cyber cafe

1. matokia02 ( 25/04/2009 11:08)
ono oa kay, nareo sao de mba mafantatara ni tena vola ampidirin ireni cyber reni en gle e, mba rentable iani ve izy ireni sa aona
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 10:53
2. ndenn ( 25/04/2009 12:51)
Ampanofaina par heure ny ordinateur tsi 11,dia anjaranao ny mamaritra ny hofany.
3. Lejoba ( 05/05/2009 10:53)
Ohatry ny tsena rehetra io matokia02 ah : miankina @ toerana misy anao, ny débit omenao, ny fitaovana ampiasaina ets
Misy any @ toerana tsy misy mpandeha firy dia tsy mampidi-bola firy, misy efa ntaolo be ny fitaovana dia tsy tian'ny olona, misy lafo loatra, maloto ets
Anjaranao ny mandanjalanja azy fa raha mahay ianao, ilaharana mihitsy mankao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6722