Ady daholo no nahatafapetraka ireo Mpanjaka ao amin baiboly
1. halloween
(
29/04/2009 08:41)
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!!Voalohany : Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpitarika ka tonga teo tam antony inona na inona izy ( Ravalo koa anie ka nampamono olona amanarivony taminin'nireo reservistes vao tonga teo e!!! donk tsy fahatongavana teo no zavadehibe !! fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) (jereo ao amn'ny baibolinareo fa ady daholo no nahazahoan'ireo Mpanjaka ao Fanjakana ,, ara- baiboly daholo zan resaka zany !! faharoa: nareo ihany mantsy no miteny resaka baiboly lava eto de mba hanoratra aho!! fahatelo !! dia efa ni demission fantapoko , fantampirenena Ravalo fa ny olona sy ny TIM sasany no sisa manamboamboatra sy manamari-tena sy manamarina azy hoe tsy ni demission izy ééé!! sy ny sisa donk tsy Prezida tsony izy zany = tsy ilay mpitondra voalaza intsony zany !!! satria fahotana mahafaty izany mi-abandonné Fitantanana izany satria tsy fandraisana adidy sy andraikitra izany !!! jereo ao amin'ny baiboly ny tantaran'ireo Mpanjaka nitondra ao ka hoe hisy olona na fahavalo haka ny Fahefany !!! fahefatra farany rehef nialana ny Fanjakana notantanana dia tsy tokony hiverina eo tsony satria efa voahozona !! ny amboa no miverina amin'ny loany !!
novalian'i ravonjison ny 29/04/2009 16:23
2. xxx
(
29/04/2009 09:07)
halloween:iza zao no manao resaka A/tra eto ?
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!!
4. essera
(
29/04/2009 09:44)
Ka mbola betsaka no minia mikipy ry halloween. Raha tsy ni-démissionne Ravalo tokony hafa ny réaction-ny fa hitany hoe betsaka no tsy kôp am lé rev dia ampandotsoiny amin'ity ho avy lava ity.
Miova fitana am zay ranona fa ts...
Miova fitana am zay ranona fa ts...
5. coucou2
(
29/04/2009 10:16)
halloween:
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!!Voalohany : Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpitarika ka tonga teo tam antony inona na inona izy ( Ravalo koa anie ka nampamono olona amanarivony taminin'nireo reservistes vao tonga teo e!!! donk tsy fahatongavana teo no zavadehibe !! fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) (jereo ao amn'ny baibolinareo fa ady daholo no nahazahoan'ireo Mpanjaka ao Fanjakana ,, ara- baiboly daholo zan resaka zany !! faharoa: nareo ihany mantsy no miteny resaka baiboly lava eto de mba hanoratra aho!! fahatelo !! dia efa ni demission fantapoko , fantampirenena Ravalo fa ny olona sy ny TIM sasany no sisa manamboamboatra sy manamari-tena sy manamarina azy hoe tsy ni demission izy ééé!! sy ny sisa donk tsy Prezida tsony izy zany = tsy ilay mpitondra voalaza intsony zany !!! satria fahotana mahafaty izany mi-abandonné Fitantanana izany satria tsy fandraisana adidy sy andraikitra izany !!! jereo ao amin'ny baiboly ny tantaran'ireo Mpanjaka nitondra ao ka hoe hisy olona na fahavalo haka ny Fahefany !!! fahefatra farany rehef nialana ny Fanjakana notantanana dia tsy tokony hiverina eo tsony satria efa voahozona !! ny amboa no miverina amin'ny loany !!
Ary rehefa mamaky baiboly dia mba vakiana tsara fa tsy alaina ambolony eh! Aiza ao anaty baiboly no misy oe eken'A/tra ny fanonganam-panjakana? Za kosa anefa afaka miteny @nao fa heloka ny fanomganam-panjakana.Voalaza ao @ baiboly io.
6. rakaroka
(
29/04/2009 12:44)
Ny fanamarihana ataoko fotsiny , tokony mbola teo @ fitondrana ilay sahirana
t@ manifn-dry Andry teo @ 13 mey anie no "notohananareo TSARA i Ra-8".
'zao efa lasa ve izy vao mananga-bovona :roll: :roll: Koa aiza indray :roll: 8O
Hoe ao ambadik'i Sahondra hono !...:oops: :oops: :oops:

7. falyfenosoa
(
29/04/2009 12:52)
Na iza na iza mpitondra firenena ao @ Baiboly rehefa tsy nanaony sitrapon'Andriamanitra sy nandika ny lalany dia misy zavatra mitranga aminy, ary Andriamanitra mihitsy no manangana mpanjaka jereo II TANTARA 34: 1-33 Valo taona Josia, fony izy vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema........ Ary Josia nanaisotra ny fahavetavetana rehetra tamin'ny tany rehetra izay an'ny Zanak'Isiraely sady nandidy izay rehetra teo amin'ny Isiraely hanompo an'i Jehovah Andriamaniny. Tamin'ny andro rehetra niainan'i Josia dia tsy mba niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ny olona.
