Mba ahatsiaro ve ny Malagasy fa nisy an'izany...

1. Oay ( 25/04/2009 06:29)
Averiko ny tenin'i Manandafy: rehefa tsy avela miteny ny vahoaka fa manao didy jadona ny mpitondra d miteraka mpanongampanjakana izany!

Noho izany d tsy hisy intsony hiady hevitra angamba fa nisy jadona teto Madagasikara!
Ho anareo any an-dafy any d hitanay t@ BFM-TV fa misy séquestration ataon'ny mpiasa ny patron any.
Mbola hitanay ihany koa fa niteny ilay praiminisitra taloha iny fa raha izao no mitohy d horaikitra ny revolisiona!
Ny mahatonga izany rehetra izany araka ny fijerin'ny PS sy ny sisa d SATRIA TSY MIHAINO NY MPIASA NY MPITONDRA SY NY PATRON KA NA TSY TSARA AZA ILAY IZY D AZO EKENA MBA AHAFAHANA MANEHO HEVITRA!

Misy miteny indray izao hoe inn indray no idiran'izany @ eto Madagasikara?
Eny tompoko misy idirany tokoa satria i Frantsa d lazaina fa anisan'ny démocratie lehibe eto an-tany d jereo fa any frantsa any d manaiky ny olona (sondage IPSOS 75% manaiky ny fidinana andalambe nataon'ny mpiasa) fa rehefa tsy mihaino ny mpitondra d midina andalambe!

Noho izany d satria i Manandafy (i Manandafy no nalaiko ho ohatra satria io no ananatsika porofo tsy azo iadina hevitra aloha hatreto) nilaza fa nisy jadona teto amintsika d afaka miteny izany isika fa rariny raha nidina andalambe ny vahoaka!
Ka izany fidinana andalambe izany no tanteraka d satria teo i Andry Rajoelina!
Noho izany raha hisy fiovana ny fitondrana firenena atsy aoriana atsy satria niova ny lalampifidianana, niova ny lalampanorenana d tanteraka izany noho i Andry Rajoelina, ka eto ny tenako d misarika ny fisainanareo izay mandala ny fametrahana ny démokrasia mba hiaiky fa hatreto aloha d nahavita be i Andry Rajoelina ary azo lazaina fa izy no nanao ilay sale boulot satria nisy aina nafoy nandritra ny fihetsiketsehana kanefa moa misy fitenenana manao hoe il n'y a pas d'omelette sans casser des oeufs! eny fa na d ho an'i Oay d fampiononantsaina ihany io fitenena io satria ny olombelona tsy atody fa mbola averiko fa ny mpitondra fanjakana d tsy maintsy manao izay hanjakan'ny fandriampahalemana ary raha nahatsiaro ianareo d i Oay milaza fa tsy midina andalambe satria voalohany ny fanjakana azo eny andalambe d sarotra ny fametrahana anazy noho ilay izy nandika lalana (Coup d'Etat) faharo ny aina lahy tokana ka tsy ananandroa ary fahatelo rehefa misy korontana d ny mpitandro ny filaminana manao izay hiverenan'ny filaminana @ fomba rehetra!
D fantatrareo tsara ihany koa fa i Oay d tsy niampanga an'izaniza t@ izay niseho t@ 7/02 fa ny nolazainy d hoe "Atsangano ny fitsarana mahaleo tena d avelao ho andraikitrin'ny mpitsara ny fitsarana izay nitranga"

Hisy hiteny ianareo anao hoe io fa miaro an'i TGV i Oay, mbola averiko fa ny arovako d ny Fandravana ny jadona sy ny Fametrahana ny Fahalalahana, ary mbola averiko fa raha sitrak'Andriamanitra ka tafaverina eo @ fitondrana i Ravalomanana indray andro any d mahatoky aho fa tsy afaka hiteny intsony i Manandafy hoe ny fitondrana jadona d miteraka mpanongampanjakana, raha tsy azontsika d hoe tsy maintsy hiova i Ravalomanana sy izay hitondra eo ka tsy afaka hanao fitondrana jadona intsony d izany fiovana izany no nisy d satria nisy izany Andry Rajoelina izany!
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 18:13
2. essera ( 25/04/2009 07:28)
Aiza lisan ry penguin sy ny sisa.
Noho izany d tsy hisy intsony hiady hevitra angamba fa nisy jadona teto Madagasikara!

