MBOLA TSY TARA ISIKA RAHA IZAO
1. xxx
(
28/04/2009 18:15)
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO tena azo antoka no nahazoana azy. Tena mampieritreritra ny fizotran'ny tantara ao Madagasikara.
Ny drafitra sy ny scenario nataon'ny frantsay amin'ny toe-draharaha eto Madagasikara
Ataoko bango tsotsotra eto ny tena votoatiny:
Tanjona 1 : hanakorontanana an' Antananarvo, Fianarantsoa ny voalohany ary avy eo Madagasikara manontolo. (Merina sy ny Betsileo esorina tanteraka tsy ho ao anatin'ny fitantanana-draharaha ao Madagasikara, ka hatomboka any amin'ny miaramila no voalohany, manaraka ny homme politiques, izay no mahavoatonona manokana an'Antananarivo sy fianarantsoa eto.)
Tanjona 2: hanapotehana sy hanakorontanana ny fotodrafitrasa rehetra ao Tana amin'ny alaln'ny Milisy tarihan'Atoa Alain Ramaroson sy ny CAPSAT. Handrodana ny toe-karena sy hanao izay tsy hiasan'ny fotodrafitrasa sy ny mpivarotra ary ny toeram-pivarotana araka izay tratra ao Tana , Fianara, avy Madagasikara manontolo ka tsy hisian'ny PPN intsony hankao TANA indrindra indrindra. Ny Fitaovana hanatratrarana izany dia ny terreur ataon'ireo milisy sy CAPSAT, sy ny fisian'ny infiltration'ireo TGViste ao amin'ny mpanohana ny ara-dalana, dia manakana ny camion sy izay rehetra hitondra ny PPN hiakatra ao TANA. Ka mody miteny hoe misy manao trafika-na PPN dia avy eo tsy tonga any amin'ny tokony ho izy ny PPN fa voahodina eny andalanan tsy ho tonga ao TANA.
Hampitomboina ny fanenjehana sy ny fitifirana ao Tana mba hampiemotra ny legalistes, sy hampatahotra ny mponina ao TANA mba tsy hihetsika intsony.
Ao Ivato ao amin'ny Bani sy ao amin'ny CAPSAT ao soanierana no fiofanan'ireo Milisin-dRamaroson sy ny CAPSAT, ary mercenaires frantsay no mpanofana azy ireo ao amin'ireo toerana 2 ireo. Hofanina hanao ady anaty akata, mba handringana tsikelikely ny miaramilan'i SADC rehefa ho tonga tokoa ny miaramila.
Ka rehefa mitohy izany dia ho tonga ny SADC, ary ireo membre ny HAT izay efa notambazana vola be isan'olona avy dia hitsoaka moramora any Lafrantsa, ka ny fialana bala dia ny hoe handeha ny Membre ao amin'ny HAT ( Andry Rajoelina sy Monja Roindefo) handresy lahatra ny olona any ivelany hankato azy ireo, nefa any dia milentika (Ny vadin'i Andry aza izao efa any Frantsa).
Ary ireo Milisy sy CAPSAT dia hiparitaka eran'ny faritany miaraka amin'ny fiadiana isankarazany ary hampiatra ny fiofanana ady anaty akata zony tamin'ny mercenaires Frantsay hanao izay tsy hijanonan'ny miaramilan'ny SADC ao madagasikara intsony, ary miditra mora ny tafika Frantsay mody hoe hampandry tany ary tratra ny tanjony, fa hoe tsy mahavita azy ny SADC ary nila ny Frantsay vao nilamina ny tany. Dia afaka migalabona amin'izay ry zareo mody manome 10% fanampiana sns dia mitavana ny 90% hiverina any amin-dry zareo.
Atao koa ny hampitahorana ny any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara hatany amin'ny faritra ambanivohitra maba tsy hahatanteraka ny fifidianana alohan'ny faran'ny taona 2009.
Tanjona 3: Ny hamonona an'i Manadafy Rakotonirina alohan'ny hananganany ny Governemantany (izany hoe avant 2 Mai farafahatarany).
Ny miaramila betsileo sy merina izay tsy manaraka ny baikon'ny CEMGAM „Nandra Noel«
dia hahazo fampiajaliana any amin'ny fianakaviany ary ho tapaka ny karamany.
Fanenjehana sy fisamborana ireo lohandohan'ny mpitarika ny legalistes, deputés, senateur, sy ireo hafa ihany koa..
