nomen'Andriamanitry ny fara eh
Samy manana ny filazany ny olona.
Ny fahalalako azy dia miandry 56j. Izany hoe tsy misy n'inon'inona mandeha intsony aloha voalohany. Dia miandry efa mba mikatonkatona.
Avy eo, tsara raha tena mangetaheta ilay reny satria be no mitaraina ho reraka na marary @ ilay voalohany iny.
Eo koa ny hoe nisy tataka sa tsia, nodidiana ve ets.
Mandra-piandry an'izay dia alefaso ny tositosy fotsiny aloha.
Tandremo fa mety tonga dia hahabevohoka iny na dia mampinono aza an. Rehefa mbola tsy vonona ny hitaiza ny zandriny dia miarova tena.
:arrow: Ny filazany Gygy dia hoe miandry ny retour de couche fa io moa samy manana ny tiany atao sy mety aminy ! Araka ny toe-batana sy ny fanirina sns sns ihany koa !!! Ny tsara fotsiny dia ny mampiasa fiarovana rahatoa ka tsy tia hanana anaka avy hatrany !! (l)