Ny mahakely saina an'le mpanaraka ny ara-dalàna ange dia minia mikipy e. Azafady fa misy diso, mahatery saina kay fa diso tsipelina. Efa nety tamin'ny sainy tao anatin'ny 7 taona ny monarchie ary dia tiany ho tohizana.
Tsy isika izao akory no tena higoaka ny fahalalahana ho an'ny taonanay aloha fa ny ankizy génération manaraka antsika.
Tadidiko tsara ery tam andron deba ilay slogan tam zan fotoana hoe : "ANKIZY AKEHITRIO TOMPON TAONA ROARIVO". Firy isan-jaton'ireo tompon'ny taona roa arivo ireo izao no mitrotrongy.
Fiainana dikin'alika no nisy teto nandritra ny taona maro ary ny taona niainan'ny bandy aza dia nopoizin'ny reto "faiseur de promesses" ireto. Firy isan-jaton'ny malagasy no tsy manana fanantenana intsony fa mbola hisy masoandro mihiratra. Dia mbola ampiana empereur ve ?
3. ravalotgv ( 25/04/2009 07:47)
aleo mangina toy izay voadarokin ny tgv na ny ra8tiste eo hoy ny vahoaka
tsy ireo ra8tiste sy ireo tgviste ireo akory ny vahoaka. Aleo mangina de milahabary
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. Oay ( 25/04/2009 08:01)
ravalotgv:


aleo mangina toy izay voadarokin ny tgv na ny ra8tiste eo hoy ny vahoaka
tsy ireo ra8tiste sy ireo tgviste ireo akory ny vahoaka. Aleo mangina de milahabary
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@



Teny tsy valiana maharary fa d misaotra an'i ravalotgv fa marina fa tsy ra8iste na tgviste araka ny volazany daholo ny vahoaka, fa misy koa ny kung-fu ohatra izay efa nanome 24 ora!


5. essera ( 25/04/2009 08:12)
Tena zah kosa hiresaka am Avoko hoe : ampinano mits le tena milaza azy GROS BRAS ireo. Sa ahoana ry besandry (mpikambana ato am serasera.org)? Iny bandy iny koa ohatran'ny niditra fotsiny dia nivoaka fa hitany hoe tsy vitan'ny sandry lé dinika.
6. ravalotgv ( 25/04/2009 08:19)
hihihi ra essera kosa aza tratran iny any @ elekelantrano any fa hanaovan i besandry ninja nareo an

sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. Oay ( 25/04/2009 08:23)
essera Ra Hery tsy mahaleo ny fanahy fa aza matahotra é! ozy ilay bitika izay rehefa hiady d tadidio fa ny saina aloha no miady voalohany ka raha vao ilay saina no tsy ao d tsy mety mafy izany!
Fa mety ahatsara zavatra aloha raha toa ka ilay hampanjaka ilay filaminana ny tanjon'i Avoko é!
8. ravalotgv ( 25/04/2009 09:01)
o ra oay lety ee

fa zao miseho eto @ nanata zao zany le hoe saina fa tsy basy an

aleo hanaovan i pierakely azy ee ataony mirehitra ndray zany zao reo tts vavo reo sa ahoana

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
9. Oay ( 25/04/2009 09:24)
ravalotgv:

o ra oay lety ee

fa zao miseho eto @ nanata zao zany le hoe saina fa tsy basy an

aleo hanaovan i pierakely azy ee ataony mirehitra ndray zany zao reo tts vavo reo sa ahoana

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@


o lety ravalotgv a! Efa lasa zavatra fanao ity nify solon'ny nify ity é! fa io tsy voavaha raha tsy mandeha ny asa saina eny ambony latabatra é!
mitsipatsipaka eo daholo aloha izay afaka manao wazaaaaaaaaaaa fa rehefa farina ny feony d tratran'ny déchirure ny bokon'ozatra tsy maintsy eny ambony latabatra ihany ny famahana ny olana é!


