youtube ao anaty flash

1. sitlo ( 24/04/2009 03:57)
Misy hevitra ve ampidirana youtube ao anaty flash application. Ohatra hoe nahavita slideshow milailay ianao dia asiana youtube eny atsefatsefany eny.

Tsy voatery ho youtube ihany fa izay object rehetra mihitsy.

Ny tiako tenenina, tonga dia stream avy ao amin'ny youtube an, fa tsy hoe telechargena flv aloha vao atsofoka.
novalian'i sitlo ny 25/04/2009 04:15
2. xxx ( 24/04/2009 04:15)
http://code.google.com/apis/youtube/flash_api_reference.html
3. sitlo ( 24/04/2009 04:19)
cool
4. sitlo ( 25/04/2009 04:15)
Mahasosotra ilay izy fa be filirony be ilay AS3. Ilay AS2 no tsotra sady maivana nefa tsy mandeha amin'ny imeem indray.
Ahoana koa ary izany google tara be izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773