-TSY FANDOAVAN-KETRA : satria isika tsy mpandoa karamana MPITANDRO FILAMINANA TSY MANAO NY ASANY ARA-DALANA ( Miaro ny olona sy ny fananany).

2)-HAMAFISINA amin`izay no tolona MITAM-PIADIANA ( VATO , COCKTAIL MOLOTOV , FLECHE , PILOTRA , LEFONA , SABATRA ..) ka ady an-tselika sy anelakelan-trano no atao fa tsy face a face satria ampy fitaovana izy .

3)-Zay 4x4 na camion tratra tonga de dorana amin`izay tsy manana moyen de deplacement izy .


4)-Ny tena MPIADY tsy mitangorona ao anatin`ny MPANOHANA NY ARA-DALANA fa mamely tonga dia mitsaoka na miafina haingana amin`ny toeran-kafa .

5)-Tsara raha hindramina ny fomba niadian`ny KUNG FU ny TTS taloha fa efficace .

6)-Atao maro be ny FRONT HIADIANA satria BE FITAOVANA izy ireo FA TSY AMPY OLONA .

7)-Tokony hisy MPITSONGO DIA mikaro-baovao momba ireo CAPSAT sy ny fianakaviany tsirairay avy satria mety ho tonga hatrany amin`ny fakana takalon`aina sy fandoroana trano raha ilaina . ( Ireo fomba ireo mantsy dia efa nataon`ireto CAPSAT ireto ) .

8)-Tokony hatsangana ny MILISY MIARO NY VAHOAKA REHEFA TSY HANAO NY ASANY NY MPITANDRO FILAMINANA . ALEO NY VOLA TOKONY HANDOAVAN-KETRA HANAKARAMANA MILISY .

9)-Atao izay HISAMBORANA ireo lohandohan`ny CAPSAT ( Ndriarijaona , Noel , Charles , Alain Ramarosaonina ) sy ireo sasany hita amin`ny sary .

Ho fehiny , mila arindra tsara izay rehetra izay ao anatin`ny organisation miafina anankiray miavaka mihitsy fa tsy mitakosina amin`Ambohijatovo fa manampy tosika azy fotsiny avy aty ivelany . Mila stratejia mahay koa ary tsara raha misy an`ireo Officiers manohana ny ARA-DALANA .

Tokony hatao ireo rehetra ireo satria TSY TSARA NY MIJERY FOTSINY NY FAHASIMBAN`NY FIRENENA AMIN`NY ATAON`iRETO JIOLAHY IRETO ARY INDRINDRA FA NY FAMONOANA MALAGASY ATAON`I TGV sy ALAIN RAMAROSON TOY IZAO .



7. roxanaha ( 24/04/2009 11:41)
12:00 - Une vendeuse de livres entrain de fermer son kiosque a été atteinte d’une balle à la téte suite à la poursuite entre le 4×4 et les manifestants à Ambohijatovo. Elle est morte sur le coup.
Source topmada
8. xxx ( 24/04/2009 11:46)
xxx milay be ny hevitrao fa iza oa lay capsat miteny ratsy be hatreny antanimena ka hatreny ambohinjatovo iny e! iny mihintsy no tsara dorana velona lay miteny hoe ataovy mihinan'ny nemmmm sy lay hoe ravana @ hery iny e
9. xxx ( 24/04/2009 12:19)
xxx:

xxx milay be ny hevitrao fa iza oa lay capsat miteny ratsy be hatreny antanimena ka hatreny ambohinjatovo iny e! iny mihintsy no tsara dorana velona lay miteny hoe ataovy mihinan'ny nemmmm sy lay hoe ravana @ hery iny e


Iny ve tsy ilay hoe maty ny vadiny vao haingana e, sa diso aho ?
10. xxx ( 24/04/2009 12:25)
xxx... iny bandy iny ilay hoe Commandant CHARLES ( Ex-RESEP) ilay nanompa an`i Pastera sady nikozy owe " Aleo aloha zah hanala ny foko " . Nedala iny hono zany miseho azy ho be fo be ohatran`iny foana dia bandy tsy azo halamina mihitsy fa rehefa izay dia izay !
11. tafondro ( 24/04/2009 12:33)
xxx:

Tsy afaka manantena ny Mpitandro ny Filaminana hiaro azy intsony ny vahoaka ka ireto misy fepetra tokony ho raisina maika :

1)-TSY FANDOAVAN-KETRA : satria isika tsy mpandoa karamana MPITANDRO FILAMINANA TSY MANAO NY ASANY ARA-DALANA ( Miaro ny olona sy ny fananany).

2)-HAMAFISINA amin`izay no tolona MITAM-PIADIANA ( VATO , COCKTAIL MOLOTOV , FLECHE , PILOTRA , LEFONA , SABATRA ..) ka ady an-tselika sy anelakelan-trano no atao fa tsy face a face satria ampy fitaovana izy .

3)-Zay 4x4 na camion tratra tonga de dorana amin`izay tsy manana moyen de deplacement izy .


4)-Ny tena MPIADY tsy mitangorona ao anatin`ny MPANOHANA NY ARA-DALANA fa mamely tonga dia mitsaoka na miafina haingana amin`ny toeran-kafa .

