si tu veux la paix prepare la guerre
1. xxx
(
26/04/2009 22:03)
proverbe juifs io ary tena marina mihitsy,asio barazy daholo manodidina analakely efa misy tireur d'elite miaraka amintsika avec bazoka hanapotehana an'i 4x4 .ny tovolahy feno 18 moa miaraka koktail molotov jiaby,ary ny vehivavy no milaatra ,efa vonona daholo ny paika
2. xxx
(
26/04/2009 22:16)
I ra xxx1 amin'io miandry vaovao @ Internet fotsiny hoe firy indray ny maty??? nefa izy any anaty metro handeha hiasa fa ny Gasy aty an-toerana no amporisihiny!!! T'as une gueule de chien!
3. ifiona
(
26/04/2009 22:18)
tandremo ary sao ry kung fu ndray no voatifitra eo
:roll: :roll: :roll:
4. andrywui
(
27/04/2009 07:35)
proverbe juifs io ary tena marina mihitsy,asio barazy daholo manodidina analakely efa misy tireur d'elite miaraka amintsika avec bazoka hanapotehana an'i 4x4 .ny tovolahy feno 18 moa miaraka koktail molotov jiaby,ary ny vehivavy no milaatra ,efa vonona daholo ny paika T'as une gueule de chien! tandremo ary sao ry kung fu ndray no voatifitra eo
ZANY VE NO MBA TOETSAIN'NY TIM E !!!! ZANY VE ??? TIA RA MANDRIAKA TOA ANDRAINY IHANY KA !!! ZAY ADALA TOKOA NO TOA ANDRAINY
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3446