Ilay rangory fototry ny afo ny fahorian'ny Malagasy...
1. milamm
(
24/04/2009 10:20)
Tsy mety ny hangina sy tsy hiloa-bava manoloana izao tsy rariny sy fampahoriana ny mpiray tanindrazana izao ka tsy maintsy hanome tsindry sofina sy teny tsy misorona aho @ maha-malagasy ahy izay mahatsapa fa very ny sata maha-olompirenena antsika Malagasy ary ireo soa toavina izay lalaintsika noho ny herisetra ny tsy tan-dalana ataon'ny mpanao politika iray nandritra ny 22 taona.
Ialako tsiny sy fondro raha ho @ teny vahiny ireto fiteny malaza nambaran'ireo mpitarika nisy teto amintsika hatrizay,hamehezana ny lalana nombana.
-Pdt Itpkl P.Tsiranana "ny politikany kibo"
-Itpkl Kln Ratsimandrava"tsy hiamboho adidy aho mon general"
-D.Ratsy Iraka.Ignace"dynamiter les vielles structures et dynamiser un nouvelle ordre democratique par la revolution socialiste"
-Ex P.M GuyW.Razanamasy "la maison Malgache est sauve ,mais pas saine"
-Pdt M.Ravalomanana "n'aie pas peur ,crois simplement(Marc5,36)"
mbola hitohy...

novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:30
2. tafondro
(
24/04/2009 11:19)
Marina tokoa ny voalazan' ilay olona tary ambadika tary ,nilaza fa tokony haverina @ naha- fiarahamonina ny maha- malagasy ny fitondrana ,1896 ,no hotohizana .Tena manaiky izany petra- kevitra izany aho .
Averina haneho ny heriny ny mage rehetra norarĂ na taloha ,ary aongana tanteraka ny hevitra ambony latabatra nampikatso ny firenena hatramin' io daty io.

3. Noue
(
24/04/2009 13:04)
zao ny asan'ny capsat
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]

4. milamm
(
24/04/2009 13:22)
tafondro,misy ny mahatsara izany hevitra izany ary misy koa ny ankolafy ratsy
nefa ny amisavisana ny ratsy no iavian\'ny soa,maro ireo fitsinjaram-pitondrana ara-politika niseho nefa roa no tena goavana @ izy ireny taorinan\'ny 65 taona ny fanjanahany frantsay,sy 49 taona taorinan\'ny fahaleovantena nivoatra izy ireny araky ny vanim-potoana nodiavina
-1920-1930 no nitsirian\'ny hevitra fitovian-jo ho an\'ny frantsay sy ny malagasy voalohany,Ralaimongo(VVS) no nipoirany izay tsy noekeny antenimieram-pirenena frantsay.Izy no angady nanana ny tolona sy firehan-kevitra politika malagasy voalohany momba ny sosialisma sy ny fahaleovantena izay nodimbiasany MDRM sy ny Menalamba ary ireo tia tanindrazana manerana ny nosy
-1960 azo ny fahaleovantena ary nodimbiasany Padesm izay sarintsarim-pahafahana izany noho ireo fironana ny firehan-kevitra mpanjanaka( reflux neo-colonialisme)tao ambadika,teo no nanomboka hita taratra ny fivakiany firaisan-kina ara-politika teto amintsika(fotoana voalohany nipoirany ny kolikoly izay nahitana an\'i Itpkl J.Rabemananjara ministry ny toekarena,Rasidy/operation fonciere et transport sy Andre Resampa minisitry ny ati-tany no vice-president),fidirana ny zone franc,plan quinquenal
tonga ny 1972 teo nipoirany famonoana ny maritiorany 13 mai voalohany izay nataony Force Republicaine Presidentiel nofanin\'ny israeliana
-1975 ilay revolisiona mena izay notarihiny ratsy iraka t@ alalany famonoana an\'i Itpkl Ratsimanadrava sy fanonganam-panjakana voalohany(noho ny antony maro oh.l\'affaire marseillaise sy ny tsy nampidirany andratsy iraka tao anaty governemantany ary ny fanampahakevitry ny club des 48 teny teny Ampahibe nahitana an\'i gal Rabetafika mpitarika azy)
.niala t@ zone franc,ny fialana fifanarahana @ accord de defense francaise,fiforonany Bame,Sinpa ary ny nationalisation des sources d\'energie
hitohy...

5. vahiny2004
(
24/04/2009 13:29)
milamm:
Tsy mety ny hangina sy tsy hiloa-bava manoloana izao tsy rariny sy fampahoriana ny mpiray tanindrazana izao ka tsy maintsy hanome tsindry sofina sy teny tsy misorona aho @ maha-malagasy ahy izay mahatsapa fa very ny sata maha-olompirenena antsika Malagasy ary ireo soa toavina izay lalaintsika noho ny herisetra ny tsy tan-dalana ataon'ny mpanao politika iray nandritra ny 22 taona.
Ialako tsiny sy fondro raha ho @ teny vahiny ireto fiteny malaza nambaran'ireo mpitarika nisy teto amintsika hatrizay,hamehezana ny lalana nombana.
-Pdt Itpkl P.Tsiranana "ny politikany kibo"
-Itpkl Kln Ratsimandrava"tsy hiamboho adidy aho mon general"
-D.Ratsy Iraka.Ignace"dynamiter les vielles structures et dynamiser un nouvelle ordre democratique par la revolution socialiste"
-Ex P.M GuyW.Razanamasy "la maison Malgache est sauve ,mais pas saine"
-Pdt M.Ravalomanana "n'aie pas peur ,crois simplement(Marc5,36)"
mbola hitohy...
Ampiako iray , aza hadino indrindra !!!!
- Andry Rajoelina : jusqu'au bout !