5)-Tsara raha hindramina ny fomba niadian`ny KUNG FU ny TTS taloha fa efficace .

6)-Atao maro be ny FRONT HIADIANA satria BE FITAOVANA izy ireo FA TSY AMPY OLONA .

7)-Tokony hisy MPITSONGO DIA mikaro-baovao momba ireo CAPSAT sy ny fianakaviany tsirairay avy satria mety ho tonga hatrany amin`ny fakana takalon`aina sy fandoroana trano raha ilaina . ( Ireo fomba ireo mantsy dia efa nataon`ireto CAPSAT ireto ) .

8)-Tokony hatsangana ny MILISY MIARO NY VAHOAKA REHEFA TSY HANAO NY ASANY NY MPITANDRO FILAMINANA . ALEO NY VOLA TOKONY HANDOAVAN-KETRA HANAKARAMANA MILISY .

9)-Atao izay HISAMBORANA ireo lohandohan`ny CAPSAT ( Ndriarijaona , Noel , Charles , Alain Ramarosaonina ) sy ireo sasany hita amin`ny sary .

Ho fehiny , mila arindra tsara izay rehetra izay ao anatin`ny organisation miafina anankiray miavaka mihitsy fa tsy mitakosina amin`Ambohijatovo fa manampy tosika azy fotsiny avy aty ivelany . Mila stratejia mahay koa ary tsara raha misy an`ireo Officiers manohana ny ARA-DALANA .

Tokony hatao ireo rehetra ireo satria TSY TSARA NY MIJERY FOTSINY NY FAHASIMBAN`NY FIRENENA AMIN`NY ATAON`iRETO JIOLAHY IRETO ARY INDRINDRA FA NY FAMONOANA MALAGASY ATAON`I TGV sy ALAIN RAMAROSON TOY IZAO .






Moa mba fantatrao ra xxx fa ny corps armée anie dia herim- pamoretana é , ary malagasy toa anao daholo koa ny ao anatin' io , tsotra ny andraikitr' izy ireny ,dia ny mpampandry ny tany voalohany indrindra . Raha toa ka handefa olona ho vonoina ianao civil tsotra io dia asakasakao , efa voahomana @ izany ny olona atao hoe miaramila .Tsy mety kosa raha ny olona tsy miaramila no alefanao sy hamporisihana hiady @ basy ,tokony handrindra stratégie efficace ianao raha ohatra ka manana hevitra ny hanao politika , ary tokony hanana but mazava fa tsy hampaniraka olona atao solovaikan' ny akalana , bouclier humain .
Tadidio fa ohatry ny guerre de point ny raharaha politika ka izay mahazo isa ambony no mety hahazo tohana avy @ tafi- bahoaka .Ary aza hadino fa fananam- bahoaka ny basy ny fiara mifono vy ,na ny 4x4 izay lazainao fa an' ny mpamono aza mbola mety ho an' ny vahoaka fa tsy fantatr' ireo mpampiasa azy izany .
Jereo tsara fa efa misy antokon' olona efa voahofana ny hanantanteraka ny momba izany raha izay no hitanao fa ilaina . Tsy manao zavatra tsy am-piheverana izy ireny fa mandinika @ antsipirihany ny zavatra tena mety hatao , ary mandinika lalina aloha vao mandray fanapahan- kevitra ny hanatontosa ny tokony hatao.



12. xxx ( 24/04/2009 12:39)
xxx; a! any an-tranony any izy no be fo fa tsy aty @ vahoaka fa iny aloa ataovy alika ny niteraka ahy raha tsy hinan'ny ammmmmmmmaaaaaaaaaaaaaanyyyyyyyy iny en plus angaha ny olona no nhafaty ny vadiny lelika e hay ve ka resep e! tsy mahagaga e! manao loha na andddddddddd aleo tsy tohizako fa manimba fihavanana
13. Noue ( 24/04/2009 12:54)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
14. xxx ( 24/04/2009 12:58)
aoka ry noue tena zava-doza ka
15. Noue ( 24/04/2009 12:59)
ka ny zavatra mampalahelo ahy dia mbola misy ihany ny sahy hisolelaka sy miaro ny tgvendrana
16. yuka ( 24/04/2009 13:11)
Mba rariny ve izao :( :cry: :cry:
indrisy :( :cry:
17. Noue ( 24/04/2009 13:33)

RARINY VE ZAO ???
18. xxx ( 24/04/2009 17:14)
Noue ! sahy mamono olona toy izao ve ianao ?? noheveriko fa malemy paika be ianao hay tena mahavita zavatra ratsy
19. halloween ( 24/04/2009 17:16)
Noue a ! ampahafirin'ireo olona 100 notifirin'i TIM teo Ambohitsirohitra moa io rangah iray io ! tadidio fa zato mahery no novonoin' TIM teo ! mba andefaso sary kely hoe ho hitan'i NOUE izany ! fa toa odiany tsy fantatra
20. fijo ( 24/04/2009 21:25)
de hiafara amin'ny ady an trano iznay izy ity???izya n otadiavin'ny frantsay anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.081