Valio ny ampamoaka
1. deric
(
28/04/2009 08:59)
Na dia eny amin'ny fitsarana aza dia manan-jo hamaly ny fiapaangana azy ny voapanga, toy izany koa eo amin'ny angazety afaka mamaly hevitra koa ny voatonontonana sy voatohintohina tamin'izay voalazan'ny andaniny.
Raha nahavita ny azy ny TGV dia iny namaly teny ambohijatovo iny indray ny TIM.
Resaka ampamoaka izy ity: Raha nataon'ny Fitondrana HAT iny ampamoaka iny ,a dia faka mamaly koa ange ny TIM na ny fitondrana tamin'ny andron-dravalo e! Tsy dia mahafaly loatra aloha ny famaliana boraingona tahaka ny nataon-dravalo hoe "lainga ireny", fa aleo asiana porofo mazava tsara.
rehefa izany mantsy no mitranga dia mazava aminay mpitazana ny marina.
Na namaly aza ireo mpanohana nyara-dalana teny ambohijatovo dia tsy mahafa-po satria tsy misy fanaporofoana fa lazaina fotsiny hoe fanozora-potaka sy fanaratsiana ireny nataon'ny TGV ireny.
Oh: Hazavao tsara ny momba ilay FOrce One, Hazavao ny mombe ny tanin'ny zandary eny Ivato, hazavao ny momba io Hotely kintana dimy io; hazavao ny momba ilay tany nototofana, hazavao ny momba ireo hazo saro-bidy, hazavao ireo hetra sy fadin-tseranana tsy voaloa, sns.
rehefa izany no mitranga dia ho hitanay izay tena marina sy mandainga.
misaotra.

novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:07
2. xxx
(
28/04/2009 09:45)
MINOA FOTSINY IHANY hoy Ra8 zay. izay midika ankehitriny fa valy boraingona sy hanafenana fika no tena dikany.
3. Oay
(
28/04/2009 09:53)
Mazava be ny tenin'i ingahy deric, fa miandry porofo tokoa izahay vahoaka mitady ny marina mba ahafahanay milaza hoe iza no diso iza no marina!
4. xxx
(
28/04/2009 10:03)
ny valala misy ny mpilaza mahay e, ny ny hat anie no nanao ny ampamoaka e!, namboamboariny araka izay itiavany azy izany, satria manomboka hatrany ampotony(ny fahefana io) ka hatrany atampony dia tgv daholo no mpitondra ka tsy mahagaga raha mamoromporina dossier ao izy samy izy mba hanaratsiana ny advers, raha hoe ho valiana indray, hanahirana ihany satria mametraka fitoriana ianao any aminy pôlisy zandary miaramila TGV miakatra any aminy mpitsara mbola TGV ny fitsarana avo ho TGV, maka mpisolo vava ianao mety mbola ho TGV koa aleo ny ady mangatsiaka no tohizana
5. Mandefitra
(
28/04/2009 10:05)
- Miasa tsara ve ny fitsarana?
- tsy voavidy vola ve ny mpitsara?
- tsy misy ve ny mpampihorohoror @ basy?
- Nanao ny marina daholo ve ny mpanao politika teto madagasikara?
- Ary naninona no navoaka ny mpamono olona toa an'i Kotity? ny mpanao cheque sans provision toa an i Voninahitsy? ny mpanodikodimbola toa ani Gariste? Naninona no nahazo amnistie ry Pierrot mpanodina volam-panjakana? ry Herivelona Ramanantsoa mpanao aferana vatosoa sy volamena etc ....
- Naninona ny HCC no nanaiky ny fangalaram-pahefana nataon i TGV?
....
Fandaniana andro zany papa ... karakarao ny fifidianana alohan'ny faran'ny taona fa tsy lany andro manenjika nefa ny tena aza ambony tsikoko.

6. xxx
(
28/04/2009 10:08)
Izay ilay finainana TIM efa raiky tampisaka! Fa angaha letsy izy ity Ra8 ka matahotra ny higadra sy exile ialahy???
Efa misokatra ny varavarana ho MAHAZO MAMALY ialahy

7. xxx
(
28/04/2009 10:14)
ny porofony hat anie azo amboamboarina ao e! mpitsara ampitahorina hcc rahonana maika moa fa ireo piasany finance?, tsy haiko raha tadidiny oay ilay video naneho ny tgv sy ny forongony nanomana ny hetsika teny ambohijatovo, niteny ilay razoky iray hoe tsy maintsy mitady hevitra mba handotoana andra8 isika hoy izay de noraisiny ahatra hoe ravalo mpamosavy ohatra, tsy maintsy mamafy lainga hoy izy; hitanao aminizany ny stratezy njareo!
9. xxx
(
28/04/2009 12:00)
Ra8 sy ny lainga dia mpinamana ohatra'izany
Soa fa nisy tgv namaha an'izany
Karavasy nandrivorivo , felaka tsy hita lany
izany no anao ra8 rehefa mandrora mitsilany
Je t'aime

10. Mio21
(
28/04/2009 19:45)
Zay lay mahagaga an'i Ra8 sy proRa8 reto h@ zay. Refa anontaniana ohatra ny ministry ny fahasalamana oe inona no zavabitanao? valiny : làlana, torakizany koa ny minisitry fitsarana sns... : làlana.
Dia anontaniana indray hoe mba omeo fanazavana momba io ampamoaka io dia fitanisana ny tsy mety ataon'ny HAT no valiny ???
Tsy hay intsony hoe avendranana ve sa mieritreritra ny pokona ho donto sy dondrona.
Tsy ny mpitsara ihany no mila fanazavana fa ny vahoaka 1 manontolo, manomboka eo @vahoaka any antokatranony avy any, ireo vahoaka eny Ambohijatovo ka hatrany @ Fitsarana.
Azavao anay fa mety ampitombo isa ny eny Ambohijatovo ny fahalalanay ny marina. Tadidio nefa fa izahay tsy donto sy tsy dondrona akory.
Tonga dia ekeo rangah lay fiampangàna faza aodina any @resaka tsy izy lay resaka a.

11. ravalotgv
(
28/04/2009 20:24)
miala any ny gripankisoa fa tandremo ho anareo tgv sy tim :@ :@ :@ :@ :@
12. fijo
(
28/04/2009 21:56)
asaivo avoakan'ny HAT aloh any porofo manamarin aireo taratasy nasehony ireo.azo foronina mantsy ny taratasy.
ohatra.teny amin'ny 13 mai nilaza fa 1 miliara mahery ny hetra tokony hoalohan'ny TIKo
tonga teo amin'ny fitondrana ,nihena lasa 23 miliara
dia niova tampoka iondray hoe "mbola hodinihina izay hetra tokony ho nalohan'ny tiko"
izahay dia momba ny aradalana,ka manda ny TIKO raha tsy nandoa hetra izy.tokony alohany izay anjarany,fa asio fanadihadian amarina ny tokony hoalohany,dia terena izy handoa ,fa tsy ovaovan aarakarak'izay tiana ny terehimarika