Tsara marihana fa: mbola zaza ange izany 8 taona izany e! nefa naharitra ny fanjakany noho io voalaza io.
Tsara marihana fa: mbola zaza ange izany 8 taona izany e! nefa naharitra ny fanjakany noho io voalaza io.
8. tsiafoi1
(
29/04/2009 13:10)
Ka raha mba toa an'i Josia Mpanjaka iky ity Andry Rajoelina atao akory fa nitady toko ka sendra vato ... ; SAINGY itsy izy Ambodia mitafy hodi-janak'ondry. Tazanina mahavelo-mbolo fa raha fotorina mampiongo-bolo. Tsy vitany hoe mpivarotra tanindrazana, saribakolin'i La Frantsa, fa sady terroriste à grand V, no dictateur n°1, tueur en série, Voyou mpandroba... ASA LOATRA RE ZE NAHATONGA IZANY
ANDRIAMANITRA SA SATANA???
9. falyfenosoa
(
29/04/2009 13:22)
natao ho an'izay mpitondra rehetra io fa tsy hoe ho an'i Andry TGV ihany, efa misy hevitra hafa nosoratako ihany io ahitanao ny fiafaran"ny mpitondra tsy manaja ny sitrapon'Andriamanitra, na iza na iza mpitondra dia avy @ ilay Andriamanitra Marina daholo fa kosa hany ny manala azy eo.
10. tsiafoi1
(
29/04/2009 14:09)
falyfenosoa, tena azoko tsara ny tian-kambara. Tsy misy ny hasard fa ny zava-dht dia samy misy antony avokoa. Fa Andriamanitra dia mamindra fo sy mamela heloka ho an'ny taranaka arivo mandimby izay TIA AZY KA MITANDRINA ny didiny sy MIBEBAKA tokoa. Tsisy marina na de iray akory aza, ary tsisy tsy diso fa izay minia mikipy no adala
De aleo ho Azy Andriamanitra ny fitsarana sy ny famaliana, fa tsy isika olombelona no mipetraka eo @'ny toeran'Andriamanitra ka mandroba, mandrava, managadra, mamono izay tsy mitovy hevitra amintsika. Efa hita fa tsy nety nataon'ny teo aloha ve de mbola atao ihany.... ASA LOATRA RE ZE MAHATONGA IZANY
ANDRIAMANITRA SA SATANA????
11. ravonjison
(
29/04/2009 16:23)
halloween:
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!!Voalohany : Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan\'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpitarika ka tonga teo tam antony inona na inona izy ( Ravalo koa anie ka nampamono olona amanarivony taminin\'nireo reservistes vao tonga teo e!!! donk tsy fahatongavana teo no zavadehibe !! fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) (jereo ao amn\'ny baibolinareo fa ady daholo no nahazahoan\'ireo Mpanjaka ao Fanjakana ,, ara- baiboly daholo zan resaka zany !! faharoa: nareo ihany mantsy no miteny resaka baiboly lava eto de mba hanoratra aho!! fahatelo !! dia efa ni demission fantapoko , fantampirenena Ravalo fa ny olona sy ny TIM sasany no sisa manamboamboatra sy manamari-tena sy manamarina azy hoe tsy ni demission izy ééé!! sy ny sisa donk tsy Prezida tsony izy zany = tsy ilay mpitondra voalaza intsony zany !!! satria fahotana mahafaty izany mi-abandonné Fitantanana izany satria tsy fandraisana adidy sy andraikitra izany !!! jereo ao amin\'ny baiboly ny tantaran\'ireo Mpanjaka nitondra ao ka hoe hisy olona na fahavalo haka ny Fahefany !!! fahefatra farany rehef nialana ny Fanjakana notantanana dia tsy tokony hiverina eo tsony satria efa voahozona !! ny amboa no miverina amin\'ny loany !!
Halloween a , tsara ny maka reference avy @ baiboly, kanefa kosa tsy azo ampitahaina ny zava-nisy t@ izany fotoana izany sy ny zava-nisy @ izao.Ny zavatra sasany ao @ baiboly dia efa lany andro, ary tsy azo ataontsika ohatra tsara azo alaina tahaka. Mivoatra dia mivoatra ny fiaraha-monina.
Ohatra: Voalazanao \" fa rehefa tonga hoe President fotsiny de hajao mba tsy ho voaozona !!!) (jereo ao amn\'ny baibolinareo fa ady daholo no nahazahoan\'ireo Mpanjaka ao Fanjakana ,, ara- baiboly daholo zan resaka zany !!
@ izao fotoanan\' ny demokrasia izao dia tsy azo hekena ny fangalam-panjakana ankeriny ( t@ andron\' i Josoa izany no normal), ny ady an-trano, ny fangalana vadin\' olona ( t@ andron\' i Davida izay no normal) sns...
Anisan\' ny lalána misy ao @ EU ny \" tsy azo ataon\' ny pays roa ao @ EU ny miady \".
Hitanao @ izany fa efa nilaozan\' ny toe-trandro ny zavatra sasany ao anaty baiboly ka tsy tokony harahina.