Tratra ary miseo tsikelikely ny tena marina...
1. Garfield
(
27/04/2009 17:25)
Araka ny vaovao farany ary voaporofo dia tratra ireo civily nandeha 4*4 mitana basy nokaramain'i Dada nitifitra ary nahafaty olona tokoa teny ambohijatovo.Mbola natao ihany izany ho fanosoram-potaka ireo miaramila mihezaka mandamina sy mamerina @ loany ny filaminana.
Enjana dia henjana tokoa ilay stratagem dada saingy sarona ihany,mbola mitohy ihany hatramin'izao izany ny fandripahana @ endrika hafa kely hataon'i dada...
Enjana dia henjana tokoa ilay stratagem dada saingy sarona ihany,mbola mitohy ihany hatramin'izao izany ny fandripahana @ endrika hafa kely hataon'i dada...
novalian'i xxx ny 28/04/2009 10:20
3. Noue
(
27/04/2009 17:32)
ny 4x4 fantatra nanao an'zany hita hatramy zao aloha dia ity
[URL=http://img520.imageshack.us/my.php?image=madagascar20040900033.jpg][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/3429/madagascar20040900033.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img520.imageshack.us/my.php?image=madagascar20040900033.jpg][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/3429/madagascar20040900033.jpg[/IMG][/URL]
4. xxx
(
27/04/2009 17:47)
jereo tsara ty video ty fa betsaka ny olona nahita ilay 4x4 sady nisy miaramila tao anatiny no nisy civil ary fantatry ny olona tsara lé olona tao anatiny i ALAIN RAMARSON!!!!zay nitifitra teny Ambohijatovo!
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/larmee-de-la-hat-traque-et-tire-sur-la-population-24042009-video_eb3103f77.html
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/larmee-de-la-hat-traque-et-tire-sur-la-population-24042009-video_eb3103f77.html
5. nancy
(
27/04/2009 18:48)
Efa fomban'ny fozaorana ny mamafy lainga.
Garfield:
Araka ny vaovao farany ary voaporofo dia tratra ireo civily nandeha 4*4 mitana basy nokaramain'i Dada nitifitra ary nahafaty olona tokoa teny ambohijatovo.Mbola natao ihany izany ho fanosoram-potaka ireo miaramila mihezaka mandamina sy mamerina @ loany ny filaminana.
Enjana dia henjana tokoa ilay stratagem dada saingy sarona ihany,mbola mitohy ihany hatramin'izao izany ny fandripahana @ endrika hafa kely hataon'i dada...
6. locl
(
27/04/2009 18:52)
ilay Garfield ratsy tarehy ity raha mba handainga a! Lazaina fa i Dada foana no diso, rehefa hiala @ toi ny sipan'i toi na vadin'i toi dia lazao koa fa lasan'i Dada e!
Raha tsy vendrana ny olona koa lazaina lainga
Raha tsy vendrana ny olona koa lazaina lainga
9. xxx
(
27/04/2009 22:02)
le 4x4 blanche ary escortena miaramila foana,sady mitifitra .Koa maninona raha nosamborina t@ izany fotoana izany fa tsy ry andryfield efa mivaralila manova ps :-D :-D :-D
10. bazylou
(
27/04/2009 23:00)
rehefa tratra dia tratar fa aza mial zigla eo ry tim a!! jereo fa lany lainga ry lerony de tsy teny ambohijatovo anio!! nizara saosy hono... loooll :-D :-D :-D
11. fanou14
(
28/04/2009 06:58)
fa mba mitampona inona ary ny masonareo mpanaraka ny ara - dalana ( tim et mfm) reto fa efa fantratra zao fa ny sg ny teza ( Mme Hanta io )no manamparitaka ny fitaovampiadiana mahery vaika dia mbola alain ramaroson sy capsat foana no omena tsiny koa ra tsy vendrana oh nareo izy koa anao izany hanimbany ny HAT ? hita zao fa tsy mba fitiavantanidrazana no notakiana teo ambohijatovo fa tena efa zavatra hafa mintsy , dia inona ndray no lazainareo @ reny zavatra tratra omaly ireny ? dia lainga ndray ve satria efa tratra tanteraka , ny ratsy tsy mba maharitra izany ary efa io no nahavoa an'i ra8 mbola misy sahy manohy ihanay , ho tsarain'ny tantara eny iny hanta iny , mba renim-pianakaviana ihany koa ireny no toetra atao , ny vola anie ka ho lany na ho ela naho haingana fa enao tsy mba hanana tranquilité tsony , ra za iny misitri-belona fa miseho milay kay olona mpampioriory be mintsy dia ireny no mbola harahina ihany §? aiza daholo zao izy mianakavy ? ianareo zay omena vola kely sisa avelany eny fa ry zareo efa tsara fihafenana . efa fantatra ihany koa fa ireo garde présidentiel tsy mety miverina eny @ caserne misy azy ireo no mande 4x4 manao tenu dia lazaina fa ny capsat foana . MIVOHAZA @ ZAY RY ZAREO A ? aza manaiky ataon'ny olona fitaovana fotsiny fa ry zareo tsisy maty na dia 1 aza , dia mahereza mitady asa fa oh ahy zao dia naleoko tsy mahazo karama ntsony toy zay terena ho eny ambohijatovo fotsiny nefa ry zareo tsy eny akory . mitadiava asa dia asa manaiky adalaina ntsony , mba mamelona ihany tsika angamba
12. xxx
(
28/04/2009 07:40)
ary inona io 4x4 eo ambony eo io ry finouno? le any Mme Hanta ve io? de manaparitaka fitaovampiadiana aoriany camion any zandary ve izy? sa mitifitra ny mpitolona mba handotoana ny hat? :-D :-D tena maivandoha mihitsy ianao!
13. eisy
(
28/04/2009 07:52)
Jereo tsara ny tarehin'ilay ex legionnaire tratra iny fa misy hitovizana amin'i Alain RAMAROSON ilay ex légionnaire tratran'ny Capsat iny.
Fa haiko anie ny mahatonga anareo mpakafy Ravalo ireo tsy mety tonga saina mihintsy e!
Ny olona mpilalao ody dia antsoina amin'ny teny gasy hoe Mpamosavy.... DADArabe;
rehefa namosavian'ny DADAraba tao anatin'ny fito taona ny olona iray de sahirana ihany vao tonga saina ...
DADA ve sa DADArabe?!

