valio ny ampamoaka ho ela velona e!

1. xxx ( 28/04/2009 12:05)
ra8 sy ny lainga
Dia mpinamana tsy misy ohatran'izany
Soa fa nisy i tgv nandrava an'izany
Kapoka nirivorivo
Karavasy sesilany
Izay no anjaranao ra8 rehefa mandroara mitsilany

Je t'aime
novalian'i xxx ny 28/04/2009 14:06
2. xxx ( 28/04/2009 12:24)
mahay mandainga ary Mpandainga ary feno lainga i Madagasikara,ny mpanongana sy ny loham-jiolahy miaraka mambotry ny firenena,ny mpangalatra sy ny mpanodina ka efa nanambotry ny firenena hobiana,izay mitraka velezina,tena efa tafakatra an-tanana ny dahalo, tsy ny mpangalatr'omby intsony no dahalo amin'izao fa hatramin'ny ireo mba nandia fianarana na nahitahita sy bebe fika rehetradia miezaka ny hanindry, pauvre Madagascar, ahiana fa tena ho rendrika ato am-povoan-dranomasina ato ity nosy goavana ity satria feno lainga loatra,koa ho lasa fonja ho an'ny gasy satria tena hita fa manan-tsaina ny gasy saingy sain-dratsy sy fitiavan-tena no betsaka,ka dia ny lainga foana no atao fitaovana é! dia samia ho tahian'ny léry é!!!!!
3. penguin ( 28/04/2009 13:43)
ka samy voapetraky ny tgvendrana fozaorana izany vé =)) =)) =))
4. xxx ( 28/04/2009 13:58)
voadoana mafy tany indray i peng dia mitatata eraky ambohijatovo ! namelatra banderole koa ankehitriny ! ireto sary kely e ! diska efa loaka tsy mandeha intsony Amen !
5. xxx ( 28/04/2009 14:06)
Ry tanindrazanay malala o
penguin olo marina ihany ity ! mpanao ny soa
Dia mivavaha ho an'izay mpandainga e !



























© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.395