mitohy ny tolona

1. zoam ( 29/04/2009 07:03)
efa tratra ny mpitifitra ny vahoaka nandeha 4x4 hoy commandant charles ,sy colonel lylison fa tsy misy hatahorana intsony ny securité ny vahoaka ,ndao y zalahy hilahatra indray fa tsy tokony hisy maty intsony ny vahoaka,sady efa sous pression ny HAT
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:12
2. Noue ( 29/04/2009 07:11)
ndao eee!! tsara kosa zany raha efa tratra ireo mpamono olona !!!
3. xxx ( 29/04/2009 07:34)
fa maninona no tsy nosamborina le 4x4 blanche s y le golf nitifitra nefa dia misy miaramila en tenue miaraka foana
4. fijo ( 29/04/2009 21:12)
ka ireny tsy olona no tifiriny fa lalitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564