tsetsatsetsa tina ho fantatra

1. xxx ( 26/04/2009 11:50)
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony apres combien de mois vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha.
novalian'i arialy ny 30/04/2009 09:47
2. hana ( 28/04/2009 15:10)
nomen'Andriamanitry ny fara eh
Samy manana ny filazany ny olona.
Ny fahalalako azy dia miandry 56j. Izany hoe tsy misy n'inon'inona mandeha intsony aloha voalohany. Dia miandry efa mba mikatonkatona.
Avy eo, tsara raha tena mangetaheta ilay reny satria be no mitaraina ho reraka na marary @ ilay voalohany iny.
Eo koa ny hoe nisy tataka sa tsia, nodidiana ve ets.
Mandra-piandry an'izay dia alefaso ny tositosy fotsiny aloha.

Tandremo fa mety tonga dia hahabevohoka iny na dia mampinono aza an. Rehefa mbola tsy vonona ny hitaiza ny zandriny dia miarova tena.

3. fahamarinana ( 28/04/2009 15:14)
:arrow: Ny filazany Gygy dia hoe miandry ny retour de couche fa io moa samy manana ny tiany atao sy mety aminy ! Araka ny toe-batana sy ny fanirina sns sns ihany koa !!! Ny tsara fotsiny dia ny mampiasa fiarovana rahatoa ka tsy tia hanana anaka avy hatrany !! (l)
4. arialy ( 30/04/2009 09:47)
io ve tsy samy manana ny toe-batany e, ary raha tsy misy retour de couche mihitsy nefa efa ho 10mois? nefa tsy bevohoka ?
nefa ane refa mapinono toa ela vao miverina am laoniny ny rehetra e? mety harary be iany raha tsy sitrana manko , manantona foana gynéco de izy no maita .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232