Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 28/04/2009 10:55)
Ity ary ilay ilay reportage M6 momba an i Côte d'IVOIRE !
Ity ary ilay lien ho an ilay ranamana nangataka ity reportage ity ! Mila haut débit , dia source sonore (casque, haut parleur)hihainoina ny feo http://www.m6replay.fr/#/emissions/enquete-exclus... tohiny
novalian'i ndenn ny 28/04/2009 22:05
miarina ( 28/04/2009 10:20)
Air Force One sème la panique à New York
Grave be fa tena tafinan'ny Capsat hatramin'ny USA ... mahery lesy ireto miaramila gasy ireto ka mdr ... heveriko fa inona aza... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 21:51
rajy ( 28/04/2009 09:17)
mitady tononkira
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o! Ny ady ve? Zay tsy main... tohiny
rajy ( 28/04/2009 09:16)
mitady tononkira
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o! Ny ady ve? Zay tsy main... tohiny
deric ( 28/04/2009 08:59)
Valio ny ampamoaka
Na dia eny amin'ny fitsarana aza dia manan-jo hamaly ny fiapaangana azy ny voapanga, toy izany koa eo amin'ny angazety afaka mamaly hevitra koa ny voatonontonana sy voatohintohina tamin'izay voalazan'... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:07
ravalotgv ( 28/04/2009 08:02)
hat tompon ny lalana na tsy ara dalana aza
resy ra8 fa ireo site sy tele ary radio manampy azy dia tsy manome vaovao tsara ho anazy intsony ny hat izao no lasa resabe fa hadino ny lazaina hoe aradalana ny mpanao lalana izao dia ny hat satria... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 21:59
xxx ( 28/04/2009 07:55)
mitohy ny tolona....
ary tsy hanaiky isika vahoaka satria ny strateziany HAT teo dia mamono olona maromaro mba ho fampitahorana ny vahoaka tsy hitonkona intsony, tsy azontsika hadinoina anefa fa COUP D'ETAT no niakarany t... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:02
penguin ( 28/04/2009 06:14)
Vary 500Ar-Gony mavo nanenjehana ny TIM na tarika Ra8
Rehefa nisy ny vary namidy isaky ny Ministera ary ny fokontany maromaro dia nenjehina fatratra izay mitondra Gony Mavomavo fa hoe varin'ny TIM hoy ireto tgvendrana foza orana. Nividy ihany ry zalahy f... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:04
xxx ( 28/04/2009 06:13)
marary angamba aho
marary angamba aho : vevavy aho no miresaka eto, 18 ans; isa- maraina aho de misasa tsara: mandro de sasako tsara am savony kou ny fivaviako tena ataoko madio tsara; de manao silipo madio aho !!! de ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 12:09
rabaradaka ( 28/04/2009 05:52)
Afabaraka i Monja Roindefo tamin'ilay ampamoaka
Zany tokoa dadatoa ka hoe tokony mahay tsara vao mitondra firenena. Nisy nanontany ireo ministra nanao ilay "deballage" na ampamoaka hoe misy tarehimarika ve azonareo omena ? Tsy nisy sahy namaly na i... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:01
Oay ( 28/04/2009 05:04)
Toa hodiso fanantenana ra-hery raha izao no mitohy...
Araka ny vaovao d ireto zavatra ireto aloha no hiseho ato ato raha sitrak'Andriamanitra.Ka raha izao no mitohy d hisy mpaminany sandoka satria haharitra mihoatra ilay telovolana ny faharetan'ny HAT.Mb... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:19
bazylou ( 27/04/2009 22:58)
raha esorina teo i tgv sy i le8
dia iza no hasolo azy ireo ??? iza no hahazaka an'i MAdagasikara ????... tohiny
novalian'i ndenn ny 28/04/2009 07:58
ravalotgv ( 27/04/2009 20:20)
vive ra8 et tgv
Marc Ravalomanana confond aisément la république et la monarchie : * Ajustement de la Constitution malgache pour pouvoir, à coups d’ordonnances, diriger Madagascar comme son entreprise / Réé... tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:20
tafondro ( 27/04/2009 20:08)
ohe f' angaha tsy misy olona intsony ato é?
Izaho tsy matory alina tsy matory antoandro mampita ny resaka hifanaovantsika eto any @ foibe ,fa aiza dadilo ianareo ? 8) 8) ... tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:51
lemenakely ( 27/04/2009 19:07)
Ireo vondron olona tsy tokony hanao politika intsony !
Raha ny fijeriko azy dia matoa mitarazoka matetika ny crise politique eto @ tanana dia misy antony ! Anisan izany ny fitsabahan ny antokon olona loatra ity resaka ity, singaniko manokana @ izany : ... tohiny
pakopako ( 27/04/2009 19:06)
Taranaka Abraham
Salama daholo Tena lasa ihany ny saiko @ io tantara ao @ Baiboly hoe: niteraka tami'ny mpanompo vaviny i Abraham d niteny taminy Atra fa tsy io ilay izy.Ny fanotaniana ato antsaiko dia ny hoe: azon'A... tohiny
novalian'i pakopako ny 01/05/2009 19:23
rovatiana ( 27/04/2009 19:00)
mangatak hira
Miarahaba o, Saika mba hangataka ny titre, mpihira, s ny tonon ilay hira hoe: hiombom pitia aminao aho raha toa sitrakao... Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/04/2009 19:17
Garfield ( 27/04/2009 17:25)
Tratra ary miseo tsikelikely ny tena marina...
Araka ny vaovao farany ary voaporofo dia tratra ireo civily nandeha 4*4 mitana basy nokaramain'i Dada nitifitra ary nahafaty olona tokoa teny ambohijatovo.Mbola natao ihany izany ho fanosoram-potaka i... tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2009 10:20
xxx ( 27/04/2009 16:16)
Mitalao zahay eh
Aza esory re tompoko le AGOA, fa izahay GEPF ange tsy nanohana mpanongam-panjakana fa nanampy fotsiny eh Dia ahoana ilay investissement-nay ireny izany izao?... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:07
Noue ( 27/04/2009 15:58)
Izay mihetsika, izay miteny dia samborina, dia gadraina
mba rariny ve zao ozy ianareo ee??? [b]Arrété pour avoir dit : «non, il ne faut pas tuer des malagasy» Son « crime » : il a simplement dit « non, il ne faut pas tuer des malagasy Â... tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6992