vehivavy 36 ans mitady copine
1. EF
(
28/04/2009 15:49)
Irery aho dia mba mitady copine ho namana pour sortie, balades, etc...
répondu par ninichantal le 18/05/2009 11:51
2. soanja
(
28/04/2009 16:57)
Mahereza mitady ary enga anie ka ahita ianao. Ny tenako moa aty lavitra be aty fa raha tsy izay mba niaraka nisotro Chai sy nihinana bagels isika fa io no mba mahafinaritra ahy. Mitsangatsangana anaty ala koa tena kapoakako. :-*
3. fahamarinana
(
28/04/2009 17:38)
:arrow: EF : Tsy dia olana amiko ilay hanana namana fa mila fantariko aloha hoe aiza no mipetraka satria arak'izay no ahafahana miara-mivoaka na tsia dia koa mba mifanoratra mifankahalala ihany koa ! Efa hainao io ny ps-ko dia mandefasa hafatra ! :)
Soanja : njy koa atokisako kah ,indrisy fa lavitra tokoa ! :-* (l)
Soanja : njy koa atokisako kah ,indrisy fa lavitra tokoa ! :-* (l)
4. soanja
(
29/04/2009 06:33)
Faha> Indry koa torak'izany amiko. Lavitsa soasoa tokoa re ny misy agnay! :-* :-* :-*
5. xxx
(
11/05/2009 12:01)
Mampihomehy nareo , toa tsy mbola niteny izy hoe aiza na aiza , sao dia eo akaikinareo eo ihany fa tsy lavitra araka ny eritreritrareo :-)
6. ninichantal
(
18/05/2009 11:51)
bjr, za koa mitady namana aky a. vevavy mitady namana vevavy anefa za an! io iany ny adressk ora ifanoratra amiko njy d tonga d ao @ yahoo messenger ra mety no mifampiresaka fa ela b lay mijery boite2 isankarazany io; merci an! d maita namana bdb e
