Hotohizana ny vidimbary mora ary tsy ho tapaka intsony !

1. andrywui ( 27/04/2009 07:13)
Mba hampilamn ny fiainambahoaka sy hananny fahefa-mividy aradalana, dia efa miala any ny vary mora zay ezahina aminity ndray mitoraka ity ahahenika an'i M/car manontolo indrindra ny eny ambanivohitra !!! mahafinaritra aloha hatreto ny fifanampian'ny firenena mpiara miombon'antoka ara toekarena sy ara-tsosialy an'i M/car fa vonona daholo ny hanampy an'i M/car amin'ny fivoahana amin'izao tsy fahampiana izao!!! , satria fantampoko , fantampirenena izao fa norobaindravalo sy ny namany daholo kay ny volampanjakana rehetra tao mialohan'ny nandosirany !!!

-Manaraka izany dia mila mailo mandrakariva mandray zay vaovao rehetra heno(renseignement)ny mpitandro filaminana 3toko(miaramila , zandary , polisy) fa re tokoa amin'izao fotoana izao fa mitady hanani-bohitra ny fahavalo izay tarihin'ilay olona tsy hita popoka !!!
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:14
2. halloween ( 27/04/2009 07:44)
amin'ny fivoahana amin'izao tsy fahampiana izao!!! , satria fantampoko , fantampirenena izao fa norobaindravalo sy ny namany daholo kay ny volampanjakana rehetra tao mialohan'ny nandosirany !!!


mila voatsiary fotsiny zany ny TIM e, ny vola nangalarina nefa terena hisy foana ny fanjakana ,
3. Noue ( 27/04/2009 08:19)
tsara rehefa mitohy ny fidinan'ny vidim-bary saingy enganié ka tsisy fihetraikany ho an'ny tantsaha, satria efa nilaza ry zareo oe tsy aleonay milahatra mividy an'io vary mora be io toy zay hamboly satria be loatra ny fantohantika
4. andrywai ( 27/04/2009 08:58)
Mivolana ny tsy voatana ny tgvendrana ary tsy ilainay vahoaka satria ny fotoana fizahavana indray no tadiavina hilaharam-bary sy menaka tsy ampy vahoaka. Miala TGVendrana
5. xxx ( 27/04/2009 09:09)
ra andryween a, aza manonofy e, tsy eto dago marina elah, taty bira, fianarantsoa mbola tsy nisy ny vary 2500fmg hatraminy nahateo any V(vendrana), de ajanony ny fikanla aminireo ps roa ireo fa efa kobo hatraminy ela :-D :-D hita mihitsy hoe zaza be :-D :-D
6. andrywui ( 27/04/2009 09:30)
Inona no tianlah tenenina letsy ry akama a !! zao fotsiny efa ho avy ny vary mora hoy aho zay nafaran'ny HAT ka ho tankina io vavanlah io ary tsy hiteny tsony avy eo !!! nefa ve moa ho resy dohika eto mitsy ny TIM e !! na resy aza izy de rà mandriaka no ataony !! ouuuuuuffffff !!!
7. xxx ( 27/04/2009 09:33)
marina izay ra andryween a, owwaaa oowwaa ny chien keliny tgv
8. andrywui ( 27/04/2009 09:35)
Tsy olana letsy raha zay no aha goaka anlaisany reo !! maninnn moa mankanesa ihany ary eny Ambohijatovo de ho hitanlah tsy ho ela eny aho mandeha 4x4 gris !!! ha ha ha ha ha
9. xxx ( 27/04/2009 10:19)
ny dadanlah aloha izao no lasibatra voalohany aty bira, dia elah rehefa manao vakansa aty amboarina
10. RATOVOARY ( 27/04/2009 12:07)
Ry Andry isany! Enga tokoa anie ka hitohy ny fidinany. Fa na izany na tsy izany dia tsoriko aminao fa tsy mahavoky vahoaka le izy, efa nisy nandalo teto Majunga ( nandalo hoy aho satria 1/2 journée de lany ilay vary ) fa ilaharana be. Raha tena hahahenika ny tany sy ny fanjakana marina de haharitra hatraiza? Ary aza mba atao an'le vary be fofona moa fa tsy zakan'ny tsy manambola indray ny fitsaboana avy eo e! Ny tapak'andro nihinanana aza efa saika vizana ny pokona maika fa haharitra ela, tsy ho ripaka ny gasy sa izay no tanjona?
11. andrywui ( 27/04/2009 13:31)
tena vary milay no ho avy manaraka eo Ratovo a! ary tsy misy aferafera zany fa mangarahara be na ny fividianana na ny fizarana ! de mialona be ry TIM !! ahenika ny tany io fa andraso kely aloh fa eo ampihomanana e !!
12. xxx ( 27/04/2009 13:41)
andrywui:

tena vary milay no ho avy manaraka eo Ratovo a! ary tsy misy aferafera zany fa mangarahara be na ny fividianana na ny fizarana ! de mialona be ry TIM !! ahenika ny tany io fa andraso kely aloh fa eo ampihomanana e !!



Aleo aho hihomehy :-D :-D :-D

13. halloween ( 27/04/2009 14:21)
mety hidina ary io 2500fmg io hony !fa izay vidimbary izay no tena tokony ho réel teto M/car hatramzay fa nihinana be sy nampandady ny vahoaka 100% ny TIM naka 600% tombony taminio !
14. pikatti ( 29/04/2009 00:14)
andrywui=halloween , aza mirediredy eo elah fa tsisy manatena tsy misy eo ,fa elah no efa zatra mitsako tsy misy eo fa tsy ny gasy no anaovan'elah resaka matavy eto , ny vola aza tsisy koa inona eo ,fa elah ve mivika é :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0952