Ireo 3 VO....mahamaika ny mpanao pôlitika malagasy !

1. lemenakely ( 29/04/2009 09:10)
Alaharo araka ny priorité ireo 3 VO..... mahamay ny mpanao pôlitika


- Voninahitra
-Vody
-Vola

:?:
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:18
2. essera ( 29/04/2009 09:24)
Ny vola fitady fa rehefa tendak'hanina be loatra dia lasa manao vacances définitives any an-tanin'olona tsy fidiny.
3. Noue ( 29/04/2009 09:29)
ny tena grave dia ny fividianan'olona mba hamadika sy hamono :^) :^) :^) :^)
4. accolade ( 29/04/2009 10:18)
Mbola gravy lavitra ny tsy fetezan'ny sain'ny olona sasany ihiratra ahalala izay ahafaty azy... Fa variana miaro olona tokana. 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0799