Hanao ady sy mampirisika olona hiady hifamono sisa ataon TIM

1. halloween ( 25/04/2009 21:19)
Tsy manana teknik na taktika entina ahazahoana fitondrana tsony ny TIM de na manakarama bandy na mapirisika ny olona hanao adimpoko na hifandrafian samy malagasy
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 17:45
2. Garfield ( 26/04/2009 05:47)
Manaraka ny action an ireo Tim ireo mits za lty f tena marina izany kle!!Ary ny mapme dia tratra ambodiomby ireo delegation mpizara vola @ ireo jiolamboto hanimba zavatra sy handoro ary handroba,ary mazava ho azy fa efa tetik'i r8 sy ny tarina hatramzay mits io mizara vola @ jiolamboto hanimba zavatra io na mbola t@ tolona teny am 13 mai ary.
Tsy ny mpitolona teny am 13 mai no nahavita ireny fandoroana ireny fa ny olona nokaramain i r8 hanimba ny image ny mpitolona teny am 13 mai.Izany no tohanan'ireo eo ambohijatovo amzao ary ny mampalahelo dia ny fidradradradrana lainga hafafy etsy sy eroa.
Tongava saina r Tim fa hatao fitaovana lisany a,hatao sorona a
3. xxx ( 26/04/2009 06:10)
zah tsy nozaraina vola fa zah tsy tia tgv fa mpanonga mpanjakana dia mitolona mazava
4. Mirananirina ( 26/04/2009 09:26)
tratra ambodiomby ireo delegation mpizara vola @ ireo jiolamboto hanimba zavatra sy handoro ary handroba,ary mazava ho azy fa efa tetik'i r8 sy ny tarina hatramzay mits io mizara vola @ jiolamboto

Aiza ny anjaranay ary sa ianao io ilay MPIZARA VOLA???????? 8O
manakarama bandy na mapirisika ny olona hanao adimpoko na hifandrafian samy malagasy

IANAO VE ALOHA ILAY MPIZARA LE VOLA E,mba omeo izahay fa tsy manana :)
Iza no tena mpampiady foko??????TGV :roll:
5. Havantsika ( 26/04/2009 15:57)
Mino aho fa na camp n'iza na iza dia misy olona mbola tsara daholo, fa ny mpitarika no olana sy ny mpanararaotra.
azo porofoina ny olona mpandroba sy te hamono fa tsy maneho hevitra ankalalahana. Aoka hitandrina fa be ny te hampiady ny samy malagasy. Aoka hifanome tànana izay tena tia tanindrazana e!
Ny vola no fototry ny ratsy rehetra ka aoka ialana ny fitiavam-bola sy harena hanaovan-dratsy fotsiny
Omano ny fifidianana zay mbola te handray handraikitra .

6. Garfield ( 26/04/2009 17:45)
Mirananirina:

tratra ambodiomby ireo delegation mpizara vola @ ireo jiolamboto hanimba zavatra sy handoro ary handroba,ary mazava ho azy fa efa tetik'i r8 sy ny tarina hatramzay mits io mizara vola @ jiolamboto

Aiza ny anjaranay ary sa ianao io ilay MPIZARA VOLA???????? 8O
manakarama bandy na mapirisika ny olona hanao adimpoko na hifandrafian samy malagasy

IANAO VE ALOHA ILAY MPIZARA LE VOLA E,mba omeo izahay fa tsy manana :)
Iza no tena mpampiady foko??????TGV :roll:



Mba mijereva sy manaraha actualite fa tara avion be iz zany!tara fandraisana air force one an dadarabe nga njy? :-D ,tratra ambodiomby oa ny mpizara vola hahaha,voasambotra,Raha tsy manana ianao oa mangataha any dada fa tiany daholo ny zanany,fa misy takalony a,tsy maintsy manimba sy manakorontana ary mandroba vao mahazo gouter any adada ra ts zan ts mahazo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0946