Tsy fitiavam-tanindrazana fa fitiavan-tena no misy eto.....
1. kasimodo
(
27/04/2009 07:06)
Indraindray mampanontany tena mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto. Ny ankilany mivazavaza hoe avereno dada; ny andaniny miogaoga hoe: Aiza zao ze dada eo. Nareo ange na TGV na TIM samy malagasy eh!!! Toa isika samy isika ihany no ampifamonoana eto dia manaiky. Sa efa izay mihitsy le notadiavin-tsika hatrizay??? Tokony hieritreritra tsara isika malagasy fa ataon-dry zalah fangalan-tseza fotsiny..... Firy zao no maty teny Ambotsirohitra nefa niova ve ny fiainanao??? Firy no enjehina am'zao fotoana izao nefa nahatsara firenena ve izany???? Sao lahy tsy Fitiavan-tanindrazana intsony izao fa fitiavan-tena sy fitiavan-tombotsoa? AZA MANAIKY HAMPIADIANA FA MBA MANANA HAMBOM-PO. ISIKA ANGE TSY AKOHOLAHY FA VAHOAKA EH.....
répondu par tsiafoi1 le 27/04/2009 12:02
2. andrywui
(
27/04/2009 07:19)
hoy kasimodo :
efa nilaza an'io teto aho ry kasimodo a! fa mbola nahita andry Diam's sy ry penguin sy ry Mirana nampirisika ny kungfu ary aho teto oe andao hifamono aminireo miaramila ireo isika ry miaramila a!! de raha mba olona misaina sy normal tsy mitapy ary ve nareo de sabatra ve de hampifamonoana amin basy !! mba misainah kely ry TIM donto be a!! tena hita mihitsy ny maha babakoto anreo !! de eritrereto ndray ary zany oe kungfu firy ndray zao ary no ho faty hitsipatsipaka eo !! de nefa inona no azon'ny TIM hatao amzay ?? izao fotsiny no lazainy avy eo : "ratsy saina ééé!! tsy matahotra an' A/tra ééé !! mbola hanody anareo zao ééé!! mbola ahita ny anganony reo éééé! sns !! nefa zao tenenina tsy mety fa be loha !!
--tenenina foana fa éhééé !
-anarina isan'andro fa ehéééé:
--kapohina fa ehééé!
--tambitambezina fa ehééé!
--rahonana fa ehéé!
LE LOHAMBOTO MIHITSY NO EFA RAIKI TAPISAKA AMINIRETO tim RETO
Toa isika samy isika ihany no ampifamonoana eto dia manaiky.

3. Noue
(
27/04/2009 08:21)
kasimodo:omena an'iza ny tsiny aza ee???
Indraindray mampanontany tena mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto. Ny ankilany mivazavaza hoe avereno dada; ny andaniny miogaoga hoe: Aiza zao ze dada eo. Nareo ange na TGV na TIM samy malagasy eh!!! Toa isika samy isika ihany no ampifamonoana eto dia manaiky. Sa efa izay mihitsy le notadiavin-tsika hatrizay??? Tokony hieritreritra tsara isika malagasy fa ataon-dry zalah fangalan-tseza fotsiny..... Firy zao no maty teny Ambotsirohitra nefa niova ve ny fiainanao??? Firy no enjehina am'zao fotoana izao nefa nahatsara firenena ve izany???? Sao lahy tsy Fitiavan-tanindrazana intsony izao fa fitiavan-tena sy fitiavan-tombotsoa? AZA MANAIKY HAMPIADIANA FA MBA MANANA HAMBOM-PO. ISIKA ANGE TSY AKOHOLAHY FA VAHOAKA EH.....
4. andrywui
(
27/04/2009 09:37)
Noue !! omena an'i TIM tsy mety manaiky fanjakana mijoro ny tsiny ee!! mazava be zany !!! tsy fantatrao angah le teny hoe "manajà ny mpitondra anareo "
6. tsiafoi1
(
27/04/2009 12:02)
Ntsonané Andrywui kelin'i dadatoa e! Efa manaja ny Président de la République de Madagascar ny vahoaka fa aza matahotra ise e!