14. xxx
(
28/04/2009 08:00)
eisy eee e!! ary 4x4 aniza hoa io ambony io? jereo fa misy sivily mitana basy mipoitra io sa mitampina inona ary ny masonareo izany le? sa io le ex legionnaire?
aza mba fanatika ihany hoa e eisy e le halina e!! :-D :-D
aza mba fanatika ihany hoa e eisy e le halina e!! :-D :-D
15. Noue
(
28/04/2009 08:31)
Notapahiko 2 ilay sary fa ngezabe loatra !!! Loza mahintsiny ity lainga fa tsisy afatsio ny 4X4 tratra nanao an'zany ee!!!!
[URL=http://img242.imageshack.us/my.php?image=madagascar20040900033.jpg][IMG]http://img242.imageshack.us/img242/3429/madagascar20040900033.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img402.imageshack.us/my.php?image=nouvoooo.jpg][IMG]http://img402.imageshack.us/img402/5949/nouvoooo.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img245.imageshack.us/my.php?image=camioooooo.jpg][IMG]http://img245.imageshack.us/img245/3632/camioooooo.jpg[/IMG][/URL]

16. Oay
(
28/04/2009 09:25)
Araka ny vaovao d nosamborina ilay directeur de la sécurité de la Haute cour constitutionnelle (HCC), Ralitera Randriandrainy.
Natao ny fisavana ny biraony d nahatratrarana cinq (5) fusils Kalacknikov, sept (7) PA ou pistolets automatiques.
Ary rehefa nosavaina ny tranony d: des tenues de combat et des uniformes des forces de l’ordre ont été récupérés.
Ralitera Randriandrainy d tsy iza fa vadin'i Ihanta Randriamandranto, secrétaire général de Teza et une des leaders du mouvement « légaliste » de la place de la démocratie.

17. sapele
(
28/04/2009 09:45)
tsy ankasitrahako ny ra latsaka kanefa tsika malagasy de nalaza @ fahendrena.Ny zavatra reetra miseho anefa de nataon'Atra mendrika @ fotoanany avy,ka ny fahanginana no itako fahendrena,aleo miatrika ny ho avinao manokana fa tsy ny aina miintsy no ho solon'ny fitiavan-tenan'ireo mpanao politika ary ny tsirairay dia samy manohana izay ahazaoany ny tombon-tsoany avy.
18. Oay
(
28/04/2009 10:07)
sapele:

Voalohany aho no nahita anao teto ka d misaotra anao mandray anjara @ lohambary andasy! Marina tsy misy ady hevitra ny filazanao fa NY AINA AMBONY NOHO NY FIAROVANTSEZA noho izany indrindra no mahatonga an'i Oay mandray ny andraikiny miampanga (condamne) an'ireo mpandrangitra sy mpampirisika ny hifamonoan'ny samy malagasy, ary averiko ilay tenin'i rabaradaka manao hoe tsy resy tsy akory ny olomangina!
i Oay d tsy mety mangina satria samy mahalala isika fa fandravana jadona no natao teto noho izany tsy vita io raha tsy miditra @ repoblika vaovao isika!
Tsy mety mangina ihany koa i Oay raha mbola misy mandrangitra sy mandefa ny olona tanapolo hiady @ olona mitanabasy satria ny atody tsy miady amabato ary ny tanapolo tsy maharesy olona mitanabasy satria tsy sarimihetsika izy ity fa tena zava-misy.
Raha misy mihevitra fa manohana an'i TGV i Oay d tsotra ny valiny ary efa nondradraiko teto izany ary mbola averiko fa "Tsy manohana olona i Oay fa manohana ny FANDRAVANA NY JADONA" hoporofon'izany d mbola averin'i Oay fa rehefa sûr fa hiditra @ ilay repoblika vao² isika d lazaiko fa raha sanatria halaimpanahy ny sasany hamono an'i Ravalomanana ara-politika ka hoe tsy hamela anazy hiverina eto Madagsikara d mahazo mahatoky isika TIM fa miaraka aminareo i Oay @ izay andro izay satria ny tsy famelana olona hiditra eto Madagasikara haneho ny heviny d JADONA izany ka na iza na iza mpanao jadona d miady ny handravana izany i Oay.Fa amin'izao aloha d aleo milamina satria ny tanapolo hoy aho tsy maharesy olona mitanabasy ka matimaty fona ny vahoaka tsy manatsiny!
19. xxx
(
28/04/2009 10:20)
i oay izao raha tsy tiako ka samboriko dia lazaiko koa hoe niatratrarana basy tany antranonao, ohatrany ataony pôlisy misava ny pana-môly e, asitriny any ampaosinao ny tanana miaraka aminy pile(môly kely) de avoakany hasehony anao hoe ito ny tany ampaosinao, de tsy ho afa bela mihitsy ianao aminizany, dia toy izany io tantara io ra oay ô!