--------------------------------------------------------------------------------------------
Tsy araka ny chronologie ireo fa tanjona isankarazany ho tratrarin'ny Frantsay hatao izay hahatanteraka azy ao madagasikara mba hiverenany mora hanjanaka an'i Madagasikara amin'ny fomba hafa indray.
VAHAOLANA: TSY MISY AFA TSY NY FANDRINGANANA IREO OLONA MANATANTERAKA IZANY „MILISY SY CAPSAT«; FIRAISAN'NY MIARAMILA GASY HINA IZAY TSY MANKASITRAKA IZAO ZAVA-MITRANGA IZAO RAHA TSY IZANY DIA TSY HILAMINA MIHITSY I MADAGASIKARA.
Vaovao marina io ary avy amin'ny loharanom-baovao tena marina sy azo antoka. Ka aparitaho omeo ireo olona afaka hampita izany any amin'ny voakasika rehetra ao amin'ny Mpitarika ny legaliste, Ravalomanana, Manandafy sns indrindra amin' ny vahoka rehetra mba hampahirata ny mason'ny Gasy manerana ny Nosy. .....
Misaotra sy mankasitraka anoa mamaky ity mba hanaparitaka ity araka izay azo atao. Dia mirary soa antsika rehetra ary Madagasikara hiverina ho zana-tany indray , sanatria izany.

novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:03
2. Noue
(
28/04/2009 18:20)
dia efa samy nahita zao isika rehetra fa efa natombony soamantsara ny fanapotehina an'Antananarivo, :evil: :evil: :evil: :evil:
3. rakaroka
(
28/04/2009 18:53)
[quote=xxx]
Izao no antsina hoe "AFFIRMATION GARTUITE" ary manesika ny saina ho mahana avy hatrany ny fahan-dalitra
Dia omeo ny sorce mazava nakana izany alohan'ny hanelezana TSAHO!
Tsy fomba fisaina Frantsay izao fa eritreritry ny gasy mpifori-dava amin'ny Frantsay . fara-faharatsiny mbo ny fitadiavany tombotsoa aloha no tokony ho tanjona 1, sady "ezaka" tsy évident ho an-drizareo ity voasoratra an.
:-D :-D :-D Mba be ihany 'reo vazaha exploitant tany fa tsy vendrana be tahaka izao aloha ny démarche-ny e !
Dia vazaha maaaaro aby no miara-miasa soamantsara @ merina sy betsileo tsy misy arrière pensée akory dia volena aby 'ty mosavin'eritreritra ty
dia mino tanteraka mihitsy izany 'nareo fa dia tsy haninn tsy haninn mihitsy ny gasy ka dia ny vazaha tokoa no guidentsika @ izay tiany hanaovana azy ?
Koa rehefa manaiky sy miaiky vazaha avy hatranty toa izao maninn moa :?:
ny homme politika anie ka tsy tana sy fianara ihany! Ingahy PM tsy fianaara no tsy tana an!
illogique hoe potehin'ny CAPSAT Iana anefa toerana isiany !
Dia resak'HEHY ny ambiny
Fehiny tena hoe tsy ampy daozy na mihotra loatra angamba ny nanoratra ity! 8O 8O 8O 8O
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO tena azo antoka no nahazoana azy.
Izao no antsina hoe "AFFIRMATION GARTUITE" ary manesika ny saina ho mahana avy hatrany ny fahan-dalitra
Ny drafitra sy ny scenario nataon'ny frantsay amin'ny toe-draharaha eto MadagasikaraNataon'ny Frantsay iza:?: Taiza :?: Oviana :?:
Dia omeo ny sorce mazava nakana izany alohan'ny hanelezana TSAHO!
Tanjona 1 : hanakorontanana an' Antananarvo, Fianarantsoa ny voalohany ary avy eo Madagasikara manontolo.
Tsy fomba fisaina Frantsay izao fa eritreritry ny gasy mpifori-dava amin'ny Frantsay . fara-faharatsiny mbo ny fitadiavany tombotsoa aloha no tokony ho tanjona 1, sady "ezaka" tsy évident ho an-drizareo ity voasoratra an.
:-D :-D :-D Mba be ihany 'reo vazaha exploitant tany fa tsy vendrana be tahaka izao aloha ny démarche-ny e !
