Gouvernement Manandafy

1. xxx ( 28/04/2009 16:46)
Suite à une conférence de presse au Carlton, Manandafy Rakotonirina a donné des noms concernant le gouvernement "légaliste" : Olivier Rakotovazaha au ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire, Rabenja Tsehenoarisoa au ministère de l’Intérieur, Henri Bernard Razakariasa au ministère des Finances et du budget, Désiré Andrianarivelo au ministère de la Justice, Voahangy Raoniarinjaka au ministère de l’Agriculture et Elyette Rasendratsirofo au ministère des Affaires étrangères
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:05
2. salopard ( 28/04/2009 16:59)
toa EX-ZOAM daholo izy izany, milay kosa izao koa:
ny ao dago izany dia:
2 PM
2 Ministres par poste
2 ambassadeurs
2 President mazava ho azy.

Raha mbola tsy handroso @ izao ny gasy dia efa tsy hanao raha...


Sarkozy aza 1 PM, dia 1 Ministre à chaque poste, mandroso ny firenena ka maika 2 partout...

double-ko koa ny dôziko manomboka androany e...kôzy

resaka hono an!!!: ary i ra-HERY hono toa lasa minisitran'ny serasera (fifandraisanaa), ka marina ve io sa tsia...
3. Noue ( 28/04/2009 16:59)
taiza no nalaina io?
4. Noue ( 28/04/2009 17:00)
ho an'i XXX ny fanontaniana fa tsy ho an'i salopa
5. salopard ( 28/04/2009 17:02)
noue:
taiza no nalaina io?


very asa indray i NOUE dia mialona an'i XXX a

efa XXX indray izao no minisitra ny petaka afisy , fa licenciée i toi e!!!
6. ifiona ( 28/04/2009 17:07)
sali Noue! toa ao @ sobika akia io a! sady ao @ orange.mg koa e!
:-*

d aona less ra-salopard! d inona koa lty no ataonlah anankiroa...
:lol:


snifffff
tchroufffff
7. Noue ( 28/04/2009 17:35)
sali ifiona :) :-* :-* :-* elaela indray ndry vao hita aa! ié hitako tao @ sobika akia a!
"salopard":
very asa indray i NOUE dia mialona an'i XXX a

efa XXX indray izao no minisitra ny petaka afisy , fa licenciée i toi e!!!
ahahahahahahaha tsy hitako zay hialonana an'i XXX aloha eee! ary na dia andeha mbaka ny lohan'i salopart aza dia tsy ho very asa mahintsiny aho ka! diso beeee toi eee :-D :-D :-D :-D
8. pimaso ( 28/04/2009 18:03)
CONGRATULATION
9. Noue ( 28/04/2009 18:21)
ny?
10. rakaroka ( 28/04/2009 18:30)
Ary hoy koa ny fitenenana ?
Jamais 2 sans 3 raha ohatra ka hilatsaka PM koa ny hafa ato @ sera
dia efa i Hery 'zany ny fifandraisana.
I Salopa tsy alefa @ano sy ny ala fa @ "ady @ zava mahadomelina satria izy no efa experimenté :lol:
i LéFijo minisitry ny "fiarovana" ( mino aho fa hainy tsara io satria tsy tiany mainty ny fanonganam-panjakana.
Sns... :roll: :-w :-w :-w :-w :-$ dia mbola miandry ny candidaturen'ireo hafa :-$ alefaso ny cv sy ny motivation :@ :@ :@ :@ :@ :@ :lol:
11. ni81 ( 28/04/2009 18:55)
:-D :-D :-D
12. xxx ( 28/04/2009 19:16)
19H00 : Suite à une conférence de presse au Carlton, Manandafy Rakotonirina a donné des noms concernant le gouvernement "légaliste" : Olivier Rakotovazaha au ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire, Rabenja Tsehenoarisoa au ministère de l’Intérieur, Henri Bernard Razakariasa au ministère des Finances et du budget, Désiré Andrianarivelo au ministère de la Justice, Voahangy Raoniarinjaka au ministère de l’Agriculture et Elyette Rasendratsirofo au ministère des Affaires étrangères
13. ravalotgv ( 28/04/2009 20:37)
sao de misy voan ny gripankisoa reo olona reo
sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
14. fijo ( 28/04/2009 21:39)
tandremo nefa fa i fijo tia manongana an.hihihiihii
15. xxx ( 28/04/2009 22:03)
Nahazo lesona tsara t@ nataony Boay kely i Manandafy.
Soa tokoa fianatra fa tsy vao izao no nisy olona 2 isaky ny poste politique 1 eto amintsika. Nety tsara io t@ androny tgv teo @ 13 mai ka tsara mihitsy ny nanohizany Manandafy azy, mampiantra ny lesona voaray.
16. fijo ( 28/04/2009 22:43)
hihih ts hisy raharaha vanona raha izoa no mitohy
17. rakaroka ( 29/04/2009 05:03)
fijo:

tandremo nefa fa i fijo tia manongana an.hihihiihii



8O 8O 8O Dia ahoana koa izany :roll:
Hay rehefa ny sasany no manao ilay izy dia tsy mety fa rehefa ny tena dia
tsy maninn kay :^) :^) :^)
18. penguin ( 29/04/2009 06:06)
Izay arahan'ny mpiasam-panjakana no tena izy ary jereo tsara ary raha toa ka ny ministra tgvendrana no eken'ny mpiasam-panjakana. Tsy mandeha ny asam-panjakana izao araka ny fahitako azy mivantana ka raha mahavita mitady ny tompon'andraikitra tian'ny olona ary mampandeha ireo an'ny ara-dàlana ireo.
19. fijo ( 29/04/2009 20:05)
rakaroka,ny an'i fijo tsy fanjakana no ahongany ka
20. rakaroka ( 29/04/2009 20:55)
fijo:

rakaroka,ny an'i fijo tsy fanjakana no ahongany ka


haiiiyyyy, :-D :-D :-D ka raha sary vongana anie toa mahay izany daholo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5026