MATY AHO HCC-ko, HAMPIO IZAHAY RY CAPSAT JIOLAHIMBOTO
1. TEGEVE
(
28/04/2009 22:43)
anaka isany,
tsy misy mandeha @ laony daholo ny ato @ foibe ,mifamely ny mpikambana,io misy nipoitra io ny resaka ,mihamahazo vahana ry Mr Pierrot ato
tsy fantatry ny TGV ny manipulation tonga hatrany @ HCC de araka ny mahazatra ato dia ny CAPSAT indray no ady eo
(l) (l)
tsy misy mandeha @ laony daholo ny ato @ foibe ,mifamely ny mpikambana,io misy nipoitra io ny resaka ,mihamahazo vahana ry Mr Pierrot ato
tsy fantatry ny TGV ny manipulation tonga hatrany @ HCC de araka ny mahazatra ato dia ny CAPSAT indray no ady eo
(l) (l)
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:26
3. xxx
(
28/04/2009 22:51)
Rien a foutre de pierrot et machin machin ,l'essentiel ce sont nos petits enfants .Tenez-en compte ,pour le bien étre de tous !! Ahah Ahah !! :twisted:
5. xxx
(
28/04/2009 22:53)
hatramin'izao aloha tsy misy heloka sy tsy misy antony manokana ny hisamborana an'i Pierrot,nanaraka an-tsakany sy an'davany zay toro-hevitra nomen'i HAT izy ,fa io lesy politika ka raha te hamely anelahy ry lerony ahitany fika foana
6. pikatti
(
28/04/2009 22:57)
io ndray rapa2000 fa miafina xxx, alahelo toerana mihitsy ny an'ty akama ty klé :-D :-D :-D
7. xxx
(
28/04/2009 23:05)
ny an'ireo TGVendrana reo dia ankeriny foana no fikany refa tsy ao ntsony ny fakana ara'dalàna , ary nasehony marina teo ndray zany t@ le nampiasainy ny capsat nanamborana ny mpiambina ny HCC ,tena tssssss
8. pikatti
(
28/04/2009 23:52)
aleo leity ry TEZEVE reo jiolahibonto reo fa ho karakarainay @ zay =)) =)) =))
9. fijo
(
29/04/2009 20:26)
avelao aloha,ho itan'ny vahoak atsar any tena atao hoe fitondran ajiolahimboto,amin'izay tsy te hierika amin'izay intsony izy any aoriana any