(Merina sy ny Betsileo esorina tanteraka tsy ho ao anatin'ny fitantanana-draharaha ao Madagasikara,
Dia vazaha maaaaro aby no miara-miasa soamantsara @ merina sy betsileo tsy misy arrière pensée akory dia volena aby 'ty mosavin'eritreritra ty
ka hatomboka any amin'ny miaramila no voalohany:
dia mino tanteraka mihitsy izany 'nareo fa dia tsy haninn tsy haninn mihitsy ny gasy ka dia ny vazaha tokoa no guidentsika @ izay tiany hanaovana azy ?
Koa rehefa manaiky sy miaiky vazaha avy hatranty toa izao maninn moa :?:
, manaraka ny homme politiques, izay no mahavoatonona manokana an'Antananarivo sy fianarantsoa eto.)
ny homme politika anie ka tsy tana sy fianara ihany! Ingahy PM tsy fianaara no tsy tana an!
Tanjona 2: hanapotehana sy hanakorontanana ny fotodrafitrasa rehetra ao Tana amin'ny alaln'ny Milisy tarihan'Atoa Alain Ramaroson sy ny CAPSAT.
illogique hoe potehin'ny CAPSAT Iana anefa toerana isiany !
Dia resak'HEHY ny ambiny
Handrodana ny toe-karena sy hanao izay tsy hiasan'ny fotodrafitrasa sy ny mpivarotra ary ny toeram-pivarotana araka izay tratra ao Tana , Fianara, avy Madagasikara manontolo ka tsy hisian'ny PPN intsony hankao TANA indrindra indrindra. Ny Fitaovana hanatratrarana izany dia ny terreur ataon'ireo milisy sy CAPSAT, sy ny fisian'ny infiltration'ireo TGViste ao amin'ny mpanohana ny ara-dalana, dia manakana ny camion sy izay rehetra hitondra ny PPN hiakatra ao TANA. Ka mody miteny hoe misy manao trafika-na PPN dia avy eo tsy tonga any amin'ny tokony ho izy ny PPN fa voahodina eny andalanan tsy ho tonga ao TANA.
Fehiny tena hoe tsy ampy daozy na mihotra loatra angamba ny nanoratra ity! 8O 8O 8O 8O
4. ni81
(
28/04/2009 18:59)
Samy milaza fa hoe loharanom-baovao azo antoka daholo izay rehetra mitantara PÖ LITIKA eto hatrizay nikorontanan'i dago izay :lol:
5. Mio21
(
28/04/2009 20:39)
Ny fahitako azy dia Ra8 eo eo ihany fa ireto mpomba azy ireto mihitsy no tena vendrana sy tsy mahay miaro ny dadany.
Rehefa lazaina oe Ra8 anie ka nangalatra sy nangoronkarena e, dia hoe ka izy ary mba nahavita zvtra, na hoe Ratsiraka koa aza mba nanao ohatran'zany. Izany hono no baikompitolomana iarovana an'Ra8 :-D :-D, rehefa nahavita zavatra dia mahazo mangalatra sy mangoronkarena :-D :-D
Rehefa tenenina indray hoe rehefa mangalatra sy manodinkona, manararao-pahefana dia tsy maintsy esorina eo @ toerana, valiny : ka iverina eo indray zany Ratsiraka sy ny frantsay ? Dia io sujet io no ezahina afafy etsy sy eroa :-D
Nga izy ity hoe rehefa tsy Ra8 dia tsy maintsy ho Ratsiraka sy ny frantsay???
Mbola azo fidiana daholo na ry Rajemison R. na ry Ramiaramanana ireny ka. Fa Ra8 aloha tsy mety intsony fa efa fatampoko fantapirenena ny folaitrany.

6. fijo
(
28/04/2009 21:35)
ka iza no nahavita izao,i aravalo sa i andry????
le tsaho koa aloh atokony hatsahatra fa tssssss

8. pikatti
(
28/04/2009 23:24)
raha vao xxx hoa de resak'etotra zany e, ko raha tsy elah lesy no mpaminany na mpamaky ny any am-pon'ny frantsay
9. bazylou
(
28/04/2009 23:50)
tatara valamaty kao ny andry xxx itony an!! samy afaka milaz izay tiany akoa anie!! aiza le source e??? lainga ohatran'ny tim foana izany an!!! :-D
10. pikatti
(
29/04/2009 00:03)
marina mitsy le kozin'elah lesy ra bazily, tonga de kobo lery fa tgvendrana fozaorana , ary tena fiandin-dry zalahy io tsaho io :-D :-D :-D