10. ravalotgv ( 25/04/2009 09:54)
ka aleo miaraka @ vaoniny sy sipa eny ambony latabatra de mampiaza le hozatra hafa
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. ravatorano ( 25/04/2009 10:02)
zay wa !
ny jadona anie dia ao anatiny ny fanapenana ny vavan'olona amin'ny fomba filaza azy akaikikely io.Nisy zany tamin'ny fitondrana Ravalomanana ary za dia isan'ny maniky izany saingy mbola tohizan'ny HAT ihany izany ankehitriny !
sa ve de everinareo mitsamy fa tsy efa manomboka sy miketrika izany ry zalahy izao ka izay tsy mitovy hevitra aminy dia efa amboary ny momba azy
Io ary izao ra essera fa miantso vonjy any amin'i Avokoa hoe "ampinano mihitsy ireo GROS BRAS ireo" .Izay ange zalahy ilay hoe fiantsiana e !
d ahona ilay resaka ary amin'ny lohahevitra izay nataon'i fanhaiky !
ohatran'ny mifanohitra ihany ilay fomba fijerinareo an !
12. Oay ( 25/04/2009 15:32)
ravatorano:

zay wa !
ny jadona anie dia ao anatiny ny fanapenana ny vavan'olona amin'ny fomba filaza azy akaikikely io.Nisy zany tamin'ny fitondrana Ravalomanana ary za dia isan'ny maniky izany saingy mbola tohizan'ny HAT ihany izany ankehitriny !
sa ve de everinareo mitsamy fa tsy efa manomboka sy miketrika izany ry zalahy izao ka izay tsy mitovy hevitra aminy dia efa amboary ny momba azy
Io ary izao ra essera fa miantso vonjy any amin'i Avokoa hoe "ampinano mihitsy ireo GROS BRAS ireo" .Izay ange zalahy ilay hoe fiantsiana e !
d ahona ilay resaka ary amin'ny lohahevitra izay nataon'i fanhaiky !
ohatran'ny mifanohitra ihany ilay fomba fijerinareo an !



Misy zavatra tsy azon'i zokibe ravatorano (zany hoe raha misy mitoraka ve zany ianareo d lasa rano ilay vato sa hoe raha sanatria mitoraka olona ianareo d tsy vato fa rano : Ny tsondrano zava-mahery an!)Safary kely @ ilay tsiky d ampy iny!
Fa izao: Fantatr'i zoky tsara fa fanjakana nangalarina io fanjakana io, noho izany d fanjakana tsy milamina, noho izany d tsy maintsy misy tsy ara-dalana bobaka be mandeha eo satria tsy maintsy alamina ilay tsy filaminana, raha ohatra ka tsy d mazava tsara d enao manana aterineto d mba jereo ny momba an'i Thailand amin'izao fotoana izao d ataovy ny fampitoviana d hotsapanao fa adidy tsy maintsy raisina ny fandaminambahoaka!
Manaiky aho fa tsy rariny ilay fitifiran'olona fa hatreto aloha d tsy misy afaka milaza hoe avy aiza ireny tifitra ireny!
Ary io indrindra no nahatonga an'i Avoko nanome fepetra ho an'ny andaniny sy ny ankilany fa rehefa tsy hilamina ity tantara ity ao anatin'ny 24 ora d handray ny andraikiny ny Kung-Fu satria tsapany fa misy be sandry mampihorohoro vahoaka ary io no anisan'ny tena olana @ izao fotoana izao satria tena mampihorohoro ry zalahy.
Mino aho fa efa fantatrao fa nisy an'iny 4X4 iny nitifitifitra an! avy mitifitra
mirifatra mitsoaka.
13. Garfield ( 26/04/2009 18:13)
Oay:

essera Ra Hery tsy mahaleo ny fanahy fa aza matahotra é! ozy ilay bitika izay rehefa hiady d tadidio fa ny saina aloha no miady voalohany ka raha vao ilay saina no tsy ao d tsy mety mafy izany!
Fa mety ahatsara zavatra aloha raha toa ka ilay hampanjaka ilay filaminana ny tanjon'i Avoko é!



Ka izay mitsy nge no nahataraiky an ravalo e!ny hery dia nananany tokoa ary nanafatra fiadiana mahery vaika mits ar lery,fa ilay saina mandinika tsy tao tonga dia taraiky, K.O total oz ny fitenenana fa tratra tao am point vital :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0573