Fidirana @ 4e république , vahaolana ve?...

1. lemenakely ( 26/04/2009 07:28)
Ambetitenin ireo mpanao politique indrindra ny HAT , ny hihazankazahana ho any @ 4e république , ny mahagaga ahy anefa dia izao: t@ 1991 dia may ery ny Hery Velona sy ry Zafy hanova ny repoblika faha 2 ho @ 3e repoblika , nentin ny hafanam- po fotsiny ary dia izay nifanohitra ny zava- nisy t@ andron i Ratsiraka , Kanjo ! Voan ny nataony tao ingahy Zafy !
Izao Ra8 tsy nahatapitra mandat ihany koa , nefa i Deba sady tsy empéche no nahatapitra mandat tsara , nefa constitution natsangandry Zafy no nitondrany , fa nanao amendements t@ référendum fotsiny izy !

Ka vahaolana ve izany ny 4e république ?....

2. salopard ( 26/04/2009 08:42)
zarao aloha le menakely vao miresaka

sady monopoliser-nao ny resaka, no monopoliser-nareo ny menakely, dia aiza no hisy tafa sy dinika forum hanjary

3. lemenakely ( 26/04/2009 08:57)
salopard:

zarao aloha le menakely vao miresaka

sady monopoliser-nao ny resaka, no monopoliser-nareo ny menakely, dia aiza no hisy tafa sy dinika forum hanjary

Aza manao politikan ny kibo e! Efa nisy anie izany hoe tsakitsaky zato amby arivo izany e, izay voky ihany no maharaka ny namany !...Kanjo!...
4. Mirananirina ( 26/04/2009 09:15)
aminao ,inona ary ny vahaolana raha tsy miditra amin'io.
5. ikaretsaka ( 26/04/2009 09:20)
Na firieme repoblika aza ny eo..le toe tsaina mihitsy no hitako hoe tokony ovaina aloha,
Hoe ny firenena aloha fa tsy ny paosy ..sy ny saosy...
tsy ianao irery sy ny akolitanao no mahavita azy
Ary tsy haharitra eo mandrakizay fa toerana ifandimbiasana eo
De ny tsy nahazo tokony tsy hitanontanona
Ny nahazo mahalala ny antonony
De masina ny tanindraza a

Raha ireo no efa nisy teo amintsika hatr'@ zay dia efa ela isika no "niadana sy hofinaritra sy e sambatra tokoa"
6. lemenakely ( 26/04/2009 09:51)
ikaretsaka:

Marina daholo ireo voalaza ireo fa misy hanampiako Kely fotsiny , amiko ny fitondrana firenena dia zavatra 2 , ny mpitondra sy ny vahoaka !Mila fahaizana manokana io fitondrana firenena io fa tsy vitan ny hafanampo sy ny fahaizana manambaka sy miteny fotsiny ihany !

Ary mivoatra lalandava ny donnes rehetra , fa ny antsika mantsy fika efa t@ 1972 ihany no averimberina fa ny acteurs no miovaova dia Izay !...

Dia mankaleo ilay izy !...
7. BeraMuc ( 26/04/2009 11:11)
Raha 4eme republique = fanovana ny constitution misy, dia amiko tsy hilaina loatra izany satria tsy hitako izay maharatsy ny constitution misy
Fa raha 4eme republique = fanaovana fifidianana sy fananganana gouvernement vaovao, dia tena hilaina. Satria io dia mety hanampy ny garantie de stabilite hoan izay hitondra (national et international)
Tsara anefa raha manao referendum, hanontaniana ny vahoaka hoe hanao fifidianana ve sa tsia
Tsy tokony hatao mitarevaka anefa izany, c.a.d. tsy hitako izay hantony tsy hanaovana izany amin ity taona ity
8. sohitika2008 ( 26/04/2009 15:32)
ikaretsaka:

Na firieme repoblika aza ny eo..le toe tsaina mihitsy no hitako hoe tokony ovaina aloha,

Ny toe tsain'IZA
no ovain'IZA ?
@ fomba ahoana ?

9. Havantsika ( 26/04/2009 15:39)
Salama daholo,

amin'ny lafiny iray dia tena vahaolana raha ny ankamaroan'ny hery velona sy ny Malagasy rehetra manaiky sy miara-mamolavola izay rafitra ifampitondrana. Tokony tsy taitaitatra sy ho maika fa dinihana izay apetraka.
Amin'ny lafiny hafa, dia tsy vahaolana raha hamehana hanao fifidianana fotsiny satria baikon'ny vahiny sy tena fitadiavana toerana fotsiny ka ny be vola sy mpividy olom-pirenena no mbola hitondra indray.
Raha ny fototra malemy dia hiverina foana ny crise cyclique e!
Tsy maintsy ny constitution vaovao ihany no tokony hanaovana réferendum.
Aleo mandroso ho amin'ny conférence nationale sy izay tohiny isika satria tsy vahaolana ihany koa ny fahavitana ny tetezamita raha ny hevitro.
Kanefa tsy àry mitovy hevitra daholo moa isika.
10. xxx ( 26/04/2009 16:11)
Mirananirina:

aminao ,inona ary ny vahaolana raha tsy miditra amin'io.

maitre olala avocat atao president tetezamita dia bien sady tsy ravalo no tsy tgv ary efa za-drahara
(l)
11. ravalotgv ( 26/04/2009 16:24)
alefa exil daholo i tgv sy ra8 zay ny solution

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
12. Havantsika ( 26/04/2009 16:39)
Raha ifanao exil no atao eto dia cercle vicieux io fa mila halamina une fois pour toute io. Ny profil ny premier president ny 4ème no tokony hatao débat. Amiko tokony olona mendrika, matotra , rassembleur , tsy mpividy safidim-bahoaka ary mba manana fahatahorana an'Atra no tokony ho mpitondra. Izay mahafeno izany na OLALA na ex TIM na ex candidat na olom-baovao dia tokony hiomana e
13. ravalotgv ( 26/04/2009 17:41)
Havantsika:

Raha ifanao exil no atao eto dia cercle vicieux io fa mila halamina une fois pour toute io. Ny profil ny premier president ny 4ème no tokony hatao débat. Amiko tokony olona mendrika, matotra , rassembleur , tsy mpividy safidim-bahoaka ary mba manana fahatahorana an'Atra no tokony ho mpitondra. Izay mahafeno izany na OLALA na ex TIM na ex candidat na olom-baovao dia tokony hiomana e

aiza ko no misy izany tsy ndana mitady anjely
tsss za kosa na mihaninkazo aza mba eto ambony tany ihany le hazo
snifff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@
14. Havantsika ( 26/04/2009 20:00)

Sur 20 millions de Malgaches ve tsy hahitana olona mendrika? raha misy koa anefa système vaovao na rafitra vaovao ifampitondrana azo atao tsara ny mametraka mpitondra mba mahafa-po na dia tsy parfait aza

Ny olona tia valifaty tokony tsy hitondra, ny opportuniste koa, ny mpividy safidim-bahoaka nefa hamitaka azy indray.
Aleo aza olona efa fantatra fa mahitsy sy tsotra nefa mahalala ny Malagasy sy vonona hiaraka mandroso aminy
Tsy resaka mihani-kazo izany fa mazava , fa ny serasera ami'ity internet ity ve ilaina tosika hafahafa vao mety e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518